Bevoka ratsiana

21. evasoa ( 01/08/2007 20:31)
princesseN

eka rô ! ao fa atao hoe olona hafa ary e ! :-P

princesseN:

misy koa ratsiana manao firaisana an!tena marina io!nisy olona zay mantsy fantatro fa tsy oe zà akory so de misy hafahafa saina ndray eo!:lol::lol::lol:


Tena misy io ary ny hormones de grossesse no mahatonga azy. Nefa tsy ary ho voan'io koa rehefa bevohoka manaraka fa mety ho zavatra hafa indray no mitranga. Misy milaza hoe rehefa bevohoka lahy kely dia manao an'io, dia rehefa vavy kely dia ny mifanohitra amin'izany no mitranga, lasa tena kamo be. Asa raha marina izany, aleo ny efa mananjanaka no hiteny :-D

Dia efa adalan'io efa hatrany ankibo angamba ve izany ny lehilahy ?
22. bozyboleta ( 02/08/2007 06:27)
Mba fomba fiteny io ry evasoa fa tsisy idirako manokana.
Fa le toetran'le vhv kintokintonina sy kizintina nge no mahatonga ny olona miteny hoe ratsina ady e!
Nga ndry mbola tsy naheno ny olona miteny an'zany?
Refa kizintina aza ny vhv de lazain'ny olona hoe manaizana.
23. bozyboleta ( 02/08/2007 06:43)
>>>ika ty map:-D
Ary mety ratsina siligaoma zany ny maman'reny le pôdekol reny t@ bevoka anazy e!
Fa le zandriko ratsina kiraby sy fozakely de lazain'ny fianakams hoe zay no naha-be rarakivy an'le zaza t@ mbolakely.
24. ikaretsaka ( 02/08/2007 22:39)
mwty ho foza be koa izy rehefa lehibe a
25. booboo ( 03/08/2007 21:51)
:-D
26. princesseN ( 04/08/2007 09:13)
:arrow:evasoa>>tena tsy zà oa za ary mbola tsy niteraka koa!
fa le olona fantatro ratsiana an'izany aza vavy kely ny zanany avy eo koa!fa mety ho ratsy alou ny tantarany any aoriana any rahefa lehibe izy ee!:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071