Fiarahabana vokatry ny fo

1. RandyJackBrown ( 31/07/2007 21:15)
Tafahoana ihany tokoa isika ity ka dia faly miharahaba anareo rehetra re ny tenako no sady maneho fisaorana manokana ny mpikarakara sy ny mpandrindra ity serasera ity . Sehatra ifanakalozana ity:lol:, tontolo azo ifankatiavana koa(l), rafitra mivimbina fifamatorana izao:* ka zovy no ho afa-maina eto8-), iza koa no hanaiky hiala maina amin'izao lamina misy fanantenana mitsiry izao e!? Aty Andafy aty dia mizara roa ny malagasy:1) ao ireo mora lasa vazaha,2) ao ireo mifikitra mafy amin'ny TANY MENA. Milaza ny zava-misy fotsiny aho fa tsy manao fitsarana an! Ny mora lasa vazaha dia ireo manana fahatsorana ho tonga mpiangetsangetsana sy manana molotra tsy sarotra tsovahana amin'ny teny vahiny ary manana saina efa motraka niaraka tamin'ny tongolon'ny fanadinoana ka efa midonaka fanadinoana ny teny malagasy raha vao mangotra-tokana. Na dia tsy iriko intsony aza ny fahombiazana dia antenaiko fa mahay tonga ho azy eo anivon'ny fiarahana :-*mandina fahatsorana izy.
Tadinjidina
2. xxx ( 31/07/2007 21:24)
Tsy mifikitra @ tany mena aho aloha an! Izany ve ny fiharabana vokatry ny fo! Ny tany mena anie ka tsy mirehitra hoy ny malagasy e! Ka inona no hianterako amin'io? I anao angaha adala????? Angaha miangetsangetsana ? Rehefa tsy faly mibontsina!
3. booboo ( 31/07/2007 21:40)
hadihadio ity lahatsoratra ity :
Tafahoana ihany tokoa isika ity ka dia faly miharahaba anareo rehetra re ny tenako no sady maneho fisaorana manokana ny mpikarakara sy ny mpandrindra ity serasera ity . Sehatra ifanakalozana ity, tontolo azo ifankatiavana koa, rafitra mivimbina fifamatorana izao ka zovy no ho afa-maina eto, iza koa no hanaiky hiala maina amin'izao lamina misy fanantenana mitsiry izao e!? Aty Andafy aty dia mizara roa ny malagasy:1) ao ireo mora lasa vazaha,2) ao ireo mifikitra mafy amin'ny TANY MENA. Milaza ny zava-misy fotsiny aho fa tsy manao fitsarana an! Ny mora lasa vazaha dia ireo manana fahatsorana ho tonga mpiangetsangetsana sy manana molotra tsy sarotra tsovahana amin'ny teny vahiny ary manana saina efa motraka niaraka tamin'ny tongolon'ny fanadinoana ka efa midonaka fanadinoana ny teny malagasy raha vao mangotra-tokana. Na dia tsy iriko intsony aza ny fahombiazana dia antenaiko fa mahay tonga ho azy eo anivon'ny fiarahana mandina fahatsorana izy.
Tadinjidina


