Namana tahakan'ny ahoana no tianareo/tsy tianareo?
1. niryna
(
24/07/2007 06:02)
Sarotra hono no mahita namana tena azo antoka sy hamborahana ny alahelo sy ny fahoriana.Ataovy maro ny sakaiza fa iray ihany no itokio.
Ny namana tahaka ny ahoana no tianareo ho namana?
ary ny toetran'ny namana ahoana no tsy tianareo alaina tahaka?
(l)niryna

novalian'i niryna ny 04/08/2007 02:16
2. ftma
(
24/07/2007 08:42)
tiako ho namana: namana mba miheno fa tsy henoana foana :wink: namana azo hianteherana @ rehetra, namana mba mahatsiaro fa tsy hoe rehefa mila ihany vao ...:D
Ny namana manararaotra sy bekizitina sy mikiritika foana aloha tsy ho namako e

3. boubounezy
(
24/07/2007 11:29)
niryna ny anah ny namana tena tiko d ny namana cincère, tsy complexé fa manjary felonana, ny namana tsy manao langue de serpent, zany wé tsy hypokrity, za ty namana intelligent mba afahako mianatra zavatra tsara @ ary mampitombo ny fahaizako miaina na aratsaina kou ; ny namana masahy manintsy anah en face ra tsy mety ny ataoko, mananao @ mora na @ sarotra. zay alou ny anah ny tena base ny fiavanako @ namako fa ny reste tsy raraiko satry za fidèle en amitié.:-*(l)
4. bobone
(
24/07/2007 12:27)
Niryna an!
Ny namana tena tiako de namana tsotra tsy miantsaravelatsihy! manoro hevitra raha misy manahirana na fifaliana izany na fahoriana ary manampy @ lafiny rehetra :aran-tsaina, aram-panahy! tia mivavaka ary miantra olona !tsy be fialonana !!!tsy voatery hoe: mijery ivelany fotsiny fa tena mandray an-tanana azy !
fa tsy tiako ilay mody be resaka nefa any ambadika any mifosa! tsy itiako iny !!! mody tsara fanahy nefa vao misy zavatra kely manaitra de mifanaratsy sy mifanao andolom-po.

5. dadie
(
24/07/2007 12:33)
bjr niryna
nareo 3 manoratra ireo zao d samy namako sy mafinaritra ahy ,dry alo niryna fantatro fa za mafinaritra andry profo za aho am mombamomba andry ihihihih ,aza fafana an ,merci kan mm
Ny namana mafinaritra ahy d ol fantatro fa tonga d mety amiko
ny tsy tiako d ol b oaoaoa alo e ,lé ol manao JE ,c moi ,j'ai ,za...; reny ol reny
niryna:-*
wi copine g tekoute ,di moa tou :-*

Mpandefa : ftma [ Valio ] 24-07-2007 10:42:34
Lohateny : Re : Namana tahakan'ny ahoana no tianareo/tsy tianareo?
tiako ho namana: namana mba miheno fa tsy henoana
wi copine g tekoute ,di moa tou :-*
6. Samoana
(
24/07/2007 14:03)
ny namana tena tiako de ny namana tia mikaly:miam:sy mihirao^o ( @ izay izy tsy manana fotoana hifosàna:D )
ny tsy tiko de ...tsy misy (satria maka distance kely aho raha mitady hisy disadisa na fahasorenana kely...tsy maharitra:wink:)

7. sitlo
(
24/07/2007 14:25)
Ny ahy tiako daholo. Tsy tiako mantsy raha mitovy daholo ny olona. :wink:
8. ikaretsaka
(
24/07/2007 15:23)
namana tia mikaly sy mihira, namana mivelatra sy malala-tsaina.
sitlo> ratsy kosa izany heo raha mitovy daholo izany tokoa ny olona ka! ts'isy ifantenana intsony! hoe ialahy ihany no sipan'ialahy...beeeeerk!

