voadona mafy, mila conseils
1. fitiabdb
(
16/07/2007 06:00)
sali daholo
Zao za vao mba niditra forum gasy fa hitako mahafinaritra ny fifanakalozan-kevitra sady mba mila conseils avy aminareo.
Ny momba ana dia izao: vehivavy mbola tanora, manambady ary vao teraka vao haingana ny zanako. 10 taona zay no niarahanay mivady (dont 2,5 en mariage), le pbm c'est que vao fantatro vao il y a qlq jours zao fa mihodina be mintsy kay io vadiko io, classique hoy nareo, mais c'est pas évident refa tena mihatra am tena lé izy. tena voadona mafy aho, j'ai cru que le monde s'ecroulait sous mes pieds, j'ai tout de suite pensé à divorcer satria raha ny filazany dia tsy ataony fanahy iniana lé izy ka ca peut arriver du jour au lendemain, ny zanako anefa mampalahelo ana hoe hi-grandir tsisy ny dadany, za kou anefa mbola tena tia azy, fa nefa toa ohatran'ny tena trop b lé izy. tsy réaliste ve za raha mitaky hoe za irery no ho tiany, sa légitime.
Mba toroy hevitra ry reto, na ze efa nanana cas mitovy amin'ny ana dia mba valio

répondu par reve le 23/08/2007 05:49
2. Jeankely
(
16/07/2007 06:14)
Rariny loatra raha ianao irery no ho tiany. Ny fanambadiana tsy kilalao saingy raha zatra ny mihodina dia tena mandeha hoazy marina ilay fakana vehivavy hafa. Ary mahagaga koa fa ny vehivavy miaraka aminy koa mahafantatra tsara hoe manambady ary hita amin'ny hataony fa mpiodina izy nefa hiarahany ihany. Aza avy dia mieritreritra DIVORCE fa anontanio izy ary asivo mijanona. Lazo azy fa mampalahelo ny zaza raha hisaraka. Hita eo ny toe-tsainy raha ny any ivelany no tiany na ny Zanany sy toka-tranony. Rha ny any ivelany moa no tiany dia anjaranao no manapa-kevitra. Andranandrana ho an'ny lehilahy tsy midika tsy fitiavana ny ao antrano fa tia hanova nofokenon'omby kitoza izy rehefa zatra mahazo henankisoa =))=))=))
3. fitiabdb
(
16/07/2007 06:56)
Marina izany voalazanao izany, fa efa niresaka ombieny ombieny izahay hatramin'ny nipoahan'ny resaka fa tsy mahafa-po ana ny valiteny omeny: Hiezaka hiala amin'izany aho hoy izy. Amiko dia mbola aléatoire be izany valiny izany. Lazainy kou fa tsy mi-affecter ny fitiavany anay mianaka hono izany, ny tsy azony anefa dia misy olon-kafa ankoatran'azy concerné ary maharary am lé izy fa tsy hoe tsy affecter ny fitiavany anay dia tokony hionona aminízay zahay. Exigeante be ve za, ny ahy ny mety amio dia ny hilazany carrément fa tsy hanao intsony iy, iza phrase izay anefa tsy mety azoko!
4. rush
(
16/07/2007 06:57)
mahavariana mihintsy itony lehilahy tsy tahotra tsy henatra fa dia mampirafy tsotra izao e!manambady,manan-janaka ka inona ihany aza no tadiavina e?miresaka ianareo mivady ry fitiabdb a!hazavao azy ny rehetra,ny fisarahana aloha aza dia maika loatra fa ny zanakao jerena e!tsy manan-tsiny ny zaza!
5. fitiabdb
(
16/07/2007 07:09)
Ny tena mahavariana dia ity, nisitaka tany am RaR-ko aho, 2 jours après dia tonga tany izy ampody anay. Avy eo anefa toa tsy hita ihany ze fanapahakeviny, sa hena-maso am RaR fotsiny alou dia mody hoe aleo alaina?
Ny tena loza aza dia zoma maraina za no nahafantatra ny zvtra nataony, nanao crise de nerfs sy larme mintsy, ny zoma hariva izy mbola mandefa mail any am namany hoe tara am-na sipa hafa indray, tsisy considération ho ana mintsy anie izany e!

