Ny Admin :-)

1. hery ( 16/07/2007 09:15)
Sendra hitako nampihomehy tany ho any fotsiny
novalian'i dadie ny 28/07/2007 09:14
2. sechat ( 16/07/2007 09:39)
:-D
3. lapino ( 16/07/2007 09:59)
izy kosa mba nilaza ny marina sy ny zava-misy ve ? :-D:-D
4. xxx ( 16/07/2007 10:22)
oups tsy adaka intsony :-D:-D
5. simplex ( 16/07/2007 11:04)

matsapa tena an :°):-D:-D
6. ari.malala ( 16/07/2007 11:20)
kay zany daka be! zany v ts hahafaty!:-D:-D:-D:-D
7. tslem ( 16/07/2007 11:59)
tena daka hita maso be mitsy :-D:-D:-D
8. sitlo ( 16/07/2007 14:03)
mampamangy any am bozylove :-D:-D
9. xxx ( 16/07/2007 15:53)
simplex: :-D
tsy mba ilay ragahy no dakana fa vehivavy ve
10. ainga ( 16/07/2007 18:15)
mbà tsy mety reraka koa ilay admin mandaka lava !:D
dia ilay user koa hono dia tsy mahay manao esquive na maninona izao raha tazonina iny tongotra efa fantatra fa handaka ! vendrana an !!:lol::lol:
ny tena kentrina dia ilay mod. tsy miteny afa-tsy "pwnt":lol: tsy ampiampy voambolana:lol:

OAAHY ilay admin mamono vehivavy ôo:-/:-/:-/:-/
11. diamondra27 ( 16/07/2007 20:05)
sao de jaloux an'ilay mod kosa ary lery kle hihihi

sa sao de tsy mahay mipetraka le user? Iza zany zao no efa voadaka tato?

sao de daka tsy hita maso ary no tokony nataon'lery:-D:-D

sitlo: fa ahoana klé
12. tslem ( 16/07/2007 20:12)
d hiova pseudo zany zao rafotsy iny an :-D:-D:-D
13. fasaly ( 16/07/2007 21:02)
ity no mba hitako...tô vevavy foana no voadaroka sy voadàka e! pôvs femmes.....:?


14. pissoa ( 17/07/2007 02:13)
gravy koa la admin kle :-D:-D:-D:-D:-D
15. sasa ( 17/07/2007 04:21)
hery ha ha ha ha refa vevavy le admin d lehilahy indray no voadaka otran'io mety tsara :-D:-D:-D:-D:-D
sitlo fa maninona loatra i bozylove?
16. tslem ( 17/07/2007 06:40)
fasaly:

ity no mba hitako...tô vevavy foana no voadaroka sy voadàka e! pôvs femmes.....:?






voadaka tsy fidiny nefa saika omena flera :-D
nivadika ny glaoby:-D:-D:-D
17. ikaretsaka ( 17/07/2007 23:51)
izao izany ilay daka ts'hita maso aminy ko
18. ari.malala ( 18/07/2007 07:48)
:-D:-D:-D:-D
19. mamzelkely ( 18/07/2007 13:43)
:-D:-D de inn le tenin le Mod aaa :roll::lol::lol:

fasaly le sarinjy ko alou aa :-D:-D:-D
20. fasaly ( 18/07/2007 14:07)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0778