MESSAGE

41. xxx ( 31/07/2007 14:54)
zao ary no bozylovy aminy : mahatehotia, tsotra, malefadefaka bref, tena lôvy
42. BOZYLOVE3 ( 31/07/2007 15:20)
XXX:
[center][size=13px]zao ary no bozylovy aminy : mahatehotia, tsotra, malefadefaka bref, tena lôvy[/size][/center]


[size=13px]Tsy mitady dokafana aho na kely aza eto 8)8O 8)8O, mitady fanazavana aho fa misy message lava hoe "misy fanamboarana kely " lava izao ilay site site serasera namana , sy tokony ataoko ahazaoko mamaky ny hafatra avy any @ site sersasera efa any antranoko fa tsy afaka manokatra site serasera.

Resaka virus aloha exclus e, aiza ve ordi 3 en réseau misy antivirus any antrano dia tsy afaka hidirana sersasera izy 3; IP mitsy no sakanan'ilay webmaster mr Hery.

Omeo valiteny aho ahoana no ahazaoako mamaky ny hafatra avy any site sersasera , mahazo email foana hoe misy "hafatra tonga" fa any antrano tsy afaka sokafako serasera namana

Mamaly ireo valiteny ny dinika sy miteny ny hevitro no ataoko, tsy hitako izay olana fa nareo eto no manisy pbe 8)8O8)8O8)8O:lol:[/size]
43. xxx ( 31/07/2007 15:25)
IP mitsy no sakanan'ilay webmaster mr Hery.

44. BOZYLOVE3 ( 31/07/2007 20:50)
[size=13px]io ny message mivoaka @ ordinateur telo ato antrano[/size]:roll:8O:roll:8O


http://serasera.org/namana/offline.php
45. xxx ( 31/07/2007 20:56)
mahafinaritra kely ilay message, tokony asiana an'io hoe tonga soa rehefa miditra serasera :-D
46. dadie ( 01/08/2007 06:19)
mba nalaiko tahaka kely lé lien an'i toi io ataoko ary am forum an
47. xxx ( 01/08/2007 06:25)
Mila fanamboarana kely i Bozylove3 :wink:
48. xxx ( 01/08/2007 10:34)

fa maninona koa aloha nefa i bozy no rehefa manoratra dia tsy maintsy gras , souligné , menamena , ngôzabe ??? Ianao irery izao no manao an'io eto
49. ikalamako ( 10/08/2007 21:03)
vita angaha ilay tantara ? (10 andro aty aoriana) OUF !
Ka nilamina :?::?::?:
50. aloalo ( 10/08/2007 21:31)
ikalamako> otrany hoe lasa naka saina sy aina any @ tananan-dry Aino ono izy koa ! manao fihaonana any angamba !:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071