ina ny tena tinareo sy tsy tinareo

1. boubounezy ( 21/07/2007 14:36)
fa ny anah alou dé ny tena tiko mangery poritra(miala tsiny @ lé fitenenana fa tsy aiko ny anazava azy @ fomba hafa) ary ny tena tsy tiko dé ny tara 1sc ndrindra ra wé zavatra tena important b reny. ohatra : midy lé birao nefa enao ra tara dé tsisy evitra tsony fa tara zany.:°):x:(
2. dadie ( 21/07/2007 17:45)
ny ahy ny tena tiko ny fiainana any dago ,ary ny tena tsy tiko ny fiainana eto frantsa

____> tandremo so misy mametraka fanotaniana oe koa inona no ijanonana eto an ,efa manomana ny dia mantsy ny aty e
3. booboo ( 21/07/2007 18:50)
-tena tiako : refa voky dia mahazo fandriana

-ny tsy tiako indrindra : mamantana trano maloto sy mikorontana
4. ftma ( 21/07/2007 20:04)
booboo: efa haiko ilay tsitianjy lol mitana kofafa foana nefa trano madio be io :wink:
tena tiako: mahita olona faly sy mifakatia :-*
ny tena tsy tiako: ny mahita olona miady (madositra mihitsy za fa tsy mahataty )
5. fasaly ( 21/07/2007 20:15)
betsaka ny zvtr tiko ary betraka ny zavatra try tiko, aleo lazaina ny tena marina:-P
6. boubounezy ( 21/07/2007 22:03)
fasaly mba omeo sopapa kely ary alou é!
7. fasaly ( 21/07/2007 22:05)
ohatra ny zvtr tena tsy tiko dia mody namana nefa manindrona andamosina am antsy....:-D manararaotra ny fahatsoran'ny sasany de manao danin'ny kibony....

ohatra ny zvtr dia olona sincère direct na somary manindrona aza ny zvtr lazainy fa mandeha am marina sy fisainana madio de tiko zay:-P
8. boubounezy ( 21/07/2007 22:13)
tena milay kia zany fasaly a! zany kou alou zany anisandry é!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*=D=D=D=D=D
9. tess ( 21/07/2007 23:02)
indry klou directa be refa manitsy manisy oul zay bomba atômika be hitako am zava niseo tato ireny fa tsy miafina aloha....fa toundé direkta be miteny de touundé haiko hoe tsy azo kitikitihina i boubounezy fa tena .....:-D
10. boubounezy ( 22/07/2007 10:22)
tess andray kia! tsy marina kia zany tsy azo kitikitiana zany boubounezy a! njy zao ra mba te ikitikitika anah d mety toranymé b za! gili2!=))fa lé wé directa b alou d izy é! ZA ZAY:lol: fa tsy manao bomba @ tsy manala azy kosa alou é!:(
11. dadie ( 22/07/2007 10:28)
boubounezy> kay misy adinoko aki ny zvtr tsy tiako d maita leilahy b resaka oatran'ny veivavy (miresaka ol io an mifosa)
ary ny tiako maita lehilahy mitomany anefa (tsy oe misy maty sns... fa resaka fitiavana):-*
12. tess ( 22/07/2007 12:19)
izaho tia miantsena


fa tsy tiko ny mandamina ny tsena:-P
13. ikaretsaka ( 22/07/2007 12:31)
ny ahy ny tsy tiako ilay miaraka amin'ny olona ilay efa fantany izoa fa tsy mety ny ataony na mivoana ny heviny dia mbola ataony ihany

ny ahy tiako ny mikaretsaka mitety tany
14. boubounezy ( 22/07/2007 19:19)
dadie romantika v ndry zany sa... ty lhl soumis e!:lol::-D:-D
15. boubounezy ( 22/07/2007 19:21)
tess zany v lé wé mividy may2 ery fa refa andamina tsy mavita akory? :-D:-D:-D za refa mividy ndray d tena tiko ny mandamina azy avy eo
16. boubounezy ( 22/07/2007 19:22)
ikaretsaka ary efa taiza doly zany no nanaovanao karetsaka?:-D
17. mamzelkely ( 23/07/2007 08:33)
ra ny zavatra tiko de bdb ts o vôtanisa eto

fa ra ny zavatra ts tiko indrindra de olona manararaotra ny fahatsorako sy ny miteny zvt nefa aveo ny contraire-ny no atao tena ts zakako mits :{:{:-D
18. boubounezy ( 23/07/2007 11:15)
ndé mba ararôtiko ny fatsoranjy ry mamz @ zay itako marina fa tsy tinjy lé izy, d ndé tenenako zavatra kou d ny contraire no ataoko:-D zany v kia tsy namana mpandainga sy tsisy ilana azay fa elao aingana!;-)
19. kelly13 ( 23/07/2007 11:19)
fa ra ny zavatra ts tiko indrindra de olona manararaotra ny fahatsorako sy ny miteny zvt nefa aveo ny contraire-ny no atao tena ts zakako mits


betsaka mintsy ny tsy io toetra io fa mbola mi tomber dans le panneau fôna
20. fasaly ( 23/07/2007 11:28)
kelly, mamz: refa voa vao mangasihasy misafou louha:x:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0514