MESSAGE

1. BOZYLOVE3 ( 27/07/2007 00:21)

[size=13px]fanontaniana mila valiny avy any @ be sy maro efa tsy hamaly ny tompon'andraikitra hery :

" Maninona ny ordinateur personnel-ko misy message fanamboarana kely""???[/b] efa ho roa volana izay isaky ny manokatra serasera ; tsy afaka mijery ny site fa hoe misy fanamboarana ; hatramin'izao ve dia mbola tsy vita ihany izany??? :roll::?::roll::?:

Ny mahagaga ahy ordinateur sasany tsy misy anizany message izany fa ny any antranoko ihany no toa misy fanamboarina ity site ity [/size] :roll::?::roll::?::roll::?::roll:

[size=13px]ary ho an'ireo tompon'andraikitra efa impiry nanontany anareo aho [b](email efa 6 angambany tsy misy valiny)
ahoana no hamakiko ny hafatra tonga aty amiko nefa aho tsy afaka miditra ny site serasera fa hoe misy fanamboarana lava.[/size][size=13px]

Mahazo email avy aty admin aho miteny fa misy hafatra tonga nefa aho tsy afaka mi-acceder site serasera namana Mba valio kely azafady ho an'ireo tommpon'andraikitra[/size]
novalian'i aloalo ny 10/08/2007 21:31
2. ANARIM ( 27/07/2007 07:16)
mba hahafahanao mijery ny hafatrao aloha dia andana manokatra ny hafatra eny @ cyber ohatra e!
fa ilay hoe tsy mety misokatra ny "serasera" any nefa mety misokatra aty amiko ohatra, io indray dia tena mistery... so d mandainga aza i bozylove ô?
3. xxx ( 27/07/2007 07:20)
Mahazo email avy aty admin aho miteny fa misy hafatra tonga nefa aho tsy afaka mi-acceder site serasera namana Mba valio kely azafady ho an'ireo tommpon'andraikitra

Fa ahoana ny fomba hampidiran'i Bozylove sary raha tsy afaka miditra namana serasera? mila miditra namana anie vao afaka manao an'io e
4. faxkely ( 27/07/2007 07:29)
Ahona kay azafady no ahafaha miditra @ msn fa tsy azoko mintsy? satria ny namako manontany foana oe manana msn ve ianao, de valiko oe tsy manana
5. xxx ( 27/07/2007 07:31)
sady tady hapiresaka sy tady hila vann ndray bozy zany, sô d lasa 4 eo ndray fa tanjemo :-D sa tena tsy mandainga bozy? :-w
6. xxx ( 27/07/2007 08:09)
xxx possible hoe tsy tafiditra izy rehefa any antranony fa na izany aza manana fomba hidirana namana foana izy raha toa afaka mandefa sary
faxkely tsy misy msn eto @ serasera :-D hafa mihitsy msn http://get.live.com/mail/options
7. BOZYLOVE3 ( 27/07/2007 11:26)
[size=13px]i Bozy tsy mahay mandainga izany , miteny ny zavamisy aho[/size].8)8)

[size=13px]Mahatafiditra sary ao namana aho satria ny ordinateur ny namako na any ampiasana aho no miditra serasera

Ny ordinateur ko aty antrano misy message foana hoe "misy fanamboarana kely" ny site efa sokafana , inona no dikan'izany ??? efa roa volana izay, hatraminizao ve dia mbola tsy vita faona ny fanamboarana ny site serasera ato @ ordinateur ko???

Ato antranoko koa mba te ahita ny hafatra alefan'olona, zo-ko ny manontany sy mitady fanazavana

