CLIP MBA REVY

1. rakaroka ( 09/08/2007 18:43)
Tsy lafatra loatra anefa dé:wink::-w:-w MBA REVIKO RY RETO ITY CLIP ITY/ ASA LOATRA INN AZA NO HITIAVAKO AZY:?::?::-D:-D:-D:-P
http://www.youtube.com/watch?v=HweU-Nc__HE
novalian'i mbaliana ny 12/08/2007 09:07
2. Fiffi ( 09/08/2007 18:51)
aleko lavitra ity....

http://fr.youtube.com/watch?v=avUC5gMDTKQ
3. kelly13 ( 09/08/2007 19:21)
ratsy tarehy i adreano celentano fa sady mpihira malaza no acteur malaza any italy any, ms tsy maheno feo za fa tsisy fihenona :(
4. Fiffi ( 09/08/2007 19:22)
le mpihira ve akia rakaroka no tiandry sa le hira ?
5. rakaroka ( 09/08/2007 19:57)
:-w:-w Asa aloha fa "question feeling koa io". Et
ny blem matetika dia matetika voarohin'ny toerana nitaiza ny fijery. Heu ;;;marina aloha fa nalaza ho bogany be t@ androny hono i Alain Delon, tsy latsa-danja koa ny lazan-dry Dalida, fa raha tena zohina ny tantara, efa è" 'gné rizareo vao nihira iny, izany hoe ireo olona nasehoko no nihira an'iny talohan-drizareo.
I Mina io koa connue mondialement fa ny toerana misy antsika no tsy ivoirany; dia raha dinihina ny isan'ny mpanaraka ireo clip roa ireo:"Be mpanaraka kokoa iry voalohany no tsara point kokoa:-D:-D:-D:wink: mahafinaritra ahy ny "expression artistique" na tsy lafatra loatra aza!:-D:-D:-P:wink:
6. hery ( 09/08/2007 21:30)
Reveko i Mina sy Celentano kah :-)

http://www.youtube.com/watch?v=KkfOQmFfOB0 izy koa milay satria i Mina mihitsy no tena mihira.
7. rakaroka ( 09/08/2007 21:59)
Asa "gracieuse" kokoa 'ngamba ny vhv Italiana? dia mihatrana any @ ati-fanahy kokoa :?::?:. Manja koa lé nasehon'i Hery io ka!misaotra anareo sy i Fiffi,
De toutes façon tsy ratsy koa ny nanaovan-dry dalida azy iny; fa ny mahafinaritra ahy t@ ilay tery ambony raha narahana h@ farany lé "clip"
tena hita mihitsy ny maha "comédien" an'i A Calentano :-D:-D:-D Tapaka ny tsinaiko manaraka lé hira, nisy toa very temps kely izany hono anefa izay mihitsy no maika nitiavako azy::-D:-D:-D
Dia aiza koa no hisy "bonbon" feno paosy toa ireny, dia nomeny koa hono lé mpihira nony farany:-D:-D=))=))=))=)).Mampitsiky lé izy dé izay koa 'ngamba no nampitombo ilay expresion artistique.:lol:
8. mbaliana ( 12/08/2007 09:07)
rakoraka> tiako ka koa iny comedie-n\'i celentano sy mina iny ka.. sady manaraka ny teneniny koa mampme... ny lhl mampifila rehefa mba tiana iny e.. dia mampijaly amin\'le sigara miaraka amin\'le bonbon eccc... dia le scène le hoe nanome bonbon an\'i Alberto Lupo.. lery ndray no mba manome bonbon fa tsy omena intsony hono izy e....(exagerer-ny lery le izy dia vao maika clown)
le faharoa nasehon\'i hery ndray ohatry ny scène fiainana andavanandro (meme situation fa nifamadika ny roles)...fa mivoaka tsara... zay aho vao nifditra teto fa misaotra nampiseo e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0522