reo papa reo
1. kallie
(
10/08/2007 07:20)
http://fr.youtube.com/watch?v=TYNQPW-3V_Q&mode=related&search=
:-D
:-D
répondu par wooda le 13/08/2007 14:19
2. kallie
(
10/08/2007 07:21)
http://fr.youtube.com/watch?v=h5HAsdxBTNI&mode=related&search=
ty nefa mafatifaty
ty nefa mafatifaty
4. ravakamalala
(
10/08/2007 07:51)
=))=))=))=))
lehilahy be firy alahatra amin ilay sipakely, miongam-potsiny!!!! KO
=))=))=))

8. evasoa
(
10/08/2007 13:15)
Tena tsy mampimehy :{:{:{:{:{
Vao maika mampalahelo, mazava ho azy fa dia tena tsy mandray andraikitra amin'ny fikolokoloana zaza mihitsy izany lehilahy izany fa angamba zatra mivalapatra mijery télé fotsiny
Ramatoa foana no miandraikitra ny rehetra. :-/

12. kallie
(
10/08/2007 14:31)
http://fr.youtube.com/watch?v=_1khh1xEjEA&mode=related&search=
fa tena misy ôtranzao ve? tô na za aza tô kiriko iany ko.... :cry:

13. sakaizakely
(
10/08/2007 17:02)
kallie>
tena misy tokoa ange lhl kamo velona e ! Toetsaina @ ankapobeny io :? fa zany hoe efa mivoatra ny ankabeazany tsy manao an'zany intsony. Rehefa manatrika préparations à l'accouchement ry zareo de miova be. Lasa tia mandray andraikitra be amin'ilay zaza.
fa le farany ity tena misy koa an, eo ampanoloana taty ianao no miporitsaka ny kk. Fa matetika le mbola zazamena ireny no mpanao azy de vonivony fa tsy mainty be hoatra an'io, sady tsy maimbo
aza rikoriko zany :-D:-D:-D:-D
tsy mbola misy neny rikoriko @ zanany izany, paroles de sakaizakely :-*:-*:-*:-*:-*

14. kelly13
(
10/08/2007 17:54)
mamy ange ry reto ny zanaka e, ka na kk na vomi no eo voadio fona izy ary tsy kiriko zany (kallie :wink: tu verras ankia a), fa reto papa reto kou alou ra tsy forcer-na kely tsy handray andraikitra e. nenà d avelako miaraka amindrainy eo d mi-debra, aiza no tsy hanao eo refa teren'ny karatra hihihi
15. ikaretsaka
(
10/08/2007 18:34)
samy manana ny asany kosa io ko.. izay ilay hoe asan-dehilahy sy asam-behivavy..
rehefa tena voatery dia mifamadika kely ihany .. fa tsy hoe isan'andro.
ohatran'ny sipa mi bricole ihany io. zavatra vita antsasak' adiny adiny 4 mbola ny ampahafolony no vita.

17. mamzelkely
(
13/08/2007 10:38)
ika ko izy kosa aza ange efa mbô manao na de 1/10 aza no mbola vita ee :-D:-D