Izay fa tsy tantin'ireo mpanao XXX (mpanao anonyme tsy sahy miseho) indray ny mahita ny zava misy ampisehon'i Bozy eto :roll: :roll: :roll:[/size]
8. ikalamako ( 27/07/2007 13:09)
ka mba valionareo admin kosa i bozylove fa hafahafa tokoa ange izany e. Sao voan'ny sery ry Bozylove ilay ordi fa misy virus mandehandeha koh ! Asa ilaozan'ny webmaster manao inn kosa ary, efa roa volana izay ilay olana tsy voavaha, tsy rariny kosa raha any @ cyber foana ny "namana" no hamaky hafatra nefa manana ordi ao an-trano. Marina ny an'i Bozylove raha manoratra amin'ny stylo mena, efa tsy rariny kosa izao, sady mbola asian'ny sasany levure koa !:wink:
9. xxx ( 27/07/2007 16:52)
misy virus izany fa mila scanner-na na koa nisy nitrafiquer ny ordinao mba tsy hahafahanao miditra serasera, mety hisy daholo izany fa eto any @ mpanaboatra aloha :wink:
10. lanto ( 27/07/2007 17:03)
ikalamako:

Marina ny an'i Bozylove raha manoratra amin'ny stylo mena, efa tsy rariny kosa izao, sady mbola asian'ny sasany levure koa !:wink:


Ovina i bozylove no tsy nanoratra tam sitlo mena ? :lol:


11. xxx ( 27/07/2007 17:51)
Ny ordinateur ko aty antrano misy message foana hoe "misy fanamboarana kely" ny site efa sokafana , inona no dikan'izany ??? efa roa volana izay, hatraminizao ve dia mbola tsy vita faona ny fanamboarana ny site serasera ato @ ordinateur ko???

Ato antranoko koa mba te ahita ny hafatra alefan'olona, zo-ko ny manontany sy mitady fanazavana


fa ao antrano nga i bozy zao t@ nanoratra io message io? tsy azoko le kôz'
12. lapino ( 27/07/2007 17:58)
bozylove:
efa tsy hamaly ny tompon'andraikitra hery :
'Tansiônn an ! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m469b3717a2f7d
:wink::-D
13. fasaly ( 27/07/2007 18:13)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. xxx ( 27/07/2007 18:32)
tsy hamaly ny tompon'andraikitra hery :
efa namaly be de be kosa i hery e ireo copier coller be de be eran'ny forum ireny nga mbola tsy valiny :-D
15. xxx ( 27/07/2007 19:04)
ka ny any bozy ny tompo ny baolina no hiadivana koa tsy hetin'ny tompony mody ny baolina dia tsy milalao i bozy rehefa tsy manana baolina dia tambatambazana ny tompony
16. xxx ( 27/07/2007 20:43)
xxx :-D:-D
17. xxx ( 27/07/2007 21:03)
mpisolelaka amin'ny tompom-baolina daholo izany izay rehetra eo ambony terrain ? tssssssss
18. fasaly ( 27/07/2007 21:05)
tena tsy hay tsony zay mpilalao baolina amireto xxx bdb reto....
19. BOZYLOVE3 ( 27/07/2007 21:29)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 27-07-2007 19:51:40
Lohateny : Re : MESSAGE
Voalaza teo :
Ny ordinateur ko aty antrano misy message foana hoe "misy fanamboarana kely" ny site efa sokafana , inona no dikan'izany ??? efa roa volana izay, hatraminizao ve dia mbola tsy vita faona ny fanamboarana ny site serasera ato @ ordinateur ko???

Ato antranoko koa mba te ahita ny hafatra alefan'olona, zo-ko ny manontany sy mitady fanazavana


[
xxx:
[size=13px]fa ao antrano nga i bozy zao t@ nanoratra io message io? tsy azoko le kôz'[/size]


[size=13px]Ato antrano aho izao manoratra ato @ forum , fa forum ihany no afaka sokafako @ ordinateur-ko via login ; efa mi kliker "namana serasera" eo @ ankavanana sy efa mi kliker direct eo @ site namana serasera; dia misy message "misy fanamboarana kely" tsy afaka mande site namana serasera ato antrano. [/size]

MYSTERE ARAKA LAZAINAREO RY XXX miafina isany :roll::roll::roll::roll:
20. BOZYLOVE3 ( 27/07/2007 21:33)
lanto:
Ovina i bozylove no tsy nanoratra tam sitlo mena ?


[size=13px]manoratra mena aho mba hiavaka tsara ny foto-kevi-dehibe amiko , mba ho hita ny maso tsara[/size] 8O8O8O8):lol:8O:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7195