Ahoana ny fomba tena ahazoana fahafinaretana ?

1. xxx ( 20/07/2007 13:43)
Ahoana ny fomba tena ahazoana fahafinaretana ?
Azonareo avy hatrany ny tiako holazaina. Natao xxx fa mahamenatra sao misy lehilahy mamaky
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 13:19
2. sakaizakely ( 20/07/2007 13:55)
fahafinaretana am n'inn ?

Nena ohatra rehefa voky tsara iny ny vavony dia fahafinaretana beuuuuuuuu
Fa tsy vokisana n'importe quoi an ! voankazo mamy be am été zao mmmmmmmiam :-D:-D

mahafapo ve le valiny ?
3. sipagasy ( 20/07/2007 14:16)
mmhhh lehilahy sa vehivavy no mametraka fanontaniana aloha e! hhihihihi;-)
4. sakaizakely ( 20/07/2007 14:25)
sipagasy> xxx = vhv

xxx:
mahamenatra sao misy lehilahy mamaky


xxx> mitendre mandolina 8)8)8)8)
5. Jeankely ( 21/07/2007 02:43)
Resaka fafinaretana amin'ny fanaovana fitiavana ny fahazoanay an'io fa tsy fahafinaretana mijery ny lanitra manga sy ny natiora andrenesana feomboronkely. Tsy mbola nahita na nahazo ny fafinaretana izy xxx na nanao aza ka mba mitady ny vahaolana. Dia miandry ireo specialiste anoro satria toa marobe ny manantalenta=))=))=))
6. kanota ( 21/07/2007 05:50)
Mamono tena dia mahita ny fahasambarana any ankoatra=))=))=))
7. sipagasy ( 21/07/2007 06:09)
lol, sakaizakely ;-)

hihi kanota, kay tokoa moa fandalovana ihany ety e!!!!
8. Jeankely ( 21/07/2007 07:15)
Dia mitady fahafinaretana ety ve sa ahoana ilay hoe fandalovana? Manaova ny tsara sy mahasoa dia izay no fahafinaretana. Ny fahafinaretana eo ambony fandriana tsy midika ho ny fiainana eto ambonin'ny tany. Na ny sakafo aza no mitana ny aina tsy hisakafo no antony hivelomana. Mazava ho azy fa tsy ny hitady fafinaretana ara-nofo no tena himasomasoana. Hafa tsy ireo izay specialiste sy natokana ny amin'izany. Omeo lesona manokana izy ry sipagasy fa aza velarina eto a!!!=))=))=))
9. kelly13 ( 21/07/2007 18:52)
petitjean>=D
10. Jeankely ( 22/07/2007 05:36)
Ny resaka fizahavana fafinaretana dia efa ela no nanao boky ary misy miseho isambolana na isankerinan'andro na asa isan'ora aza angamba ny momba io. Ny Malagasy koa aza efa manana boky miresaka io lakle ny fafinaretana e sns. Tsy fantatra raha ny hanitatra io resaka io amin'ny teny Malagasy no tena tanjon'i xxx na tena problemany tokoa. Ny hita ento aloha dia tsy mbola mahazak resaka mikasika io ny Malagasy ary nokilasiany ho resaka vetaveta io na samy mankao daholo aza ny fiafarany. Ka anjarantsiaka raha ahasahy hamelatra io amin'ny teny Malagasy na samy hivady xxx daholo=))=))=)) sady efa resaka x ihany=))
11. gasymanja ( 22/07/2007 17:28)
xxx:adinoy dôly ny eto an-tany eo am-panôvana azy d azon-dry lé fy :°)
12. Jeankely ( 23/07/2007 04:59)
Toa navadik'ireo atsy amin'ny resa-dehilahy izy ity satria ny lehilahy no haingana be nanitatra azy. Ny mpanontany anefa dia vehivavy ary ny vehivavy no tena manana problema amin'io fa ny bandy amndeha foana io.=))=))=))
13. mignone ( 23/07/2007 18:11)
aiza no hahalalany i jeankely hoe ireto xxx ireto ihany no atsy :roll: ? sa jeankely ireo :-D:-D:-D
14. tslem ( 24/07/2007 08:43)
tena resaka fahafinaretana be ity zany:-D:-D:-D
zah mamaky forum d finaritra d zay atao ry xxx a!:P
15. Jeankely ( 24/07/2007 12:38)
Inona no anaovako xxx fa ny ahy aza tena anarako mihintsy no miseho fa tsy solony. Mahasaky miseho nefa donto ihany satria nanoltra amboalohany.
16. benaly ( 25/07/2007 12:25)
tiavo aloha lay olona itadiavanao fafinaretana de ahita fafinaretana enao.Mety tsy tinao angamba le olo iarahanao
17. Jeankely ( 26/07/2007 02:08)
Dia ahoana benaly fa efa nanazava anie ny vehivavy namany atsy ambadika fa na ratsy tarehy aza ny afrikanina nohon'ny fitaovana, ny tanjany sy ny fomba fanaovany ny fitiavana dia ampoka tsara ny fahafinaretana. Jereo fa manazava izany tsara ry zareo. Ka na tiany aza ianao nefa tsy mahay mitatantana ilay zava-miafina dia sahala ny tsisy=))=))=))
18. vale ( 26/07/2007 15:22)
:-D:-D:-D, tsy ny endrika sy bika ve no azoana fafinaretana fa raha virtoaly de fafinaretan'ny (l)izy @ izay!:roll:
19. xxx ( 26/07/2007 15:28)
xxx:

Ahoana ny fomba tena ahazoana fahafinaretana ?
Azonareo avy hatrany ny tiako holazaina. Natao xxx fa mahamenatra sao misy lehilahy mamaky
xxx: tsy misatroka de mahazo masoandro tsara @zay ...vacances tsara be mihintsy izy amzay!:-D:-D


20. gasymanja ( 27/07/2007 18:03)
xxx:

xxx:

Ahoana ny fomba tena ahazoana fahafinaretana ?
Azonareo avy hatrany ny tiako holazaina. Natao xxx fa mahamenatra sao misy lehilahy mamaky
xxx: tsy misatroka de mahazo masoandro tsara @zay ...vacances tsara be mihintsy izy amzay!:-D:-D




inona kalou lé tsy satrohana e:?::^):^):^)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2762