Finoana tsy misy asa naman'ny maty.kanefa minoa fotsiny ??

1. niryna ( 15/08/2007 12:54)
Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina,fanehoana ny zavatra tsy hita Heb 11:1
Saika ao hita ao amin'io Heb 11 io daholo ny karazana finoana ka nahatonga ireo olona hanaraka ny tenin'Atra.
Fiteny foana ny hoe minoa fotsiny ihany dia ho vonjena ianao.
Miambena hianareo ,tomoera tsara amin'ny finoana.. I kor 16:13,Fa finoana no andehanantsika ,fa tst fahitana 2 Kor 5:7

Ahoana no ampirana izany amin'ny finoana izany @ fianana andavan'andro raha hoy ny teny hoe:

[I]Fa fahasoavana no namonjena anareo @ finoana,ary tsy avy aminareo izany fa fanomezana avy amin'Atra,tsy avy amin'ny asa ,fandrao hisy hirehareha[/i] Ef 2:8-9
kanefa indray dia milaza fa ....
Fa maty ny tena raha tsy misy fanahy,ary maty toy izany koa ny finoana ,raha tsy misy asa Jakoba 2:26.

(l)niryna
novalian'i niryna ny 24/08/2007 06:56
2. rakaroka ( 15/08/2007 14:04)
Malalaka ny tsi1/1 hino 'zay tiany inoana fa hanatombo foana izay mba nisy tsangambato fa tsy sanatria lany t@ "bla bla bla" tsy hita loatra izay nandraisana azy fa dia wé mino ftsn aho.
Koa raha mino ianao : kara akory atao fa tsy vitan'ny minoa fotsiny ihany ity fiainana:wink:.
3. nandrianina1 ( 15/08/2007 14:17)
zavatra tsota ihany ny fampiarana ny finoana @ fiainana andavanadro:
@ zay rehera atonao de manantena valiny positif fa aza manahy
tsy vitan'ny mino io fa nanova zavatra ampiasana ny finoana
4. piste ( 15/08/2007 15:22)
Manova ny fomba fijery angamba no tian`i Nandrianina1 ho lazaina.
5. fijo ( 15/08/2007 19:20)
za milaza hoe tsy ilaina finoana io,fa fisainana.enao ihany dia hafaka misainahoe ratsy ity ka tsy hoataoko,na tsara ka hotoizako.tsy mila hoe anatra avy ao anaty baiboly vao mahalala hoeratsy izao.
6. niryna ( 15/08/2007 22:41)
rakaroka:

Malalaka ny tsi1/1 hino 'zay tiany inoana fa hanatombo foana izay mba nisy tsangambato fa tsy sanatria lany t@ "bla bla bla" tsy hita loatra izay nandraisana azy fa dia wé mino ftsn aho.
Koa raha mino ianao : kara akory atao fa tsy vitan'ny minoa fotsiny ihany ity fiainana:wink:.



=))=))
7. niryna ( 15/08/2007 22:43)
nandrianina1:

zavatra tsota ihany ny fampiarana ny finoana @ fiainana andavanadro:
@ zay rehera atonao de manantena valiny positif fa aza manahy
tsy vitan'ny mino io fa nanova zavatra ampiasana ny finoana

Izaho koa momba izany teninao izany.
Mila mino tanteraka isika ary ny fanaovana zavatra tsy am-pinoana dia ho sasa-poana fotsiny ,sa ahoana.

8. niryna ( 15/08/2007 22:54)
fijo:

za milaza hoe tsy ilaina finoana io,fa fisainana.enao ihany dia hafaka misainahoe ratsy ity ka tsy hoataoko,na tsara ka hotoizako.tsy mila hoe anatra avy ao anaty baiboly vao mahalala hoeratsy izao.


Ny olona moa ve tsy ahalala ny tsara sy ny ratsy,fa amin'ny kristiana dia alohany hanaovany zavatra dia mivavaka amin'ny Tompo ary dia manao an'iny.
Maka ohatra aho ary efa im-betsaka ity no resahiko,rehefa misy zavata atao dia mila mivavaka vao manao an'iny,hitanao ny lalana tokony alehanao rehefa avy eo,toy izay manantena ny herin'ny tena fotsiny dia manenina avy eo.Na inona na inona izany,andramo dia ho hitanao sy ho fantatrao ny tiako ho tenenina.
9. niryna ( 15/08/2007 22:54)
Ohatra alaiko:fanadinan'ny ankizy na ny vadinao na ianao, na miresaka ny patron mba angataka zavatra ary miahiahy fa mety tsy homeny na masiaka loatra izy,mivavaka vao miteny,misy olona manahirana anao kanefa ianao tsy maitsy hiresaka ny ataony?Mivavaka vao miteny sns....
Mino izany aloha ary ampiharina amin'ny fiainana ihany koa io satria hoy ny teny hoe na inona na inona ataonao dia ankino amin'Atra izany,aza miantehatra ny herinao irery fa miantehera azy ary ataon'ny ho lavorary ny lalanao,ny dianao,ny ho avinao.Vakio ny Sal 37:3-5
10. niryna ( 15/08/2007 22:59)
Hita ihany koa fa ny finoana tsy arahan' asa dia naman'ny maty.Raha mahafantatra ny tenin'Atra isika ohatra kanefa tsy mba mizara izany dia naman'ny maty ihany koa ilay izy.
Ahoana no ampiroborobohana izany finoana izany raha tazomina ho antsika irery? Ahoana no fampiharana izany amin'ny fiainana raha tsy miara -mizara na manampy ny hafa amin'izay fantatrao fa mety.
Dia mitovy ilay hoe olona manana talenta ka ny iray manana dimy ny iray manana roa ary ny iray manana iray.Ireo manambe dia nitombo avo roa heny na zato heny ny talentany satria nampiasainy fa ilay iray kosa ny kely nanany aza nesorina taminy.:roll:
11. cutie ( 15/08/2007 23:10)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 15-08-2007 21:20:05
Lohateny : Re : Finoana tsy misy asa naman'ny maty.kanefa minoa fotsiny ??
za milaza hoe tsy ilaina finoana io,fa fisainana.enao ihany dia hafaka misainahoe ratsy ity ka tsy hoataoko,na tsara ka hotoizako.tsy mila hoe anatra avy ao anaty baiboly vao mahalala hoeratsy izao.

