...

1. simplex ( 22/07/2007 08:55)
tsy hitako izay lazaina fa te hitomany fotsiny ah
:snif::snif::snif:
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 03:27
2. fasaly ( 22/07/2007 09:06)
ntsôôôôô!aleo mitomany , arotsaka ny ranomaso refa misy zvtr mampté tomany fa ho maivana rahefa vita iny......:?
3. xxx ( 22/07/2007 09:08)
simp , zah kou :cry::cry::cry:
tu sais , c mon annif ms c un deuil oci.....
ouf , la vie est injuste :cry::cry:
4. dadie ( 22/07/2007 10:33)
za koa misy fotoana manao oatranao ihihihih ,d maka douche sy manasa loha aho d manararaotra arotsako aho ny ranomasoko [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Triste/sy_sad_fille.gif[/IMG]
5. xxx ( 22/07/2007 11:32)
Ntsô nane! Aza tomany fa Inty ny mosoara, fafao ny lelo de bà am Botlves01!

tsiky de ampy!
6. ftma ( 22/07/2007 13:39)
simplex: mamoasa less tongolo dia mitomany an
simplex mihome foana dia tsy mitomany mihitsy nefa hilaina ilay izy :snif:
xxx hita be hoe mpichat :-D
7. Stretch ( 22/07/2007 14:36)
aza mitomany fa marary masooo !
modia modia fa hariva . . . .

(hira zany an !)

za zao avy nitomany mafy be mintsy de marary ndray ny masoko refa rapitso avy matory tssss !

mitomaniza manko fa tssssss
manalà mihintsy fo :snif:
8. diamondra27 ( 22/07/2007 16:29)
simplex: aza tazomina ny ranomaso fa tsy mety, mankarary fo

xxx: mahereza
9. gasymanja ( 22/07/2007 16:59)
odio tsy hita fotsny ry reto lé fahoriana fa mandalo nge ny eto an-tany e!!!!
10. ikalamako ( 22/07/2007 21:18)
:?:
aza manao an'io moa e !
ao fa eto daholo ny mpiserasera hamafa ny ranomason'i simplex, dia manantena zahay fa rahampitso dia :)toa izao indray no hohitanay rangotin'i simplex eto, fa izay manko ny fiainana, tsiky sy tomany.
11. jennifer2 ( 23/07/2007 12:56)
o reto a!
Ato anie ka tsiky fotsiny de ampy e!
aza mitomany zany! maova zavatra mahafaly de aza eritreretina le zavatra mampalahelo! @ fotoana ipoirany fotsiny no mtomany be de zay!
Tsiky fotsiny de ampy e!:D
12. sahol ( 23/07/2007 12:58)
fa manin te hitomany enao simplex ? manalaelo any papa sy maman veu? :-*:-*
13. sechat ( 23/07/2007 13:58)
:snif: mangina ho'a fa aza mitomany simplex :-$ ndao o^o de :@
14. andry08 ( 23/07/2007 14:24)
de ndeha mitomany fa izaho tsy hanozona!
15. sitlo ( 23/07/2007 14:52)
fa naninona daholo koa ary ireto lhl be reto?
:-D :-D :-D
16. fasaly ( 23/07/2007 17:55)
miandry an'i sitl te hitomany koy am manraka zany! tiko ho hita be!:-P:-P:-P
17. cutie ( 23/07/2007 21:24)
in ary no mampitomany ry simplex :-D
Ao fa tsy hibodo scene tsony za refa kelikely e :lol:
18. sympa ( 24/07/2007 00:50)
8-) mitomany raha i nikopol atsy ambadika, de mitomany koa i simplex ato 8-) Fa misy inona ééé :roll:
19. majesty ( 24/07/2007 04:43)
Aoka wa zay ra-simplex a,ajanony amin'izay io alikaola io fa io foana no mampitomany anao isak'zay misotro.:-*
20. sympa ( 24/07/2007 10:22)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3244