faly be za

1. sechat ( 03/08/2007 13:08)
vakansy za an! hihihihi! :lol:
novalian'i wooda ny 08/08/2007 21:57
2. Samoana ( 03/08/2007 13:15)
za J-7 fa efa faly be koa na izany aza:D
Bôny vôkansy izany e !
3. mamzelkely ( 03/08/2007 14:32)
zay tsisy vôkansa :cry:
4. wooda ( 03/08/2007 15:01)
za koa tsisy vacance zany! :cry:
5. mim ( 03/08/2007 15:21)
fa aona zany tsisy vakansy zany lé?
6. booboo ( 03/08/2007 19:27)
Sechat > arabaina tratry ny asaramanitra eeee hihihihi
Samoana > koay, mbola ela beeee zany fa mbola misy firy sekôndra vao vacs hihihihi
Mamzelkely, Wooda > mamangy @ fahoriana hihihihihi
7. lancia ( 03/08/2007 23:19)
sechat:

vakansy za an! hihihihi! :lol:



sika mitovy,hihihi
8. celica ( 04/08/2007 20:03)
za zao vo rentrée fa ande anontany oe rovina ndray ny vakansy
9. Herimiafina ( 04/08/2007 20:04)
Eeeeh, sambatra e! Zah leo manao vacance klé. :-D:^)
10. Fiffi ( 05/08/2007 06:04)
fa tena ilaina ny vacance kah ! sarotra be raha tsy misy io...
wooda: fa ahoana akia ? de mi-bosy foana ve ?
11. ravakamalala ( 05/08/2007 11:12)
tsy maninn zany io fiffi na tsy misy aza a!
12. kiadi ( 05/08/2007 11:33)
fa inona zany vakansy?
13. princesseN ( 08/08/2007 09:22)
fialan-tsasatra zany ry kiady ah!na vacance
fa zahay alou misy vacance be mintsiny eh!
14. wooda ( 08/08/2007 21:57)
booboo-> :? fahoriana? :-D:-D

Fiffi-> tsy maintsy mitady fa tsy mahavita miandry sy minomino fotsiny ihany ka!:wink: :-* kiss Aia le tsinjaka slow?

kiadi-> vacance? moka be dia be, kapa very, havizanana, sy bizoux be dia be amin'ny fianakaviana! :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3387