miombon-kevitra :lol:
12. ikaretsaka ( 16/08/2007 02:19)
rakaroka:

Malalaka ny tsi1/1 hino 'zay tiany inoana fa hanatombo foana izay mba nisy tsangambato fa tsy sanatria lany t@ "bla bla bla" tsy hita loatra izay nandraisana azy fa dia wé mino ftsn aho.
Koa raha mino ianao : kara akory atao fa tsy vitan'ny minoa fotsiny ihany ity fiainana:wink:.

izay mihitsy..
hoe hanao ary zato am-pandriana fa "mino ve" hahahaha

13. niryna ( 16/08/2007 02:32)
ikaretsaka:

rakaroka:

Malalaka ny tsi1/1 hino 'zay tiany inoana fa hanatombo foana izay mba nisy tsangambato fa tsy sanatria lany t@ "bla bla bla" tsy hita loatra izay nandraisana azy fa dia wé mino ftsn aho.
Koa raha mino ianao : kara akory atao fa tsy vitan'ny minoa fotsiny ihany ity fiainana:wink:.

izay mihitsy..
hoe hanao ary zato am-pandriana fa "mino ve" hahahaha



niryna:

Hita ihany koa fa ny finoana tsy arahan' asa dia naman'ny maty.Raha mahafantatra ny tenin'Atra isika ohatra kanefa tsy mba mizara izany dia naman'ny maty ihany koa ilay izy.
Ahoana no ampiroborobohana izany finoana izany raha tazomina ho antsika irery? Ahoana no fampiharana izany amin'ny fiainana raha tsy miara -mizara na manampy ny hafa amin'izay fantatrao fa mety.
Dia mitovy ilay hoe olona manana talenta ka ny iray manana dimy ny iray manana roa ary ny iray manana iray.Ireo manambe dia nitombo avo roa heny na zato heny ny talentany satria nampiasainy fa ilay iray kosa ny kely nanany aza nesorina taminy.

Ka izay indrindra no nahatonga ahy hiteny an'io ambony io:lol::lol::lol:
Amin'ny tenin'Atra izany dia vavolombelon'ny mpiasa koa ny bainga voavadika.Tsy hanohitra foana fa manome porofo ao anaty baiboly anohanana izany teny izany mba ahafahana mampiasa azy amin'ny fiainana :D:D
14. niryna ( 16/08/2007 02:33)
rakaroka:

Malalaka ny tsi1/1 hino 'zay tiany inoana fa hanatombo foana izay mba nisy tsangambato fa tsy sanatria lany t@ "bla bla bla" tsy hita loatra izay nandraisana azy fa dia wé mino ftsn aho.
Koa raha mino ianao : kara akory atao fa tsy vitan'ny minoa fotsiny ihany ity fiainana:wink:.

:cry::cry: mampalahelo be ahy ianao

15. fijo ( 16/08/2007 21:37)
ka lanyandro hivavaka eo fa tsy ny safidy no atao ko
16. niryna ( 17/08/2007 21:25)
Tsy lany andro mihitsy fa mampiatra ny vavaka amin'ny fiainana.Tsy hoe misy mahazo dia mitady azy,tsaratsara ny fiainana dia manadino azy.
Na inona na inona manjo sy miantra antsika amin'ny fiainana dia misy vahaolana foana raha manantona azy amin'ny finoana.Izay ilay fanoharana mikasika ny mustard seed,na voantsinampy sy ny tendrombohitra.
Moa misy zavatra sarotra amiko va? (Mat 19:26)

