ny tatsambo sy ny ranomasina

1. rajohn ( 21/07/2007 15:14)
Izay manan-kevitra momba ny tatsambo (na ny asa na ny tontolony;na ny ranomasina )na liana ny amin'izany,dia ato no pejy manokana ahitana an'izany.

rajohn
2. xxx ( 21/07/2007 15:18)
:-D
3. princesseN ( 04/08/2007 09:36)
za alou tsy mahay eeh!fa mampatahotra ra mitovy @ titanic koa,any de tonga de maty any zany!:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7347