MAMOLAVA sa......?

1. dongadonga ( 15/08/2007 08:45)
salut daholo eeh ,mba heritreritra mandalo ihany eeh:
-araka ny hevitrareo mitovy ve ny mpisotrosotro toaka sy ny atao houé mamolava ?
-raha mpivarotra toaka ianao de inona no tianao le mamolava isan\'andro sa le mpisotrosotro kely rehefa misy fety na rehefa zoma :-$:@
2. Jeankely ( 15/08/2007 09:44)
Tsy mitovy fa sahala ireo. Samy anaty toaka saingy ny iray misotro ary mety afaka miasa sy manao ny zavatra ataony ara-dalana na misotro toaka aza. Ny iray atao hoe mamolava kosa dia ilay misotro ary mamo. Ho an'ny mpisotro toaka dia hafa ny nisotro ary hafa ny mamo. Mamo rehefa very ny maha ianao anao. Tsy misy fetra na "controle". Izany hoe lasa manaonao zavatra tsy mifanaraka ny tena toetranao. Amiko samy tsy misy tsara ireo na mamolava na mpisotro toaka. Raha azo atao dia samy ialana izy roa. Ny mahavita asa tsy mila tosika amin'ny toaka na rongony na sigara no tsara saingy rehefa voazanaky ny iray amin'ireo dia tsy mahavita inoninona raha tsy mamely kely.
3. lemenakely ( 15/08/2007 15:11)
na @ teny frantsay aza entre soulard et ivrogne tsy mitovy
4. ravakamalala ( 15/08/2007 21:17)
=))=)) soulard et ivrogne, mety tsy mitovy fa samy mahamenatra sy mahatsiravina!
5. ikaretsaka ( 16/08/2007 02:08)
misy difference ve ny mpihinan-kanina sy tendankanina?
6. Fiffi ( 16/08/2007 15:44)
ikaretsaka:

misy difference ve ny mpihinan-kanina sy tendankanina?
:roll: misy mihintsy koh ! ohatra i Ika zao tena tendakanina be de miletra , de miletra...fa ny mpihinana njay heu...mihinana (moderé) angamba.....


7. dailynews ( 16/08/2007 19:26)
mpisotrosotro=> tsy isanandro?? fa rehefa mahita an ilay zava pisotro. Tsindraindray.
ny mamolava=> tsy misotro fotsiny ihany fa tsy miala eo raha tsy maharay tena ary matetika dia matetika no manao izany.

amiko aloha samy tsy tsara e.
8. dongadonga ( 16/08/2007 20:28)
de raha samy tsy tsara de manjary tsy mahazo vola le mpivarotra nefany io no mba asa fivelomany:{:{
9. Angolaina ( 17/08/2007 09:15)
le misotro toaka mihitsy aloha no tena tsy hitako izay mahatsara azy e!
10. Fiffi ( 17/08/2007 20:03)
dongadonga:

de raha samy tsy tsara de manjary tsy mahazo vola le mpivarotra nefany io no mba asa fivelomany:{:{
heu....fa nga akia raha hoe io ny asa fivelomany de tsy maintsy hisotro koh izy ?:{:{:{


11. wooda ( 18/08/2007 13:09)
Angolaina:

le misotro toaka mihitsy aloha no tena tsy hitako izay mahatsara azy e!



Tena tsara mihintsiny raha mbola tsy nanandrana ianao.
12. dongadonga ( 18/08/2007 13:54)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2787