9. ftma
(
24/07/2007 19:13)
ny namana tena tiako de ny namana tia mikalysy mihirafatatra ihany ilay tia mikaly :)
dadie: rehefa hitako copine dia miheno fotsiny fa tsy mila mitantara an :wink:
10. dadie
(
24/07/2007 19:17)
dadie: rehefa hitako copine dia miheno fotsiny fa tsy mila mitantara an
d aona ny itantaraiko ny tany? ok ary ko :lol::lol:
11. niryna
(
25/07/2007 06:39)
ftma:
tiako ho namana: namana mba miheno fa tsy henoana foana :wink: namana azo hianteherana @ rehetra, namana mba mahatsiaro fa tsy hoe rehefa mila ihany vao ...:D
Ny namana manararaotra sy bekizitina sy mikiritika foana aloha tsy ho namako e
Moa ve ireny olona manararaotra ireny mahafantatra?
Misy izy ireny mantsy efa tsy ady hevitra raha hampiresaka ,lasa any amin'ny vava daholo ny zavatra atao dia tafiditra ny baolina
12. niryna
(
25/07/2007 06:41)
boubounezy:
niryna ny anah ny namana tena tiko d ny namana cincère, tsy complexé fa manjary felonana, ny namana tsy manao langue de serpent, zany wé tsy hypokrity, za ty namana intelligent mba afahako mianatra zavatra tsara @ ary mampitombo ny fahaizako miaina na aratsaina kou ; ny namana masahy manintsy anah en face ra tsy mety ny ataoko, mananao @ mora na @ sarotra. zay alou ny anah ny tena base ny fiavanako @ namako fa ny reste tsy raraiko satry za fidèle en amitié.:-*(l)
Aty aminay aky ny fiteny ireny olona ireny dia hoe two faces na manana toetra roa,misy fantatrao izao ilay izy.Izaho aloha tsy fantatro fa tonga dia hitako ilay fihetsika mandreraka ahy amin'ny olona ireny dia aleoko tsy miteny fa tonga aho dia miala,avy eo mipoitra tokony.
13. ftma
(
25/07/2007 06:43)
Moa ve ireny olona manararaotra ireny mahafantatra?niryna: ùisu tena mahafantatra fa manararaotra ny fahatsora-po, efa inbetsaka aho no tratran'io namana manararaotra io saingy mampiova ahy aloha izany e izy no hanenina avy eo very namana :wink:
Misy izy ireny mantsy efa tsy ady hevitra raha hampiresaka ,lasa any amin'ny vava daholo ny zavatra atao dia tafiditra ny baolina
dadie: efa henoko daholo ny tany ko namako daholo anie ny naman'i copine e :wink: za efa nahazo tatitra aloha :-D
14. niryna
(
25/07/2007 06:46)
bobone:
Niryna an!
Ny namana tena tiako de namana tsotra tsy miantsaravelatsihy! manoro hevitra raha misy manahirana na fifaliana izany na fahoriana ary manampy @ lafiny rehetra :aran-tsaina, aram-panahy! tia mivavaka ary miantra olona !tsy be fialonana !!!tsy voatery hoe: mijery ivelany fotsiny fa tena mandray an-tanana azy !
fa tsy tiako ilay mody be resaka nefa any ambadika any mifosa! tsy itiako iny !!! mody tsara fanahy nefa vao misy zavatra kely manaitra de mifanaratsy sy mifanao andolom-po.
Hitako,ilay mandraraka ireny dia azy irery ny vava.
Sendra nasain'olona izahay raha nandeha naka vakansy kely ary nindrana fiaran'olona ilay mpanasa.Iny aloha tsy olana fa izy mandainga hoe ity izao no fahatelony amin'ny fiaranay,ary apetraka any anaty garage ity fa tsy avoaka raha tsy mivoaka toy izao.:idea:Raha sendra nandeha ny resaka taty aorina dia niresaka garage izahay sy ny fianakaviana ,kay tsy anazy akory ilay fiara fa anolona nindraminy.Maninona izao raha tsy miteny dia vita fotsiny.:D:D
15. la
(
25/07/2007 14:45)
Nenah ndray niryna ny namana tiko de olona tsotra, tsy be filirony ary manoro anah sy manintsy anah amin'izay zavatra tsy mety ataoko fa tsy hoe any ambadika any miteny ze tsy mety ataokon fa manintsy anah face à face eo.
Namana tsy mamadika ary tsy manararotra ny fahatsorako.
Ny tsy tiko le namana mody malefaka reny nefa avy eo kay olona gaigy be (efa tratran'io zah vevavy no navita zany an), mody malefaka ery izy otrany hoe tsy havita ratsy zany mintsy na vonoina ary nefa kay izy tena mavita mintsy
Zay ra tsotsorina ny namana tiko sy tsy tiko

16. kelly13
(
25/07/2007 14:49)
olona mamadika sy manararaotra zany klou d efa tsy azo klasser-na ho namana e
ny namana tena namana d eo fôna refa sendra ny sarotra na refa @ hafaliana ianao, ary tena rare ny ahitana oul sahala @ izany.

18. kelly13
(
25/07/2007 19:06)
za ohatra :°) (dedaka b za)
tsy afaka anome ohatra anao za satria oa rare no ahitana oul otran'izany! misy fa visty dia vitsy

19. fasaly
(
25/07/2007 19:11)
marna dool zany ry zareo ah! mahaiza fotsiny ary mifidy de aza atao be tsy androfana fa kely tsara tsara:-P:-D
20. lapino
(
25/07/2007 19:26)
ftma:Tsy aleo ve mba manana namana ohatra an'izany ihany, amin'izay mba misy hompaina rehefa kindraindray :-P