mitady fiara-misa @ olona manambolo

1. snathi ( 06/08/2007 16:23)
izaho dia manana tetikasa maro...maniry aho mantsy ny mba anao asa soa eto antanindrazana;eny fa na ny manodidina ahy aza.noho izany dia nihezaka aho ny mba nitady lalana...nandalo teny @ banque aho;hay kay mila nantoka vao mety..marihiko nefa fa manana antoka aho fa lova..nanantona olompanjakana idray aho dia manaiky ny hiarahiasa amiko izy ireo saingy eo @ fikarakarana ny antotataratasy no tena ahafahany manampy ahy;noho izany no mba anaovako ity antso avo ity ho anareo manambola mba andeha isika mba hiara-hiasa fa tena mahomby no tena tsara sady matotra.misaotra antsika mialoha ...
ity ny adresiko raha liana ianao io:santhimichael@yahoo.fr
novalian'i Fiffi ny 04/10/2007 18:52
2. ikaretsaka ( 07/08/2007 04:39)
hay ve manambola e..:D
gaga be aho.
dia inona aloha ilay tetik'asa?
3. tywa68 ( 07/08/2007 05:20)
Inona ilay fiaraha-miasa ? ohatrinona tsara no vola tadiavinao ?
4. Fiffi ( 07/08/2007 06:00)
snathi:
mba andeha isika mba hiara-hiasa fa tena mahomby no tena tsara sady matotra.
raha zah enao de fenohiko kalou ny mombamomba anaha...lahy sa vavy ? mipetraka aiza sns.....?


5. rhina ( 07/08/2007 09:36)
manambola sa manambolo e!
snith ar tsy nanazava kory ko nareo no manazava hoe manambola

andraso lo iz hanintsy nteniny e
ra mitady fiaraha miasa @ olona manambolo mantsy izy d teneniko le namako zay fa iz mpetraka any manambolo d atoroko azy io adiresy io

fa ra le lazainareo r fitti d androso enona ny resak'i snith e!!

sa!!!!?????
6. rhina ( 07/08/2007 09:37)
manambola sa manambolo e!
snithi ar tsy nanazava kory ko nareo no manazava hoe manambola

andraso lo iz hanintsy nteniny e
ra mitady fiaraha miasa @ olona manambolo mantsy izy d teneniko le namako zay fa iz mpetraka any manambolo d atoroko azy io adiresy io

fa ra le lazainareo r fitti d androso enona ny resak'i snithi e!!

sa!!!!?????
7. Fiffi ( 07/08/2007 20:20)
snathi:

ho anareo manambola mba andeha isika mba hiara-hiasa fa tena mahomby no tena tsara sady matotra.
manambola hono.....


8. RyAnona ( 03/09/2007 08:26)
Betsaka ry se ny te hanao zavatsoa aty an-tanintsika fa saingy mikolay daholo satria tsy vita moramora. Ny azo atao dia olona manambola any an-dafy ary tsy Gasy fa hainao ny antony hilazako an'izanysatria ny Gasy dia mba samy efa manao bny anjarany avy, ny fianakaviany, ny fiaraha monina misy azy, ny fiangonany, .... Fa ny vahiny manam-bola tsy misy fetrany fa ny tiany ho fanatra dia aiza ary inona no ataonao. Iza ianao hiara miasa aminy. Ny antony hanaovanao azy ary ny efa mipetrapetra, vita an-taratasy ve ny projet nao. Fa tsy bla bla fotsiny. Betsaka ny manana projet mety sy azo atao ary efa betsaka no efa nampiantra fa tsy mbola nisy nahatafita azy tsara afa tsy ry Pedro ohatra akaiky fa na di aizy aza mbola hitanao ny fahasarotan'ny laslana nolalovany sy mbola hiainany na di efa ela teo am-perin'asa aza izy. Kanefa hoy aho aminao hoe: "TSY MISY TSY MAFY TSY LAITRAN'NY ZOTO E"
9. tery ( 01/10/2007 20:33)
mety misy lafiny marina ihany zany lazainao izany nefa mila fantarina tsara koa izay vazaha hiarahana satria betsaka no tsy izy.milaza ho investisseur b nefa ilay volantsika no kely lanja.raha ny hevitro aloha d aleo manao @vola ananana d ataonao aloha izay hahaizanao ilay projet d avy eo mitady fiarahana @zay. misy gasy tena tsara eto:o
10. Fiffi ( 04/10/2007 18:52)
ary snathi aza tsy hita intsony an ! :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1971