Flambée de prix?
1. salopard
(
01/08/2007 10:45)
Avec Ravalo sy ny amnistie fiscale, miaraka @ halatra tao @ banky centrale, dia hitombo ny masse monétaire:
-ny economiste matahotra ny flambée de prix-Ra - salopard mahita fa misy ny Flambée de pourris
-Nefa mbola misy ihany ny FAN de Ravalo: donc les pourris sont des especes en voie de proliferation
siff, sniff,sniff... Tsy ampy dôzy aloha fa aleo hi-s'approv...ciao bello y bella

novalian'i kanota ny 06/08/2007 10:42
5. menalamba
(
01/08/2007 14:50)
Mba ataovy resaka matotra fa tsy firesak'olona "rano sy ala" toy izao raha hitafa aminay fa tsy mifandray tendro isika ry anona à...!!!:^)
7. menalamba
(
02/08/2007 08:55)
Ko inona indray ry zankely an:-DItony ve no lasa minisitra tsy hoavy ny tondra-drano sy ny doro-tanety:^):-D:-D
8. bozyboleta
(
02/08/2007 11:18)
Tsy aleo banane flambée?:lol:
Hafa ndray zany vely kanota zany k'ty
Mpandefa : kanota [ Valio ] 01-08-2007 12:49:11
Lohateny : Re : Flambée de prix?
Fa aiza no midina izao RA SALOPAKA
Hafa ndray zany vely kanota zany k'ty
9. tsoraka
(
03/08/2007 13:13)
siff, sniff,sniff... SALOPAKA marina. Ampianarina miady ny olona fa tsy aovana resaka SALOPAKA
10. Herimiafina
(
05/08/2007 02:42)
Ary misy manana ps maromaro ato izany an, ny ahy nefa toa tsy mety fa na Herimiafina na xxx ihany no azoko ampiasaina klé. :^):@