Vita hatr'eto ny Fahantrana

1. Zazala ( 21/07/2007 15:24)
Hanomboka ami'zay zao ny fandrosoa, efa tsy hisy tsony ny delestazy satria tratra ny mpanakorontana.
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1258&ART=24316
novalian'i kanota ny 28/07/2007 01:48
2. Zazala ( 21/07/2007 15:31)
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1258&ART=24308
3. nororavel ( 21/07/2007 21:24)
:-D Olona tsy misy saina ialahisany prora8 ireto hita fa terroriste i ra8 fa ny vadin'olona natao otage mba ahazahoana an' i Pety dia handroso ve i mSCAR FA TRATRA I PETY izany ve dia argument mitombona olona tsy nianatra tahaka andra8 daholo no manjaka ao Mscar
4. kanota ( 22/07/2007 03:36)
Ianao no tena tsy mahay mampiasa ny fianarana nianaranao. Na hifampidera degree sy Diploma aza dia mino aho fa tsy ny anao no betsaka nohon'ny an'ny Malagasy izay tsy miteny. Rehefa tratra izy dia tratra. Ny fahaizanao dia ny mamendrefendro Malagasy fa ny fahaizanay dia ny milaza fa mila mivoatra ary mila manitatatra satria miova hatrany ny toedraharaha. Tsy sahala anay no hilaza hanatitra sakafo ao ambavan'ny vahoaka. Ny anay dia ny manoro ny vahoaka fa mila misasatra na iza na iza. Ny zatra nomena fotsiny no mitabataba sy mivoavoa sahalan'ny alika. AREMA vavan'AMBOA
5. nororavel ( 23/07/2007 22:06)
Olona forin'alika mihitsy ry TIM ohatran-dry kanota itony ny vodiny no lasa sainy olona dondro-pory iray trano lehiben'ny fangalarana taranaka alika NY TIM miady antrano ohatry ny kisoa ny fahatratrarana an'i Pety hono no ampandroso an'i Madagasikara :-D argument ny vody saina 8-)
6. Jeankely ( 24/07/2007 02:47)
Fa iza amin'ireo namana ireo no nilaza fa ny fahazoana izany olona izany no ahampanana ny hafa. Petinao aza tsy fantako ary tsy ilaiko ho fantatra akory. Ny zavatra resahinay eto dia ny hoe na iza na iza mpitondra dia tsy maintsy miady ny tsirairay hivelomany. Na i "nororavel" aza no president tsy midika izany fa manokatra vava fotsiny ny vahoaka dia voky. Koa aza manao mpitari-bato vilambava, hafa no tondrin'ny molotra ary hafa no tondroin'ny tanana. Aza dia heverina ho dondrona sy mpanaradrenirano foana ny vahoaka. Ny vahoaka tsy TIM izany ary tsy AREMA ary tsy TIM niala fa vahoaka miasa sy misasatra vao mahita ny hanina sahaza ho azy. Koa mba mieritrereta fa tena misy farany ny zava-drehetra.
7. DadaRabe ( 27/07/2007 17:19)
Fa iza ilay NOroravel ry Jeankely ?

DdRb
8. kanota ( 28/07/2007 01:48)
Bazylou nitambatra Zazala angamba=))=))na mba tia hanompa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0647