6. lapino
(
16/07/2007 07:15)
sa hena-maso am RaR fotsiny alou dia mody hoe aleo alaina?An an an
Tsy misy lehilahy tsy tia ny vadiny aman-janany izany ! Na dia maditra ohatra ny inona aza izy, tena tia anao izy nampody anao izany. :wink:
7. fitiabdb
(
16/07/2007 07:43)
Ny tena t.. amn'izy ty anie dia zahay voton'anatra tany an-tran hoe karakarao tsara ny vady pour qu'il n'aille pas voir ailleurs, toa tsy misy vokany akory izany fa ny tena ihany no vizaka eo. Ny sipa maka vadin'oul kou no tena tsisy fotony, manodiava azy refa manam-bady izy any aoriana ka mba alain'ny hafa kou y azy
8. simplex
(
16/07/2007 08:04)
fitiabdb:Tsy manin na exigeante aza enao, ary zonao zany satria enao ny vadiny.
Exigeante be ve za,
fitiabdb:Teneno an'azy io.
ny ahy ny mety amio dia ny hilazany carrément fa tsy hanao intsony iy,
fitiabdb:aza vakiana ny mailakany ;-)
ny zoma hariva izy mbola mandefa mail any am namany hoe tara am-na sipa hafa indray, tsisy considération ho ana mintsy anie izany e!
mba ezaho hoe izy henoina e.
Refa tratra fanindroany d ipitsio @ zay :)
9. fitiabdb
(
16/07/2007 08:31)
Io anie tsy vao voalohany ry simplex e! tam mpi-sipa zahay dia efa tratrako izy, nilaza izy tam zay fa aleo hono ny lehilahy mihodina avant mariage plutot qu'apres. Zao anefa izy marié mbola mihodina ihany, d'autant plus tsy oul iray no nihodinany fa betsaka. za kou ngamba alou curieuse loatra dia mi-fouiner anaty phone sy mail e! mahadiso ve? Nanana doute za dia nitady confirmation, kinanjo...
Adaboka ve ny mety aminy sa mbola hiala-nenina?

10. simplex
(
16/07/2007 08:37)
fitiabdb:Teneno an'azy io.
ny ahy ny mety amio dia ny hilazany carrément fa tsy hanao intsony iy,
11. sechat
(
16/07/2007 09:17)
fitiabdb> Ialao nenina dia adabohy rehefa tsy mety.
Teneno an'azy daholo le nosoratanao teto reny, dia lazao izy hoe ajanony (tsy miezaka miova zany fa tena ajanona mihitsy), manomeza fetram-potoana oh 3 semaines. De mandritra an'io fotoana io de aza miteny fa avelao izy hanao ny ataony eo, na hiova na tsia.
Afaka le 3 semaines, raha tsy niova izy dia adabohy any fa tsy izy zay. Raha mody mijanona mandritra le 3 sem dia jereo tsara fa raha vao tratra in-1 fotsiny de ajanony koa.
Ny piège be @ io, fantany tsara fa tia an'azy enao sady misy zaza eo dia mody manao ny ataony izy de avy eo manambitamby ndray. Dia ny anao no be indrindra.
De toute façon, na divorce aza no iafarany, tsy manakana ny fahitan'ny zanakao an'azy ange zany e! Ohatran'le divorcés rehetra reny ihany.

12. Jeankely
(
16/07/2007 11:17)
Araka ny teniko teo aloha hoe "tanana zatra mitsotra io..." Raha efa hainao kosa alohan'ny fanambadiana na tena Mpiodona fatratra izy dia tsy tokony ho gaga sy harary fo ianao. Tsy hoe manome vahana azy aho akory fa hafa kosa ny tsy nahalala dieny mialoha. Fantatro fa tsy tia DIVORCE ny lehilahy manao izany fa tia maka tsirony ivelany. Tsy misy hafatsy ianao ihany no mahavaha io. Amiko kosa aloha samy mitovy na lahy na vavy rehefa samy mano ivelany. Ny vehevavy namana aza ato milaza ny mahita ny sipany taloha nefa ny vadiny no mifamihina sy manao ny rhtra aminy. Miala tsiny fa resaka tsirony io nefa maloto hoy ny lalanan'ny fanambadiana.
