Scooter.

21. ikaretsaka ( 06/08/2007 16:18)
za ange tsy mi pousse hoe mandeha mafy fa mandeha normal e.. fa lavitr'ezaka fotsiny no tiako handehanana aminy
22. cutie ( 06/08/2007 16:52)
Ika
Nga mahazo mandeha @ highway aty ny scooter ?:roll:
23. ikaretsaka ( 06/08/2007 17:24)
tsy entina @ hiway fa route 66 ka!
24. cutie ( 06/08/2007 17:29)
ah ok :lol:
25. ikaretsaka ( 07/08/2007 02:35)
de RN7 koa
Ampanaovina marathon ilay scooter fa tsy 100m depart arreté
26. Herimiafina ( 07/08/2007 03:35)
ikaretsaka:

tsy entina @ hiway fa route 66 ka!


Mizara roa ny scooter angamba vao tonaga any CA , lol :-D

27. ikaretsaka ( 07/08/2007 04:28)
vo etsy OK na MS dia efa mipoaka ko!
fa arakarak'ilay scooter kosa tokoa angamba io e!

Biskleta aza mahavita tour de france ko!
28. Fiffi ( 07/08/2007 05:46)
ikaretsaka:

Biskleta aza mahavita tour de france ko!
ka tsy mitovy kosa koh !


29. ikaretsaka ( 07/08/2007 18:47)
fa ahoana.. ity aza misy motera ko.. dia ahoana no tsy hahavita fa soloana segman
30. Fiffi ( 07/08/2007 19:28)
ka le motera raha atosika be loatra de mi-chauffe koh !
31. ikaretsaka ( 07/08/2007 19:41)
mahagaga tokoa.
Ny etape 1 amin'ny tour de france misy sasany 200km alain-dry zalahy eo @ 40 km/h moyenne eo rehefa le plat ireny. tsy misy misy ninoninona.Orina tsara ny fe de zay!

ity mandeha scooter.. tana Antsirabe .. euh 170 km? mandeha 50 km/h eo ho eo koa dia manolo segman any Bira!
32. Fiffi ( 07/08/2007 19:55)
fa tena marina ve akia fa Tana/Anrsirabé natao scooter ? :{:{:{
33. ikaretsaka ( 07/08/2007 19:56)
natao biskleta aza ny ahy ko!
miala amin'ny 8 any tana.. miditra eo @ 3 sasany @ 4 eo any
34. Fiffi ( 07/08/2007 19:58)
ka raha bisikileta kalou mba mety hiany satria ny france aza vitan'zareo tours de france......

Fa ny scooter akia heu.....mahatanty an'zany ve ? sa de mijanojanona foana mampangatsika ny moteur ?
35. ikaretsaka ( 07/08/2007 20:06)
ka izay no fanontaniako anie e.... namoronako ity sujet ity
36. Fiffi ( 07/08/2007 20:13)
ah ! donc .....miandry an'zay efa nanandrana zany...
37. Herimiafina ( 08/08/2007 02:41)
La Frantsa anie État anakiray kelikely e, fa raha raisina MI makany CA dia efa decallage horraire 4-5 be izao, dia jereo amin'izany ny halavirana.

Ny bisikileta mety hahavita 25mph ny scooter mety mahatratra 70mph, dia jereo ny energie lany raha ny tongotra no miasa na ny maotera no miasa. :-D
38. ikaretsaka ( 08/08/2007 05:08)
ka averiko fa tsy ny hafainganam-pandeha no mikaoty ange hoa fa ny lalana vita e!
zahako:
Ampanaovina marathon ilay scooter fa tsy 100m depart arreté


Burn carbs, not gasoline koa enge tsara e
39. ikaretsaka ( 08/08/2007 05:10)
herimiafina> sady I like to put some fun between my legs:-D
40. Fiffi ( 08/08/2007 06:12)
Ika: :-D:-D:-D
"Herimiafina":
dia jereo ny energie lany raha ny tongotra no miasa na ny maotera no miasa
toundé tsy mila manao regime intsony kah ! :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3398