Tsisy ilaivana azy ny COJI ?
1. tsaramaso
(
11/08/2007 13:29)
Mba te hanaraka JIOI de mijery ny site officiel nataon'ny coji :
- page d'accueil : Bienvenue à Madagascar, Convention de partenariat : tsisy ilaivana azy daholo
- Menus : tsisy azo ze fandehany
- Rubrique discipline : definition, historique, ... : tsisy ilaivana azy. Atao inona izay tantaran'ny football any? afaka jerena amin'ny wikipedia izany na site hafa!! fa ny programa sy ny voka-dalao no ilaina kanefa aiza ????
Ao amin'ny ministera : http://www.mjs.gov.mg/ : misy izay mahaliana, tonga dia hita amin'ny in-1 mipi-maso
Toa tsisy ilaivana azy akory ilay site nataon'ny COJI. Tsisy hazon-damosina. Tsy misy tombony amin'ny an'ny governemanta akory fa resaka manidina daholo. Naleo tsy nisy toy izay fopla otran'io e! tsssss
Mba miasa ve ny BIANCO ? Otran'ny mampite hatsipy ho any amin-dRakotonarivo ny tsiny le ... Mampite hiteny ratsy

novalian'i Angolaina ny 14/08/2007 09:34
2. Fiffi
(
11/08/2007 13:44)
page d'accueil : Bienvenue à Madagascar, Convention de partenariat : tsisy ilaivana azy daholo
Menus : tsisy azo ze fandehany
Rubrique discipline : definition, historique, ... : tsisy ilaivana azy.Toa tsisy ilaivana azy akory ilay site nataon'ny COJI
Tsisy hazon-damosina.
resaka manidina daholo. Naleo tsy nisy toy izay fopla otran'io e! tsssss
Mba miasa ve ny BIANCO ? Otran'ny mampite hatsipy ho any amin-dRakotonarivo ny tsiny le ...
Mampite hiteny ratsyheu....enao irery hiany no eo devant-ny écran-nao fa tsy misy mahita anao raha te-hiteny ratsy enao koh ......
de aza jerena akia raha manorisory an ! soahiany zany fa nahita site hafa azonao jerena enao....:)
3. xxx
(
11/08/2007 13:46)
io ary izy efa mba nivoatra http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46ad9729761e2
5. malalatinasoa
(
11/08/2007 14:12)
F'hita fa tena tsy alehany mihintsy ilay site officiel ny jioi knou.
Ny pozipoziny klou tsy hidirako lalina fa ny contenu-ny dia tena manatody. Aiza ve rangahy ka hijery ny bilan ny medaille ianao dia ULTERIEUREMENT MERCI foana no mitranga ao. @ io efa 3eme jour tsssss...., mahamenatra, nefa site officiel hono :( :(.

6. sylvain
(
11/08/2007 17:40)
mampalahelo tokoa é!hita hoe mbola tsy lasa lavitra mihitsy ny gasy raha resaka info-net no jerena,aiza ve jeux des iles atao any dago d tsy misy na télé iray aza mba mandefa na manao rediffision ny jeux atao any!fa d ny télé zareo môrisiana no jerena!tsssss!!!!!!
7. lemenakely
(
11/08/2007 17:56)
tsaramaso:
Mba te hanaraka JIOI de mijery ny site officiel nataon'ny coji :
- page d'accueil : Bienvenue à Madagascar, Convention de partenariat : tsisy ilaivana azy daholo
- Menus : tsisy azo ze fandehany
- Rubrique discipline : definition, historique, ... : tsisy ilaivana azy. Atao inona izay tantaran'ny football any? afaka jerena amin'ny wikipedia izany na site hafa!! fa ny programa sy ny voka-dalao no ilaina kanefa aiza ????
Ao amin'ny ministera : http://www.mjs.gov.mg/ : misy izay mahaliana, tonga dia hita amin'ny in-1 mipi-maso
Toa tsisy ilaivana azy akory ilay site nataon'ny COJI. Tsisy hazon-damosina. Tsy misy tombony amin'ny an'ny governemanta akory fa resaka manidina daholo. Naleo tsy nisy toy izay fopla otran'io e! tsssss
Mba miasa ve ny BIANCO ? Otran'ny mampite hatsipy ho any amin-dRakotonarivo ny tsiny le ... Mampite hiteny ratsy
Miombo-kevitra aminao 100% aho ! na ny hira faneva aza tena tsy alehany mihintsy ..naleoko lavitra aloha t@ 1990 e! ny fahitàko ary ,y olana t@ ity dia efa atomotra toy ny oro-tsaka vao nikoropaka ...MAMPALAHELO !!!:oops::oops:ity angamba no hoe tongo-bakivaky sady marary no mahamenatra
13. Angolaina
(
13/08/2007 12:20)
za koa aloha mahta fa tsy dia tena ary fomba tsara ilay fikarakaran'ny coji e! mbola ho ela oa tsika gasy vao hahay zavatra tsara ! ny tena mahasosotra koa ange de ny fitiavan-tena sy ny fijerena ny tombotsoa manokana foana no tena mibahan-teorana e :evil::evil::evil:
14. xxx
(
13/08/2007 17:49)
mahagaga fa ny olona any Mada milaza fa mahafinaritra, mbola tsy nahita afo manga sy fampisehoana toa izany,
16. xxx
(
13/08/2007 21:06)
xxx:
mahagaga fa ny olona any Mada milaza fa mahafinaritra, mbola tsy nahita afo manga sy fampisehoana toa izany,
isika aty ivelany aty no matetika sady be critique no tsy manao akory
... dia hisy hilaza indray izao hoe , izany no tsy mampandroso ny gasy ...
17. tsaramaso
(
13/08/2007 21:59)
Rehefa tandrametaka dia tandrametaka ry tsamy e !!!
Na hilaza inona ialahy na hilaza inona
... olona tsy dia ampy fisainana loatra izay nanao an'io.

18. Angolaina
(
14/08/2007 09:34)
fa na zany aza aloha tena hita fa niezaka be isika gasy @ fahazoanay medailles volamena an ! ho any chine tsinn ko :-D:-D:-D