salut doly ohh!
zao ry zareo an! niova accés internet zah wa de lasa tsy misy son tsony ny ordi-ko! zany oe refa te hiano hira zah na hijery clip de tsisy son mivoka tsony ka tsy aiko oe avy @ ilay niova accés internet ve no mahatonga zany ! inona no tokony ataoko? mila mi-telechargé pilote ve zah ?
misotra mialoha
Hantsoy am tel lesy zah fa ho hiraiko doly zay mandeha ao ah!:D
Laingako zany fa manadala fotsiny zah! Ny ahy koa nanao otran'io fa andraso aloha hanontaniako an'i cousin anay d omeko eto ny valiny an!
Mazotoa eh!:-*
zay fa hitako fa misotra betsaka eh! tsy tadidiko oe ahona fa nanao mise a jour sustéme audio zah de nandeh ho azy teo ilay iz!! omeo ary ilay num ry tynah de antsoiko enao amizay enao no mihirahira eo !