MESSAGE
21. fasaly
(
27/07/2007 21:35)
tena manirikiry zany ry bozy raha te hiditra ao am namana nefa tsy t afiditra an! ilay mangidhidy mangeteheta te hamaky hafatra nefa tsy mety...
meo ahy hoe ny login :-D:-D:-D
meo ahy hoe ny login :-D:-D:-D
22. BOZYLOVE3
(
27/07/2007 21:41)
lapino:
'Tansiônn an ! Jereo eto
[size=13px]misaotra anise nampiseho ny fomban'ny admn e :D:D8)8)[/size]
23. BOZYLOVE3
(
27/07/2007 21:58)
fasaly:
[size=13px]tena manirikiry zany ry bozy raha te hiditra ao am namana nefa tsy t afiditra an! ilay mangidhidy mangeteheta te hamaky hafatra nefa tsy mety...
meo ahy hoe ny login[/size]
[size=13px]fasaly , coucou toi :-) :-* tena marina ny lazain'ise e , ato antrano nefa no afaka maka fotoana hamaky hafatra sy hijery sary.
en plus efa mahazo email hoe misy hafatra tonga any email-ko efa cliker-na tsy afaka tafiditra mandreraka mitsy. Hanontaniana ilay administrateur eto no tokony atao ahazaona ny hafatra tsy mamaly mitsy :(:oops::(:roll::?:
Tiko ho fantatra ny anton'izany tsy mahatafiditra ahy @ ordi-ko; raha mba mamaly moa ilay webmaster ::?::roll::?::roll::?::roll::oops:
mahay mampiditra an'i bozy anga ise hihihihi (ao @ site namana serasera) login serasera no hidirako rise
:P8):lol:8):P[/size]
24. BOZYLOVE3
(
27/07/2007 22:08)
xxx:
misy virus izany fa mila scanner-na na koa nisy nitrafiquer ny ordinao mba tsy hahafahanao miditra serasera, mety hisy daholo izany fa eto any @ mpanaboatra aloha
[size=13px]ahoana no site serasera ihany no tratry ny virus , nefa ny site hafa afaka jereko; ny hoe nisy ni trafiquer mba tsy ahafahako miditra serasera, ahoana no ahavitana an'izany trafique[/size] izany :roll::?::roll::?::roll::?::roll::?:
25. BOZYLOVE3
(
27/07/2007 22:22)
xxx:
ka ny any bozy ny tompo ny baolina no hiadivana koa tsy hetin'ny tompony mody ny baolina dia tsy milalao i bozy rehefa tsy manana baolina dia tambatambazana ny tompony
[size=13px]Tsy miady aho fa manontany fanazavana any tompony sy milaza ny hevitro momba an'ito site ito
8) 8):lol: :lol:
Ahona ny fomba hanapitambazana ny tompon'ny bolina :?::?:, ampianaro i Bozy hihihi[/size] 8):P8):lol:8):P
26. Papoose
(
27/07/2007 22:48)
sao de mba ordi efa nampiasain'ny administratera aza no ampiasain'i bozy ao de notrafikeny:?:
27. BOZYLOVE3
(
28/07/2007 08:34)
papoose:
[size=13px]sao de mba ordi efa nampiasain'ny administratera aza no ampiasain'i bozy ao de notrafiken[/size]y
[size=13px]ordinateur novidian'i bozy vaovao 8O, sao ny admn kosa aza no mi-violer ny ordinateur ko alavitra (fantany ny IP):roll::?::roll::?::roll::x:x:x:x[/size]
28. xxx
(
28/07/2007 08:40)
ordinateur novidian'i bozy vaovao , sao ny admn kosa aza no mi-violer ny ordinateur ko alavitra (fantany ny IP):rolefa tsy mahita lazaina intsony ianao izany,
29. xxx
(
28/07/2007 09:10)
Bozylove > Aleo aloha hazava tsara mihitsy, fa ny ordi-nao dia problemanao sy andraikitrao manontolo. Anao irery izany fa tsy an'iza akory, ary tsy misy idiran'ny webmaster amin'izany na kely aza.
Ankoatra an'izay, tsy mila mi trafique n'inon'inona akory ange ny webmaster dia exit ianao raha tiany hiala e. Kanefa ianao aza mbola mahasoratra eto, donky avelao amin'ny fiadanana ny mpiandraikitra. :wink:
Raha lazainao fa misy afaka mi-viole à distance ny ordi-nao, dia mety tsy fantatrao akory fa efa lasa alohan'ny rehetra ny piraty avy any Rosia, India, Sina, Brezil, sns ... rehetra. Efa zombie be izany ordi-nao izany.
Ny hany azo lazaina aminao angamba dia izao :
- Diovy ny ordi-nao : virus, spyware, trojan, sns ...., ary asio fiarovana (firewall surtout)
- Fafao izay temporaires rehetra momba ny browser ampiasainao : cookies, cache, temp int files, sns ...
Raha mbola tsy mety foana, dia manorata ao amin'ny forum informatika, dia mba ataovy resaka tony tsara fa tsy mangotraka be ohatra an'io. :wink:

