Ny Admin :-)
10. ainga
(
16/07/2007 18:15)
mbà tsy mety reraka koa ilay admin mandaka lava !:D
dia ilay user koa hono dia tsy mahay manao esquive na maninona izao raha tazonina iny tongotra efa fantatra fa handaka ! vendrana an !!:lol::lol:
ny tena kentrina dia ilay mod. tsy miteny afa-tsy "pwnt":lol: tsy ampiampy voambolana:lol:
OAAHY ilay admin mamono vehivavy ôo:-/:-/:-/:-/

11. diamondra27
(
16/07/2007 20:05)
sao de jaloux an'ilay mod kosa ary lery kle hihihi
sa sao de tsy mahay mipetraka le user? Iza zany zao no efa voadaka tato?
sao de daka tsy hita maso ary no tokony nataon'lery:-D:-D
sitlo: fa ahoana klé
sa sao de tsy mahay mipetraka le user? Iza zany zao no efa voadaka tato?
sao de daka tsy hita maso ary no tokony nataon'lery:-D:-D
sitlo: fa ahoana klé
15. sasa
(
17/07/2007 04:21)
hery ha ha ha ha refa vevavy le admin d lehilahy indray no voadaka otran'io mety tsara :-D:-D:-D:-D:-D
sitlo fa maninona loatra i bozylove?
sitlo fa maninona loatra i bozylove?
16. tslem
(
17/07/2007 06:40)
fasaly:
ity no mba hitako...tô vevavy foana no voadaroka sy voadàka e! pôvs femmes.....:?
voadaka tsy fidiny nefa saika omena flera :-D
nivadika ny glaoby:-D:-D:-D