Bevoka ratsiana
1. bozyboleta
(
23/07/2007 11:02)
Ahitana karazany mitsy ty ratsiana ty.
Misy ratsiana sôkôla
Misy ratsiana savony
Misy ratsiana biriky
Misy ratsiana lakire
...
Fa tena misy koa ny ratsiana "ady" an!:-D:-D:-D
Misy ratsiana sôkôla
Misy ratsiana savony
Misy ratsiana biriky
Misy ratsiana lakire
...
Fa tena misy koa ny ratsiana "ady" an!:-D:-D:-D
novalian'i princesseN ny 04/08/2007 09:13
2. kelly13
(
23/07/2007 11:17)
le namako zay ratsina fofona white spirit, zany d tena hoe "midoroka" le fofona mintsy izy t@ zany
za ndray t@ bevoka ratsina fofona chaux grasse, d nandramako le izy aveo fa tena tsy tatiko tsony fa navaivay b ny lelako, hahahaha
fa ny zvt tsy tataiko t@ bevoka d fofona hena endasina sy fofona café, aie aie aie

3. Jeankely
(
23/07/2007 11:34)
Tsy lainga ity fa vehivavy no nitantara hoe ratsiana hetotr'alika dia kaphany foana ny alikany=))=))=))
4. bozyboleta
(
23/07/2007 12:41)
Din ko ty jeankely!=))=))=))
Zany ve tsy markriko be!!!!
Ny efa hitako koa ratsiana fofona savoka, fa tena manoso-tsavoka fôna koa ikala t@ zany.
Za kalou le ratsiana savony e! fa t@ zany karazany 1 zay ihany fa ny hafa tsy nahataitra ana. De nataoko tao ambany ondana refa matory de manaikitra kely refa taitra ka maheno ny fofony.
De le fofona vary mangotraka iny koa tena tsy tiko.

5. ari.malala
(
23/07/2007 14:44)
za ndray nefa ry reto ts mba nisy malaise zany mintsy! fa ny naharatsiana ana t@ izy roalahy de ronono sy produits laitiers! hay ny zavatra tsy zakako kay ny ranomanitra!
6. sipagasy
(
23/07/2007 16:23)
mmhhh ny naha ratsiana ahy dia fofona lasantsy na white spirit hihihih dia tiako foona mandeha maka lasantsy t@ izany, fa ny tena tsy tantiko kosa beuuurkkk dia ny fofona hena mangotraka, tena tsy laitra klehhhh, tonga aho dia lasa mivoaka ny trano dia rehefa vita ny fikarakarana sakafo vao mody aho hihihih, sady miala pà manao raharaha e! hihihi;-)
7. meva2
(
24/07/2007 07:27)
Ny ahy ny naharatsiana ahy zanako 2:
- huître
- clémentine, tena mahalany @ kilao mihitsy.
- T@ zanako voalohany vres 6 mois teo, biscuits @ sachet tao @ izay sinoa izay, vao hitany fotsiny aho dia efa avoakany ilay biscuit!!!
Ny tsy tiako:
- Ranomanitra
- coca (hatr@ izao)
- fofona sauce voatabia
- savony misy fofona
- fofona sigara (tena hafa mihitsy ny fofona reko rehefa bevoka, ary tena ratsy dia ratsy. Na olona mifoka à 50m aza dia henoko).

8. bozyboleta
(
24/07/2007 07:45)
Tena calcium be zany huitre zany akia.
T@ zanako voalohany za ratsiana mofo akondro.Fa le mofo akondro t@ mpivarotra 1 zay ihany no tiko, @ io le mpivarotra lavitra ny nisy ana fa alohan'ny hodiana avy miasa de mandany andro mankany aloha. Zay koa le mahagaga @ le ratsiana.Tsy afa-po mitsy raha tsy mahita ze tadiavina.
O ry reto a! Fa nisy olona zay koa nitantara fa ikala hono ratsiana mi-crac crac :-D. Fay tanteraka hono ny vadiny t@ zany fa tsy amelan'ikala mitsy.Hafahafa e!=))=))