30. xxx
(
28/07/2007 09:58)
mbola tsy nahita an'i bozylove faly tato aho, tsy aleo ve tsy miditra serasera intsony fa maka fahasorenana hoanao sy manome fahasorenana ny hafa
31. fleurdedago
(
28/07/2007 19:30)
Mpandefa : BOZYLOVE3 [ Valio ] 27-07-2007 00:20:52
Lohateny : Re : ...tohiny FIAONANA TAMIN'I DADIE 25 JUIN 2007
Tokony hanao voyage organisé (haka charter) isika namana aty tany lavitra mande hanao fihaona be any tanindrazana . Ataontsika revanche ny fety be e sa ahona hoy ise
sao d tokony hisoratra anarana eto zay miombon-kevitra an'i bozy o !
32. xxx
(
28/07/2007 19:59)
fleurdedago: za tsy miombon-kevitra :wink: samy manao izay hiahonany any fa raha rodobe izany manjary tsy misy pv :wink:
33. ambibao
(
28/07/2007 20:09)
:evil:aleo ilamina fa mampitaotsa be ny iray voyaz aminy !
sao misavoritaka eo.
sao misavoritaka eo.
34. BOZYLOVE3
(
30/07/2007 15:03)
[size=13px]ho an'i XXX ny momba ny ordi dia fantatra fa sakakan'ireo tompon'andraikitra any antrano mazava be. Mamela manoratra ato forum fotsiny angambany ilay webamaster fa tsy afaka sakanana , mbola mila manao programme special.
maninona aloha no tsy manoratra dinika eto @ ny psedo-ny sa matahotra sao voasakan'i MR HERY tompon'andraikitra (raha hitambahoka ny psedo nareo) koa ianareo manoro hevitra any Bozy:roll::?::roll::?::roll::?: ???
Sa ireo XXX ireo no tompon'andraikitra,fa tsy sahy miseho @ psedony fa menatra ????
(Sa moa efa mahazatra ny tompon'andrikitra tsy vaky loha an'ireo manontany sy mametraka fanontaniana)
Ary I Bozy milaza ny zava-misy ka mahasorena ny sasany ato.Ireo XXX aloha no sorena voalohany satria[/size] [size=13px]mahatsiaro tena voa ny remarkan'i Bozy angambany. Raha mahatsiaro tena fa tsy concerné @ ny dinika ataoko tsy hitako no tokony hahasorena ny hafa ,[/size]
[size=13px]Ireo XXX koa mety olona mpiresaka amiko ka tsy sahy miseho @ psedo-ny :-), Averiko fa raha misy tinareo lazaina amiko aza matahotra 8O:lol:8O:lol: au contraire ny ahy olona franc sy sincère no tiko miteny ny heviny sa matahotra ny mpisera eto nareo ???[/size]

