Ahoana ny fomba tena ahazoana fahafinaretana ?
21. RandyJackBrown
(
31/07/2007 21:52)
Tsy mahalaza ny hevitra tianao holazaina tokoa ny teny fotsiny hoe FAHAFINARETANA satria tokony ho voafaritra hoe amin'ny sehatra inona izy io na amin'ny sehatra inona. Raha fahafinaretana ara-nofo ohatra dia tena azo ivalamparana mihitsy ny hoe izao sy izao no atao. Hainao tsara anefa fa sehatra manokana ihany izany hoe "fitadiavana fahafinaretana ara-nofo" izany. Ny hoe manao izay mahafinaritra ny saina dia fitenintsika tsara ihany koa. Ataoko fa tsy mahamenatra n'iza n'iza koa ny manontany olona hoe: "Mba nahafinaritra anao ve ny fitrangan-javatra androany?" Ohatra. na izany na tsy izany dia hanolotra hevitra iray ho anao ihany aho amin'izay fomba heveriko fa tsara hahazoana fahafinaretana. Rehefa misy olona miteny mafy anao, na noho ny fahadisoana natonao, na noho ny fiheverany fotsiny fa diso ianao (nefa tsy izay no izy) dia miezaha mamaly am-pitoniana sy am-pahendrena. Kendreo tsara mba tsy hisy latsa na eso na hevitra mamely ilay olona ny teny ampiasainao amin'izay. Dia ho hitanao fa ho finaritra ianao, tsy amin'iny andro iny ihany, fa sady ho fahafinaretana maharitra izany no hanjary fitaovana ihany koa handrisika anao hanao tsaratsara kokoa amin'izay mety ho FIBETROHANA manaraka.
Tadinjidina
Tadinjidina
22. Jeankely
(
01/08/2007 07:56)
Efa hoe ilay fahafianaretana mahamenatra no tiany halalinina fa tsy izany oooo
23. princesseN
(
04/08/2007 09:20)
bon raha fahafinaretana fitiavana alou no resahina eto de asivo ataon'ilay olona miraka aminao fotsiny zay tianao mba hazonao fahafinaretan eeeh!fa mbola mizara2 koa le fafinaretana @ fitiavana an!:?:
24. tsoraka
(
10/08/2007 09:34)
Tiany hovisavisaina eto ny tekinika rehetra fa tsy dia ahoana akory.
25. rdanyl
(
16/08/2007 21:52)
mijanona ela be ao @ WC ko milaaaaaaay be javascript:emoticon(':lol:')
Laughing sa in lo le fafny tedavn-jy le an ve?akipio ny masonao de misy hery ivoaka avy ao.....tarito foana ny baolina e.ok e
Laughing sa in lo le fafny tedavn-jy le an ve?akipio ny masonao de misy hery ivoaka avy ao.....tarito foana ny baolina e.ok e
26. Rabenz72
(
29/08/2007 10:15)
Raha te hahazo fafiny indry dia ny saina aloha no amboarina voalohany mba hifantoka tsara am'ze atao n'inn n'inn io, fa raha vao mivezivz ny saina dia hotran'ny omby mijery floraaa fotsiny, ny aina fotsiny no mangana fa ny fahafinaretana tsary azo
27. Jeankely
(
29/08/2007 14:03)
Mila mikaroka sy manitatra ny Malagasy. Fanjaitra sy kofehy ary sakafo hanina aza hafarana ve dia ity resaka fafinaretana ara-nofo ity no hakana fahaizana manokana?=))=))
28. tiarah
(
31/08/2007 05:46)
1-mila olona désiré-nao enao,tsy voatery bo gosse fa mahafinaritra fotsiny an!!
2-Imgineo zay zavatra tiany hatao aminao rehefa manao firaisana: safosafo, teny mamy,na teny mahasosotra ka tianao aza tsy quoi!!.....
3-Rehefa eo amin' ilay fotoana " milay"de complimenteo kely leiry kany, ny fofony,sy ny rehetra sisa .....
4-Raiso tsimoramora ny tanany , de ampanaraho ny tananao, de ataovy zay tianao hataony aminao, aza menatra fa ny sipa rehetra manana féminité daolo....
5-Adinoy am zay ny tany tontolo, de mihevera tena kely hoe: milay be enao,reveny be enao satria enao milay .....
6-Iny enao fa manomboka mafanafana,miakatra ny température,na izy na enao.....
7-Ho enonao tsy ho ela ny hasambarana, de manaraka anao eny koa izy rehefa avy eo...

29. Jeankely
(
03/09/2007 02:04)
Tiarah sady mahay rah ve? Ity no talenta-ntsika ve hany ka mbola vizana i Madagasikara? Mahay rah ny akamaroany sa ahoana?
31. dibbah
(
16/09/2007 13:19)
ni caresse oa atao betsaka fa ny pénétration anie fanampiny fotsini e