9. ikaretsaka
(
24/07/2007 16:11)
dia misy koa ratsiana dia ilay fofona gabone iny hono le..
vatra mihitsy ny mijanona elabe ao @ ilay lava piringa ao hamofona ilay fofona!
dein!^^
vatra mihitsy ny mijanona elabe ao @ ilay lava piringa ao hamofona ilay fofona!
dein!^^
10. kallie
(
27/07/2007 06:01)
:-D aôna zany ratsina mi crac crac zany? f'anga tsy oe me miena ny envie refa bevoka? sa amle 3 premiers mois iany?
dain zany ratsina gabne zany, mandany déodorant be lé zaza refa lehibebe, refa tsy asiana talc sy zava manimanitra tsony... :-D
dain zany ratsina gabne zany, mandany déodorant be lé zaza refa lehibebe, refa tsy asiana talc sy zava manimanitra tsony... :-D
11. ikaretsaka
(
30/07/2007 23:18)
tena serieux misy ratsiana gabone.. indrindra le gabone lavaka |0| ireny
12. bozyboleta
(
31/07/2007 09:09)
ika>>>:-D:-D:-D
Zay nge le mahagaga @ le ratsina e! tsy normaly le izy ndraindray. Zavatra tsy finana, na tsy fanao, na markriko na tsy mahazatra mitsy no tian'ny sasany
Zay nge le mahagaga @ le ratsina e! tsy normaly le izy ndraindray. Zavatra tsy finana, na tsy fanao, na markriko na tsy mahazatra mitsy no tian'ny sasany
13. kelly13
(
31/07/2007 09:12)
hay, nisy fofona tsy tantiko kou t@ za bevoka fa ny deo a la vanille, anjekaky ooooo, fa hatramin'izao tsy tiko mihintsiny :°)
14. RandyJackBrown
(
31/07/2007 21:30)
Aiza kosa ny herin'ny fitiavana raha avela hanajaka ity hoe RATSIANA ADY ity? Amiko dia angamba olana Psykolojika ihany izy io fa tsy dia hoe ratsiana. Ohatra hoe toa mahatsiaro mitondra irery ny adiny loatra Ramatoa ka ao no fotoana ahafahany maneho azy. Voaaro kokoa mantsy izy rehefa bevohoka, mahatsiaro koa ho voahaino kokoa. Ny fotoana anefa tsy hainy hanazavana izay tiany hotakiana amin-drangahy dia lasa ady lava izao no itrangany. Ny hoe Ratsiaka tanimanga dia vitan'ny sary omby kelin'i Bema, ny hoe ratsiana mofo gasy dia afaky ny tavimofon'i Zily be etsy Antsampanana, ny hoe koa ratsiana sakay mbola sitran'ny tsilaindimilahy fa ity hoe Ratsiana ady anie jereo e! Aiza no ahitan'ny ankohonana malagasy vola atao saran-dalana hoan'izay ratsiana ADY rehetra handefasana azy any Iraka, Afganistan, RDC, Palestine,...
Tadinjidina
Tadinjidina
15. bozyboleta
(
01/08/2007 06:56)
Tena misy io Randy a!
Kitonkitonina le vhv, de tena mafinaritra azy mitsy le mila vaniny na @ inn na @ iza, na zvtr tsisy dikany aza, na oul tsy fantatra aza de faly mandrangitra ady. Mety mahatsiaro ngamba izy hoe favy be satria dobla de tsisy maharesy e!
Na oul tsara fanahy aza mety mivadika orera refa ôtrôtran'izay. Io le mahatonga ny gasy miteny hoe manaizana anga refa mahita vhv kizintina sy mila ady...
Aiza kosa alou no hoe alefa miondrana @ tany miady :-D:-D
Any @ 18 ngamba akaiky fa mety ho fikorontanana ara-tsaina araka ny lazainao :-D:-D

16. princesseN
(
01/08/2007 15:13)
misy koa ratsiana manao firaisana an!tena marina io!nisy olona zay mantsy fantatro fa tsy oe zà akory so de misy hafahafa saina ndray eo!:lol::lol::lol:
17. ikaretsaka
(
01/08/2007 15:14)
dia misy ratsiana siligaona izany koa hono> hoe siligaona 10 indraimbava!
18. princesseN
(
01/08/2007 15:29)
ikaretsaka>>koa raha tsinona koa 10 be zao ve tsy hiraikitra ao ve ny colle @zany!:-D:-D:-D
19. ikaretsaka
(
01/08/2007 16:10)
nga atelina? fa tsakoina be ao ambava ao ilay 1 paquet be misy 10 iny!
20. evasoa
(
01/08/2007 19:40)
bozyboleta:
Mety mahatsiaro ngamba izy hoe favy be satria dobla de tsisy maharesy e!
8O8O8O8O
aiza koa no hisy olona hihevitra tena hoe favy ? Sao dia mba ianao kosa no voadonan'ny olona iray noho ny nataonao dia ny vohokany no analanao azy. Mba eritrereto ihany :roll:
Sa ve dia efa imbetsaka ianao no nahita maso ilay olona mila ady ? Dia olona firy re no efa voapempony e ?