35. BOZYLOVE3
(
30/07/2007 15:09)
fleurdedago:
Voalaza teo :
Mpandefa : BOZYLOVE3 [ Valio ] 27-07-2007 00:20:52
Lohateny : Re : ...tohiny FIAONANA TAMIN'I DADIE 25 JUIN 2007
[size=13px]Tokony hanao voyage organisé (haka charter) isika namana aty tany lavitra mande hanao fihaona be any tanindrazana . Ataontsika revanche ny fety be e sa ahona hoy ise
sao d tokony hisoratra anarana eto zay miombon-kevitra an'i bozy o[/size] !
[size=13px]coucou toi :-) , aleo hanaovan'i Bozy dinika hafa ito resaka ito rise an , sao lazain'ny sasany fa manao resaka hors sujet isika eto , efa malalaka aho hanisy dinika " ORGANISATION FIHAONANA MALAGASY ATY ANTANY LAVITRA MIARAKA @ ANY TANINDRAZANA"[/size] :lol:8O8O:lol:8)8O:lol:8)
36. xxx
(
30/07/2007 16:00)
njékaky o !
zao ary no fandehany isaky miverina bozylozitra
sakano koa rangahy ny ip any ampiasanany any a !
efa mankaleo
andana tokoa manao fihaonana any amin'ireo mbola tsy mahalala tsara ny toetranao e ! Aza hadino ny miantoka ny sakafo an ! Izay ihany no ilàna anao
nb : za sady admin no tsy mpiresaka amin'i bozy fa dia tsoriko hoe za tsy tia maizina an'i bozy ka tiavo za fa sincère sy franc e ! ary tsy miraharaha anizay remarika na olona mivadikondana sy be didrangilo ka tohizo ny resaka

37. tsim67
(
30/07/2007 17:17)
d aona? isy ho avy v reto ra i bozy no anao fiaonana so d mba taraiky eo e...,zay vo eo no raisina i bozy:twisted:
38. xxx
(
31/07/2007 12:55)
ka i bozy koa ange mivandravandra mampitahotra fa tsy mipitrapitra mampalahelo ka dia leo ny olona e. Manomboka @ hoe manoratra @ caractère ngozabe , menamena, feno tsipitsipika ... mahakamo !!! na izaho tsy admin aza mba leo
Angaha ry bozy ny admin serasera manana compte à rendre aminao ? Tsy aleonao ve mba miresaka moramora dia mba mety mamaly izy ? Any aminy anie ny familiana fa tsy aty aminao e ?

39. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 14:12)
8O8)
[size=13px]Toute façon ny tompon'andraikitra eto tsy mamaly ny email alefa any; (minimum de politesse tokony hamaly) efa mahazatra :roll: :roll: :roll:
Soratako eto izay hevitro sy tiko lazaina momba ny zava misy eto. Izay leo tsy mamaly sy tsy voatery hamaly izay soratako
Manao XXX enao fa maninona no tsy sahy miseho @ psedo nao ???? Enao be vava fa toa matahotra[/size][size=13px] miseho @ maha izy[/size]
azy ?????:roll::?::oops::roll::?::oops:
[size=13px]Ary manoratra ngeza sy mena satria matoa nasina an'ireo fonction ireo natao[/size] [size=13px]ampiasana tsy hitako ny olana 8)[/size]8O8O8)8O8)

40. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 14:19)
njékaky o !
[size=13px]Raha manana ny maha izy azy enao aloha efa manoratra aty amiko ento ny ny psedo nao 8O 8O 8O
Sa enao no tompon'andraikitra eto ka menatara miseho @ psedo nao , mba mahalala menatra ihany dia aleo manao anonyme.
Fanontaniana mipetraka etsy ambony hatramin'izao tsy hita izay valinten'i Hery , nefa tokony hamaly izy. Sa ireo manao XXX ireo ihany MR HERY
:roll::?::roll::?::roll::?::roll::?::roll::?:[/size]
xxx:
[size=13px]zao ary no fandehany isaky miverina bozylozitra
sakano koa rangahy ny ip any ampiasanany any a !
efa mankaleo
andana tokoa manao fihaonana any amin'ireo mbola tsy mahalala tsara ny toetranao e ! Aza hadino ny miantoka ny sakafo an ! Izay ihany no ilàna anao
nb : za sady admin no tsy mpiresaka amin'i bozy fa dia tsoriko hoe za tsy tia maizina an'i bozy ka tiavo za fa sincère sy franc e ! ary tsy miraharaha anizay remarika na olona mivadikondana sy be didrangilo ka tohizo ny resaka[/size]