Scooter.

1. ikaretsaka ( 05/08/2007 02:48)
Hatraiza ka hatraiza tokoa ny distance lavitra indrindra mety ho vita @ ireny scooter ireny?
le tsotsotra ireny an.. ohatra hoe jog pro ireny na tsy haiko aby
marihana fa stock (d'origine) daholo ny motera fa tsy no modifier-na
novalian'i battle ny 25/10/2007 05:53
2. Herimiafina ( 05/08/2007 02:53)
Scooter kely maso izay no mba nentiko fa nahavita 80km zah niala baka Tsiroanomandidy tamin'iny RN1Bis iny fahiny.
Ny blem dia misolo segma isaky ny roa volana. :wink::@
3. Fiffi ( 05/08/2007 05:48)
Herimiafina:tena natosikao au maxi mintss izy zany an ! ny hitako aty aloha de tsy mihoatran'45km/h an !



http://www.chimix.com/thermodynamique/scooter.htm
4. Fiffi ( 05/08/2007 05:49)


de iza am-ireo ny an'i Ika ?

http://www.scooter-system.fr/galeries/index.html

http://www.motoservices.com/50/booster.htm
5. lemenakely ( 05/08/2007 07:25)
ikaretsaka:

Hatraiza ka hatraiza tokoa ny distance lavitra indrindra mety ho vita @ ireny scooter ireny?
le tsotsotra ireny an.. ohatra hoe jog pro ireny na tsy haiko aby
marihana fa stock (d'origine) daholo ny motera fa tsy no modifier-na



Arakarany io misy ny moteur à 2 temps raha 50cc aloha izy dia manao tana BIRA vita ny segment! fa raha 90cc dia maharitra elabe vao vizaka ny segment.

Raha 4 temps dia mitovy @ auto tsy misy olana na entinao hatraiza aza !!!
dia ny 2 temps mihinana kokoa au niveau consommation noho ny 4 temps
6. menalamba ( 05/08/2007 09:21)
Fa inona no antony mora mahafaty ny segment hoatr'izany?Sa tsy dia tsara ny vy nanaovana azy?:-/
7. hery ( 05/08/2007 11:32)
lemenakely> Izany hoe afaka 170 km dia vita ny segments-n'ny 50cc

sa hoe 170km continu io?

Azo atao izany raha mijanonjanona, dia misy mijanonjanona isaky iny in?
8. wooda ( 05/08/2007 11:49)
ikaretsaka-> autonomie ve no tianao ho hay?
9. Fiffi ( 05/08/2007 13:00)
http://www.chimix.com/thermodynamique/scooter.htm

jereo angé io lien io eh !
10. Herimiafina ( 05/08/2007 13:28)
Saika hadinoko, io 80km io nataoko isan'andro nandritry ny 6 volana tany ho any! Fa favy ilay scooter kah.
Tsy booster ve io sary nalefan'i Fiffi io?:^):@
11. Fiffi ( 05/08/2007 14:58)
an3 kah ! tena scooter io an ! heu....tsy nojerenao nga le lien nalefako misy choix bdb io ?

:roll::roll: hafahafa be ity an !
12. Fiffi ( 05/08/2007 14:59)
ity kosa aloha humm.....
13. ikaretsaka ( 05/08/2007 15:52)
hery:

lemenakely> Izany hoe afaka 170 km dia vita ny segments-n'ny 50cc

sa hoe 170km continu io?

Azo atao izany raha mijanonjanona, dia misy mijanonjanona isaky iny in?



ka tsisy ankijanona anie ry hery fa tonga de atsirane direct ohatra izany (tsy miroro)
14. ikaretsaka ( 05/08/2007 15:54)
wooda:

ikaretsaka-> autonomie ve no tianao ho hay?



karazandrazany! ilay hoe hatraiza dia tsy maty segment, tsy micraque ny piesy atsy sy eroa. tsy mila mijanona kely aloha fa michauffe.. fa ilay mameno dia lasa ...

ohatra hoe tana-toliary @ scooter ohatra
15. Herimiafina ( 05/08/2007 21:07)
Ny tena hitako blem koa matetika dia ny allumage! Rehafa mi-demarrer iny indraindray kaiamba be klé. :^)

Fa le an'olona nampiasaiko izay, io andehanana mijery chantier 40km x 2 = 80km / jour io nampiasaina nandritry ny 6 mois fa mbola milay be foana rehefa voasolo ny segment. :@
16. ikaretsaka ( 05/08/2007 23:53)
tena aleo ihany beka (piste) raha izany le! iny raha miala @ 8 tana miditra @ 3 sasany sy @ 4 any bira! Mikaly ao Ambohimandroso!
tsisy lasantsy tsisy lilil fa ny rano no atao betsaka
17. Rasiligaoma ( 06/08/2007 05:27)
raha ilay motramotraka ireny aloha ny scooter dia io segment io no probleme ny e..
fa ilay misy vitesse koa tsy maninona
ilay Vespa tranainy ireny mety hahatonga. Antsirabe Ambositra mandroso sy miverina no efa nataoko fa ara-dalana tsara
18. miainga ( 06/08/2007 06:40)
Zao zalà, refa mitandroka scooter dé tapohy menaka kely ny solika. Mampateza motera io sady raha handeha lavitra dé ela kokoa vô michauffe.
19. ikaretsaka ( 06/08/2007 06:56)
fa raha ireny scooter kely irenyizany dia tsy maintsy heo na simba segment na mi chauffe?
20. Fiffi ( 06/08/2007 15:27)
Ika: raha pousséna be loatra ve akia tsy hi-chauffe ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2517