Mino ary am-piasaina amin'ny fiainana ilay finoana.
Raha mandom-baravarana tsy mijanona ianao dia hivoha ho azy ny varavarana dia toy izany koa Atra raha mivavaka aminy amin'izay olana misy aminao ianao na inona na inona dia hamaly anao tokoa izy noho ny finoana misy anao fa misy izany Atra izany ary mamaly vavaka izy.
17. niryna ( 17/08/2007 21:48)
Mbola manamafy an'izany ihany koa fa mandalo fisedrana daholo isika rehetra ary tsy hamela antsika hitondra ny tsy zakantsika izy.
Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona;nefa mahatoky an'Atra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo. I Kor 10:13 ).
Noho ny finoana Azy izany dia mijoro ho jiro taratr'ireo maizina ny mpino , satria mahalala sy mino fa Atra no manampy azy amin'ny rehetra ( 2 Tes 3:3)
Nefa aoka angataka amin'ny finoana izy fa tsy hiahanahana akory
(Jak 1:6)
Vokatr'izany finoana izay arahana asa dia samy miezaka ny mpino mba ampiasa ny finoany ary ampiasa izany amin'ny fiainany eo anivon'ny manodidina azy sy ny tontolo ihainana.:lol:ka mangataka ny Fanahy masina mba hampianatra azy Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana,fifaliana,fiadanana, fahari-po fahamoram-panahy,fanaovan-tsoa,fahamarinana. (Gal 5:22-23):D

18. fijo ( 17/08/2007 23:13)
ny ahy ny vahaolana ,za ihany no mikaroka azy fa tsy mbola hiandry a'iza sy iza eo.ny any iraka mila vahaolana ,tsy mankany aloha izy mandamina aha manana,any izao no tena mila azy,raha misy izy
19. Kwasi ( 18/08/2007 18:25)
Ny fahazoako ny fanontaniana dia mametraka ny dualite entre Finoana # Asa, izay tsy tokony hipetraka.
Io no maha-zavadoza an\\\'ity verset tsaingotsaingohana isaky ny mihetsika ity.
Ohatra io \\\"minoa fotsiny ihany\\\" io. Izay lasa niteraka sy nahatonga fahadisoam-panantenana bdb nefa zavatra tokony hanome hery sy finiavana ary famporisihina @ zavatra ataon\\\'ny tsirairay.
Miara-dalana hatrany ny finoana sy ny asa, ny asa sy ny finoana. Tsy afa-misaraka ireo.
Finoana + Asa = Fahatongavana @ tanjona.

Eto aho dia hiresaka kely ny hoe fifehezana (controle, maitrise). @ zavatra rehetra atao dia misy ny zavatra voafehin\\\'ny tena ary misy ny tsy voafehy. Ny zavatra voafehy dia tafiditra @ Asa, ny tsy voafehy no @ Finoana. Mila manao ny anjaranao ianao miaraka @ ilay finoana. Aza adino fa @ io hoe minoa fotsiny ihany io mbola misy ny hoe \\\"Aza matahotra\\\". Ny zavatra tsy anana controle matetika no atahorana.
Ny ao eritreritry ny olona angatahanao ny zavatra ilainao tsy ho voafehinao mihitsy, fa ianao kosa mila mampiasa izay fahaizanao mangataka ahazoanao ny oui. Ary ilaina araham-bavaka ny fangatahanao mba hampahery anao. Fa na nivavaka sy hoe minobe toy inona aza ianao nefa sady mangataka no mivindavinda ohatra, ho sarotra ihany ny hahazo fahafaham-po.

Minoa FOTSINY IHANY: ny fandraisanatsika an\\\'io teny hoe fotsiny io koa no mandiso fanantenana antsika. Satria toa mahatonga antsika hieritreritra fa tsy mila ezaka ny fahazoanjvatra. \\\"Izao fotsiny e...\\\", \\\"Anona fotsiny io...\\\" fotsiny fotsiny fotsiny., dia lasa fotsy ny iafarany. Mety ho hafa angamba ny fiantraikan\\\'ilay teny raha nadika zavatra hafa ilay izy.
Dia manjary tsy miraharaha ilay finoana intsony ny olona fa lasa niantehitra t@ tenany. Izany hoe izay zavatra voafehiny ihany no entiny ifehezana ny zavatra tsy ho voafehiny. Toa mandeha ila ihany anefa izany. Izay voa maika miteraka zavatra hafa eo @ tena (stress, tension, depression, suicide...sns).

Ny mba angatahiko anareo namana dia aza mba raisina an-tendrony re io \\\"minoa\\\" fotsiny ihany io, fa raiso ny baiboly dia diniho, ny contexte nahatonga an\\\'i Jesosy niteny azy io ao @ Marka 5.36. Fa aza dinihina @ lafiny maha-slogan populaire azy ilay izy.
20. niryna ( 20/08/2007 03:28)
fijo:

ny ahy ny vahaolana ,za ihany no mikaroka azy fa tsy mbola hiandry a'iza sy iza eo.ny any iraka mila vahaolana ,tsy mankany aloha izy mandamina aha manana,any izao no tena mila azy,raha misy izy

Fa misy olona mitady tambiny,izany hoe mahafantatra izy fa misy saingy tsy dia matoky firy dia mitamby hoe raha misy tokoa ianao dia ataovy toy izao aho,vao maika izy tsy mipoitra fa misitrika any an-danitra=)):-$

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5722