Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i volana1, milahatra araka ny daty
volana1 ( 20/07/2007 11:50)
Orchidées sy ny voninkazo rehetra amin'ny ririnina
Ny tenako dia tsy havanana amin'ny fikarakarana voninkazo, nanao ihany fa tsy nanam-potoana, voatery nandova voninkazo tsara tarehy be dia be tsy fidiny aho fa tsy eto intsony i mamako, dia vonona be ... tohiny
novalian'i VELOMIAH ny 01/04/2011 12:50
volana1 ( 05/01/2007 07:18)
Nataoko ihany (Ratary)
Tena mankafia Ratary aho, indrindra fa iny hiran'izy sy i Nathalie moa ? raha mba misy manana ny tonon'ny Nataoko ihany malalako iny dia mba omeo e ! Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i cutie ny 17/01/2007 18:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1018