ôtra zao mihitsy lay fahita t@ laza adina @ taranja malagasy t@ terminale lé : voambolana hafa² ...
4. fasaly ( 31/07/2007 21:41)
:-P
5. booboo ( 31/07/2007 21:45)
fasaly > fa maninona no :-P ? maharaka film tsy arako ndray zay izy dia mi-:-P. :-D:-D:-D:-D:-D
6. kelly13 ( 01/08/2007 08:43)
tsy azo, tsy araka, tsy mazava, mila :idea:
7. Fiffi ( 01/08/2007 10:03)
"RandyJackBrown":
Fiarahabana vokatry ny fo
heu......
"RandyJackBrown":
Tafahoana ihany tokoa isika ity ka dia faly miharahaba anareo rehetra re ny tenako no sady maneho fisaorana manokana ny mpikarakara sy ny mpandrindra ity serasera ity . Sehatra ifanakalozana ity, tontolo azo ifankatiavana koa, rafitra mivimbina fifamatorana izao ka zovy no ho afa-maina eto, iza koa no hanaiky hiala maina amin'izao lamina misy fanantenana mitsiry izao e!? Aty Andafy aty dia mizara roa ny malagasy:1) ao ireo mora lasa vazaha,2) ao ireo mifikitra mafy amin'ny TANY MENA. Milaza ny zava-misy fotsiny aho fa tsy manao fitsarana an! Ny mora lasa vazaha dia ireo manana fahatsorana ho tonga mpiangetsangetsana sy manana molotra tsy sarotra tsovahana amin'ny teny vahiny ary manana saina efa motraka niaraka tamin'ny tongolon'ny fanadinoana ka efa midonaka fanadinoana ny teny malagasy raha vao mangotra-tokana. Na dia tsy iriko intsony aza ny fahombiazana dia antenaiko fa mahay tonga ho azy eo anivon'ny fiarahana mandina fahatsorana izy.
Tadinjidina
grave be koh le hoe "Fiarahabana vokatry ny fonareo zany an ! :roll:
8. princesseN ( 01/08/2007 15:54)
bonjour RandyJackBrown:tongasoa zany elah koa!fa lava be mintsiny alou zany pseudo zany eh!:wink::wink::!:
9. fasaly ( 01/08/2007 15:58)
booboo:

fasaly > fa maninona no :-P ? maharaka film tsy arako ndray zay izy dia mi-:-P. :-D:-D:-D:-D:-D

hihihih! voasongona ndry zà fa lay dinika no nataoko an'io:-P :-D:-Dtsy mahita lazaina no dikan'io....;-)

10. fasaly ( 01/08/2007 16:00)
booboo: alo tsorina ny marina klou! sincère aho fa namana vaovao mila manana faharetana mamantantra azy fa toa namana vaovao dool no namely ampitaka ahy hatrizay:-P:-D:{
11. NIKANTO ( 02/08/2007 07:46)

Hita hoe gasy marina inao namorona ny loha-hevitra;milay e!
12. boraingy ( 02/08/2007 09:41)
Efa nolazain'i Jesoa Kristy antsika. Ataovy vokatry ny fo mihitsy an!

Rainay Izay An-danitra
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao
Atao anie ny Sitraponao
Ety an-Tany tahaka ny any an-Danitra
Omeo anay anio ny hanina sahaza anay
Ary mamelà ny helokay
Tahaka ny hamelanay Heloka Aminay!
13. dadie ( 02/08/2007 17:22)
Somary sarotra b ny fametrahanao lé lahatsoratra na za no ela b tsy nianatra fa ra tianao lazaina d misy ireo gasy tsy miteny gasy tsony ? ra izany d misy kosa alo e vo mipetraka eto elaela d valiny am teny vaza amizay ny tena
Ary lé oe miraikitra am tany mena zany oe any dago iany no tiny ,d misy koa aty an dafy anie fitadiavana e ,manangona d mande
Zay ny evitro an ,fa ny tianao ho fantratra no tsy aiko:oops:
NB :nafantatra gasy zay aho vo nipetraka teto 3 ans izy d tsy mahay teny gasy tsony ,ankizy 28 ans zany an
14. mim ( 03/08/2007 15:22)
NIKANTO:


Hita hoe gasy marina inao namorona ny loha-hevitra;milay e!
tena zany v no mahagasy lé?


15. xxx ( 04/08/2007 09:20)
Mpandefa : RandyJackBrown [ Valio ] 31-07-2007 23:15:45

raha ilay solon'anarana aloha dia anarana amerikana be saingy ilay lahatsoratra naroso dia mahafinaritra e, toe-tsaina malagasy :wink:
tsy mifanentana loatra amin'ilay solon'anarana angamba ilay hevitra :-w
16. sakaizakely ( 04/08/2007 15:37)
xxx> za vao saika nanontany hoe inspiraka tany mena koa ve le PS ? :-D:-D:-D:-D

ahitandraha tony namana vaovao itony :?::?: vokatry ny fo hono :?::?::?:

dadie> olondehibe efa 28 taona ve dia hanadino tenindrazana ? :roll::roll::roll: aiza no tsy ataon'ny namana vaovao hoe miangetsana ? ndrao dia mba i alhzeimer no nanao ny ataony ?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7159