13. chouket
(
16/07/2007 12:21)
Raha ny fahitako an'ilay vadinao dia tsy hiova intsony. Efa nahita film reportage momba io lehilahy tia vehivavy maro be io aho fa ohatra ny aretina mihitsy io. Raha tsy izany dia asaivo manantona psychiatre izy fa olona tsy normal izany hoe tia ny vadiny nefa mitohy miaraka @ vehivavy hafa ihany. Na ianao aza ho voaloto @ izany fiarahany @ vehivavy betsaka izany. Izaho manoratra koa vehivavy, fa raha izaho aloha ianao dia misintaka aminy mihitsy. Rariny ianao raha exigente. Aleo izy hieritreritra ary asaivo manao choix mihitsy. Ianao koa manko heveriny fa tsy afaka aminy. Mijereva koa any an-kafa dia ataovy izay mahafaly anao fa aza mifantoka be @ zay ataony, izy aza hoy ianao ny zoma hariva dia namerina, tsy firarahina izany! Dia izay hahatsara ny fiainanareo mianaka foana atao. Aleo misaraka rehefa tsisy solution toy izay miaritra @ izany, dieny izao, sao tara loatra.
14. vale
(
16/07/2007 12:25)
fitiabdb:
sali daholo
Zao za vao mba niditra forum gasy fa hitako mahafinaritra ny fifanakalozan-kevitra sady mba mila conseils avy aminareo.
Ny momba ana dia izao: vehivavy mbola tanora, manambady ary vao teraka vao haingana ny zanako. 10 taona zay no niarahanay mivady (dont 2,5 en mariage), le pbm c'est que vao fantatro vao il y a qlq jours zao fa mihodina be mintsy kay io vadiko io, classique hoy nareo, mais c'est pas évident refa tena mihatra am tena lé izy. tena voadona mafy aho, j'ai cru que le monde s'ecroulait sous mes pieds, j'ai tout de suite pensé à divorcer satria raha ny filazany dia tsy ataony fanahy iniana lé izy ka ca peut arriver du jour au lendemain, ny zanako anefa mampalahelo ana hoe hi-grandir tsisy ny dadany, za kou anefa mbola tena tia azy, fa nefa toa ohatran'ny tena trop b lé izy. tsy réaliste ve za raha mitaky hoe za irery no ho tiany, sa légitime.
Mba toroy hevitra ry reto, na ze efa nanana cas mitovy amin'ny ana dia mba valio
manao ahoana,
resaka famitahana izany aloha sarotra ihany, anefa koa tokony hijery ny marimaritra hiraisana ianareo mivady, dia avy amin'ny alalan'ny fifampiresahana ihany no ahitanao ny vahaolana (firesahana aminy).
dia mahereza.:-*
15. Jeankely
(
16/07/2007 12:40)
ilay resak'i "chouket" hoe mijereva any ankafa aloa dia tandremo fa tsy mety raha mbola mieritrritra ny hiverina @ tokatrano ianao. Rehefa tapaka moa ny hevitra dia mandeha amin'izay. Averiko fa aretina io ary vao mahita vehv ny lhl misy io dia mitsangana hoatran'ny sofin'alika ny saina malotony.=))=))
16. vale
(
16/07/2007 13:07)
:-D:-D:-D:-D:-D:wink: mety ho misy zavatra tsy ampy koa mikasika ny fitiavana asehon'i tiabdb ilay vadiny. Ka tokony handinin-tena aloha i tiabdeb :-D:-D:-D:-D:-D
17. Jeankely
(
16/07/2007 13:30)
Rehefa mpilalao fitiavana ry vale sarotra be io an. Izany resaka tsy fahampian'ny fitiavana ataon'ny andaniny izany rehefa manana tokatrano, miteraka ary manabe zaza sy mitsinjo ny ho avin'ny zanaka tsy variana amin'ny kilalao any ivelany izany. Misy olona fantatro aloha nilaza fa rehefa sahirankirana sy mitadibe izy roa dia milamina fa rehefa mandeha ny zavatra atao ary midititrabe ny vola dia milalaobe koa rangahy. Ka asa nohon'ny fananana opportunity betsaka angamba no mahatonga izay.
