mangataka torohevitra indray

1. kiadi ( 25/07/2007 18:00)
salut doly ohh!
zao ry zareo an! niova accés internet zah wa de lasa tsy misy son tsony ny ordi-ko! zany oe refa te hiano hira zah na hijery clip de tsisy son mivoka tsony ka tsy aiko oe avy @ ilay niova accés internet ve no mahatonga zany ! inona no tokony ataoko? mila mi-telechargé pilote ve zah ?
misotra mialoha
novalian'i kiadi ny 26/07/2007 17:29
2. xxx ( 25/07/2007 18:10)
Tsy avy amin'ilay fiovana ISP aloha izany.
Jereo hoe ny controle de volume sao dia mba misy mute any ho any.
3. tynah ( 26/07/2007 07:17)
Hantsoy am tel lesy zah fa ho hiraiko doly zay mandeha ao ah!:D
Laingako zany fa manadala fotsiny zah! Ny ahy koa nanao otran'io fa andraso aloha hanontaniako an'i cousin anay d omeko eto ny valiny an!
Mazotoa eh!:-*
4. Herimiafina ( 26/07/2007 14:07)
http://www.ybet.be/depanner/probleme_son.htm
Somary tranainy ny ao anatin'io rohy io, fa mety ho ilaina ihany. :@
5. kiadi ( 26/07/2007 17:29)
zay fa hitako fa misotra betsaka eh! tsy tadidiko oe ahona fa nanao mise a jour sustéme audio zah de nandeh ho azy teo ilay iz!! omeo ary ilay num ry tynah de antsoiko enao amizay enao no mihirahira eo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.377