ina ny tena tinareo sy tsy tinareo
21. ikaretsaka
(
23/07/2007 16:16)
boubounezy:
ikaretsaka ary efa taiza doly zany no nanaovanao karetsaka?:-D
efafa bebe ihany hoy ilay tsy mahay manisa... efa taffahodina ny tany e
22. boubounezy
(
23/07/2007 17:15)
d tsisy sopapa kely fotsiny v? mba t ikaretsaka kou ny tenanay kou:lol:
23. niryna
(
24/07/2007 05:45)
dadie:
ny ahy ny tena tiko ny fiainana any dago ,ary ny tena tsy tiko ny fiainana eto frantsa
____> tandremo so misy mametraka fanotaniana oe koa inona no ijanonana eto an ,efa manomana ny dia mantsy ny aty e
:roll::roll:dia ilaozana izany ny namana a!:x:cry:
24. niryna
(
24/07/2007 05:49)
Ny zavatra tiako dia ny mizara izay fahasoavana nomen'Atra ahy na fanampiana ara-tsaina izany na olana mety misy amin'ny fiainana ary dia miara-mivavaka amin'iny.Ny zavatra tsy tiako dia ny olona mandainga sy mpiantsara-velatsihy.
25. boubounezy
(
24/07/2007 11:31)
:Dniryna ekeko ny filazandry, zany wé ampiko @ lé efa nosoratako io zany é!
