Maki de Madagascar

1. totty ( 09/08/2007 15:59)
hiatrika grand gala any Frantsa (Marseille) amin ny volana septembre hoi avy izao,izany hoe ny 5 na 4 izy ireo no mihainga:lol::lol::lol:
novalian'i Fiffi ny 14/08/2007 10:24
2. ramorafr ( 09/08/2007 16:19)
http://mbc.intnet.mu/news.htm
de mazotoa daholo e(l)
3. Fiffi ( 09/08/2007 16:33)
ramorafr: misaotra akia nizara an ! tena eto am-pijerena zah io an ! =D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
4. Fiffi ( 10/08/2007 11:41)
PROGRAMMESPROGRAMMES

09-08-2007
En direct du stade MAHAMA SINA - CEREMONIE D'OUVERTURE
à partir de18H00
10-08-2007
FINALE KARATE, FOOTBALL - MAU vd MAD, VOLLEYBALL : MAU vs SEY, FINALE LUTTE
à partir de13H30


11-08-2007
CYCLISME - Contre la montre, FINALE KARATE, BASKETBALL: MAD vs SEY-MCE, VOLLEYBALL:MCE vs MAD, TENNIS:EQUIPE DOUBLE, FINALE LUTTE
à partir de 10H00
12-08-2007
FINALE KARATE, PETANQUE: 1/8 de fin ale (H & D), BASKETBALL: MAD vs SEY-MCE (D), HALTEROPHILIE, TENNIS:Equipe double 1/4 Finale, FOOTBALL: MCE vs MAD-SEY, VOLLEYBALL: MCE vs REU-COM
à partir de14H30


5. toovs ( 10/08/2007 11:54)
nilay be le karaté teo an. 5 médailles d'or sur 6. wouahouuuu!

fa tsy haiko na manao tsianjery maimbo aloha le olona nanontanian'ny mpanao gazety fa raha ny fahitako azy toa tsy de nahavaly an'ilay hoe "comment vous l'avez vécu?" sa zah no tsy nihaino tsara?
6. Fiffi ( 10/08/2007 11:59)
5/6 + 1 en argent =D=D=D=D=D=D=D=D
7. toovs ( 12/08/2007 12:17)
zay ve rangah miditra amin'io site io de refa hijery an'ilay androany de tsy mety kle
inona mitsy ary no mahatonga an'izany
8. Fiffi ( 12/08/2007 19:10)
zany ve ? :roll: zah kalou de nijery fa nandé tsara an !
9. toovs ( 13/08/2007 15:43)
Fiffi:

zany ve ? :roll: zah kalou de nijery fa nandé tsara an !



ary sao de le ora ijereko azy kosa ary no tsy mety sa ahoana. mijery une heure d'avance aty ah manko sa ve ora môrisiana io fa tsy ora gasy
10. Fiffi ( 13/08/2007 16:51)
heu.....raha 10h30 aty ivelany akia de 11h30 any dago sa 9h30 ? 1h de décal le izy manko....zah kalou de tara 1ora foana...:( fa na izany aza mahita an ! :)
11. toovs ( 14/08/2007 10:00)
Fiffi:

heu.....raha 10h30 aty ivelany akia de 11h30 any dago sa 9h30 ? 1h de décal le izy manko....zah kalou de tara 1ora foana...:( fa na izany aza mahita an ! :)


tsy site gasy ange io ry fiffi e
12. Fiffi ( 14/08/2007 10:24)
ié : fa misy le dekalage am ora kah ! heu...rehefa mijery le directe avy any dago kah !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3737