mba toroy hevitra

1. xxx ( 26/07/2007 06:49)
Manahoana daholo, mety tsy ho eto no tokony hanoratako ity fa mino aho fa na izany aza dia mety hamaly ahy ihany ianareo.
Inona no hataoko fa tsy mety mandray sms avy any dago intsony ny tel ko. Marihina anefa fa taloha dia nandray foana, fa nanomboka ny 23 juillet dia tsy mety tsony. Orange ny tel ko ary celtel ny any dago.
Efa nojereko ny centre cerveur fa tsy misy miova
novalian'i Ranix65 ny 29/08/2007 15:23
2. xxx ( 26/07/2007 08:03)
ka tsisy mandefa sms ho anao zny koh!:°)
3. xxx ( 26/07/2007 08:38)
andray kosa, tena sahirana nge za fa io no mba ifandraisako amin'ny ray aman-dreniko any dago e
4. xxx ( 26/07/2007 08:39)
xxx:

ka tsisy mandefa sms ho anao zny koh!:°)



xxx kosa ratsy fanahy

5. xxx ( 26/07/2007 09:43)
xxx 1> mandehana manontany any amin'ny operateur fa any no mety ahitanao vahaolana. Rehefa tena tsy misy fika dia miova operateur hafa afaka mandray sms avy any dago. Ny ahy mantsy izao ny olako indray dia raha vao Orange any dago dia tsy mahavoaray ny sms avy aty, celtel nefa mandeha tsara, dia nasaiko niova ho celtel ny any. Raha ny olanao indray izany, mety ianao no tokony hiova operateur.
6. kelly13 ( 26/07/2007 10:32)
nenà indray ny contraire n'i xxx farany io! zany oe tsy mandray sms ny any dago ra tsy orange ny operateur-ny, a part izay tsy mandray sms avy @ bouygues ny any na celtel na hafa (ra misy, hihihi).

xxx1>ary sao d nanao arrangement orange sy celtel oe ny zareo samy vôsary iany no afaka mifandefa?
7. xxx ( 26/07/2007 11:25)
ny tena olana dia izao, taloha mandeha tsara, fa nanomboka ny 23 juillet teo no tsy mandeha tsony.
Nanao andrana aho,nindrana tel na ankizy hafa dia niteny hoe alefaso amity raha mety, dia tonga soa aman-tsara ny sms tamin'ilay tel n'ny ankizy nindramana, dia hoy aho hoe ny tel ko mihitsy ve zany no misy tsy mety sa ahoana.
Efa niantso ny opérateur fa tsis valiny aloha hatramizao.
8. dadie ( 26/07/2007 18:25)
ratsy anga ny ataonao no atao xxx ny anarana?
9. fijo ( 26/07/2007 20:10)
reny le efa zatra manao x e
10. sasa ( 27/07/2007 05:16)
xxx za sady manana celtel no manana orange aty dago, ny olona handefasako sms any andafy orange fa samy handefasako sms ho azy daholo na celtel-ko na ny orange-ko fa voarainy foana d izy any andafy koa mamaly am phone-ko 2 ireo fa tsy misy olana hatramzao.
11. sympa ( 27/07/2007 11:14)
Za aloa mandefa sms avy @ Orange makany andafy fa mbola tsy misy olana hatr'izao éé :roll: Voa rainy foana ny mess alefako sy ny alefany :wink:
12. sitlo ( 27/07/2007 19:13)
fa inona aloha izany sms eh?
13. princesseN ( 28/07/2007 08:12)
message re zany ry sitlo a!
xxx>tsy de haiko loatrra alou zay eh!:?
14. fasaly ( 28/07/2007 16:17)
sitlo:

fa inona aloha izany sms eh?
save my soul:wink:sms


15. xxx ( 28/07/2007 16:38)
ry sitlo refa tsy mahay de mangina ,:wink:
16. xxx ( 28/07/2007 16:48)
sms=samy mahita solution :-D:-D:-D

ity misy vahaolana refa tsy tafavoakany fandehany
Isika ndray tsy maintsy mahita soution foana
"a chaque problème il y a une solution"

mankanesa any @ tsena gasy de midira membre de misy soratra ao hoe: sms gratuit, de laisser guider
xxx1
17. Ranix65 ( 29/08/2007 15:23)
Sendra nanokatra email aho dia nahita ny olanao, ny tsara angamba dia ny hoe : Inona ny reseau misy ao aminareo, ary aiza ilay firenena, ary azonao alefa ve ny N°nao raha tena izany tokoa no olana e!
Ranix de Mada
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0892