18. sitlo
(
16/07/2007 13:59)
Raha izaho ianao dia manao izay ahazakako tena dia miala, fa na ny Baiboly mampianatra ny famelankeloka aza tsy manaiky ny fijangajangana izany.
19. diamondra27
(
16/07/2007 14:12)
Aza manambe aloha e!
Tonio tsara ny fonao , tezao tsara ny ankizy.
Mime sy malahelo aho mahita ny valintenin\'ny hafa.
Efa hainao efa t@ mbola mpisipa izany fa we: mpilalao vhv izy. t@zany anefa de nanantena ianao fa hiova izy satria nanome toky anao. T\'étais naïve.
Lhl miteny aminao etsy ambony fa ny tanana zatra mitsotra tsy mety hovokaona zany mihintsy. Raha tsy i Jesosy mihintsy no mahafaka an\'io de tsy ho afaka izany toetrany zany na de hanome toky anao eo aza izy. Mety hijanona 1 mois , 3 mois tsy hilalao vhv izy fa avy eo tsy hahatanty. Besoin-ny anie izany raha ny fahazoako azy e! Azoko lazaina hoe: malade ilay bande raha izay voalazanao etsy ambony io no marina we: mbola milaza indray t@ namanay izy fa misy sipa hafa tianay...
Efa hitanao daholo izao ny porofo.
Tsy mila resaka intsony we: maninona sy maninona satria raha nojerenao ny mail-ny de ho fantatrao hoe: inona ny resaka resahiny @ le sipa ao
Ianao milaza fa mbola tianao izy, dia tsy mety ny misaraka amiko raha izany fa dia manaiky fotsiny ihany e!
Lazao azy fa tena marary ny fonao ary tsy zakanao ilay maheno sy mahita fa manao sipa hafa izy.
Lazao izy mba hanaraka thérapie hampiova ay @ le toetrany tia vhv io.
Aza manao chantage zany
Izay hahampy ny vola miditra ao antrano atao sy refa manome tambitamby anao sy ny zanakao izy dia ataovy mahampy izay. Aza mangataka zavatra betsaka @olona toy izany fa tsy hahazo fahafahampo ianao.
Fantako fa mankarary fo zany fa zay zany no tsy maintsy zakainao de zay e!
Raha misaraka ianareo dia : hisy ny olana hafa. Ho tafaraka @olona tsara ve ianao? tSY ho fantatrao izany fa mety hanana lesoka hafa indray ilay olona vaovao fa tsy ilay fampirafesana.
Koa diniho ambony sy ambany tsara , fakafakao we: inona no tena itiavanao azy. Inona no andrasanao aminy? Est-ce que je mérite ça ve? A quel prix?
Tadidio fa ny lhl de lhl, tsy Jesosy ka hoe: tsy ho tratran\'ny fakampanahy tsy hitia vhv afa-tsy ianao.
Manomboka izao dia ataovy ao antsainao izay.
Koa na dia hisaraka aza ianao iza no hiteny aminao fa le faharoa ho masina be tsy hampirafy?
Tadidio we: inona no nitiavany sy nanambadiany anao?
De avereno toy ny taloha, séduiser-o izy.
@ manaraka ny re7 hafa.

20. sitlo
(
16/07/2007 14:22)
Izaho kosa contre tsara an'izany torohevitr'i Diams izany. Amiko tsy tokony hisy olona hiaritra fampijaliana izany eto amin'ity tany ity. Raha azonao ialana tsara izy dia ialao.
Izay no noteneniko hoe ataovy izay hahazakana tena mba hampitambazan'ny olona anao. Hanananao fahafahana. Tsy voatery hanambady lhl hafa ianao. Ary diso koa izany hoe tsy misy lhl azo raisina izany. Sendra ny ratsy fanahy ianao ka asakasakao raha hijanona ao.
Nisy ankizy izay vao 1,5 taona izy dia nisaraka ny RADniny, fa ny dadany no nahazo ilay zaza. Dia voataizany tsara, sady tafitany tanteraka mihitsy. :-*