Fifandraisan'ny vahoaka @ Mpitondra isantokony ankehitriny
1. Jeankely
(
16/07/2007 11:06)
Noho ny lesona izay hita sy napetraky ny mpitondra nifanesy dia tsy rototra firy @ tompon'andraikitra isan-tokony ny vahoaka. Ny fandraisan'ny vahoaka izany Politika izany dia zava-dratsy ary resaka fitaka sy fanararaotana. Hita hatramin'izao fa miezaka manaratsy ny Mpitondra izay lazaina fa manao tsy mety mafimafy nohon'ny tsy mety vitan'ny teo aloha ny amperin'asa. Vao mainka milentika antsaina ihany fa ratsy ny resaka Politika.
Araka ny fijeriko dia sarotra nohon'ny ady @ SIDA io ary tokony hezahina ny hampifandray ny hiaraka hiasa.
Na fivoriampokonolona aza izay miresaka ny fiainan'ny vahoaka mivantana dia mimenomenona ny olona antsoina mivory ary milaza fa tonga indray ny fandaniana fotoana. Dia mampalahelo fa misy koa ny miasa sy faly amin'nizay tsy fisian'ny mpivory izay.
Lava ny lalana ka tokony jerena io zavatra iray io.

novalian'i kanota ny 19/07/2007 07:56
2. tsoraka
(
16/07/2007 11:38)
Mila an'i DadaRabe fa fitiavana tokony hivitrana io. Inona no asa ho vita raha tsy mifampantoky.
3. Jeankely
(
16/07/2007 12:32)
Na hitehaka aza ny olona tsy ao amin'ilay resaka ny sainy. Io rehefa samy vonona hoe avaty ho ary lasa io. Noho izany ngezabe io fifampitokisan'ny mpitondra sy ny vahoaka io. Raha tsy mety hisy mandrakizay moa io dia mazava fa sarotra ny ahatafavoahana. Raha mpampianatra ve na any @ ambaratonga inona na inona ka ny karama faran'ny volana no hisainana fa tsy mieritreritra ho ho avin'ny taranaka no zaraiko ary manome fahalalana aho. Ohatra kely iny, fa ny sehatra tsirairay mila mahatsapa fa olompirenena ary manasoa ny tenany sady mitsinjo ny hafa.
4. kanota
(
17/07/2007 03:45)
Resaka polifikafika ve ahagaga. Androany milaza avia rahampintso milaza havanana. Izay ahazoany tombontsoa no resahiny fa hirahira ny hoe mahantra e, mijaly e. Ny anao aza no alainy koa ahoana no ho faly ny vahoaka?
5. tsoraka
(
17/07/2007 06:00)
Ataovy sahalan'ny an'i bazylou na lazaina mpangalatra sy mpanao risoriso aza tohanana ihany. Mpanohana fotaka sy ratsy ho an'ny firenena.