voadona mafy, mila conseils
21. diamondra27
(
16/07/2007 14:35)
sitlo: ka le bandy ange mbola tiany e! de na hiaraka @ olonkafa eo izy de tsy mety satria mbola misy sisa ze tavela foana @ le fitiavany ny bandy taholha de raha vao hita sy tsapan'ny bandy vaovao izany de ialàn'le bandy vaovao izy , de zay ve no tian'i sitlo , hisolo lhl mandrapahita ze manaiky zany situation zany?
Ny tiako lazaina @io de we: raha tena tsy tantiny intsony le situation de tsy maintsy mamono ilay fitiavany @io lhl io zay vao afaka miaraka @olon-kafa indray...

22. sitlo
(
16/07/2007 14:54)
Ekena, fa saingy tsy izay no nolazainao fa "T'étais naïve", "tanana zatra mitsotra" nefa "De avereno toy ny taloha".
Amiko aloha, raha tianao izy, dia tianao izany ny ampirafesina. Dia tianao koa ny olona milalao ny fonao.
Fa fanontaniana, andrasana ho tratra eo ambony fandriana ao an-trano izy vao hisaraka? Nefa efa fantatra fa mitranga izany any ho any. Izaho aloha mahita hoe efa afa-nenina ianao, fa nandroso kitay tsy nirehetra. Raha ara-bola, raha an-dafy ianao, dia tokony hamatsy ara-bola izy na dia misaraka aza ianareo.

23. vale
(
16/07/2007 17:22)
Diamondra27:marina fa mbola tiany ilay vadiny, anefa raha hifanitsakitsaka izany amiko tsy fitiavana, fa zavatra hafa.
Mialohan'ny handraisany fanampahan-kevitra, dia metimety kokoa raha Manontany ilay vadiny ramatoa hoe inona no anton'ny fihetsiny?...dia eo amin'izay izy no tsy maintsy handray fanapahan-kevitra.

24. totty
(
16/07/2007 17:46)
aza maika ny hisaraka izany aloha fa anontanio tsara izy ary lazao azy ny zavatra tsy tantinao sy izay tsy tantiny aminao ,mety misy koa anie toetra tsy mety hitany aminao dia vao maika izy manohy ny toetra efa fanaony hatramin izay e!rehefa hitanao fa milaza izay tsy tiany izy dia anjaranao indray ny mandinika sy mieritreritra.
25. diamondra27
(
16/07/2007 19:46)
aza amporisihinareo hisaraka kosa izy fa i fitiabdb aza mbola tiabe an'ilay bandy fa zany hoe: io fampirafesana io fotsiny no tsy tantiny.
Averiko fa raha hisaraka @ vadiny eo izy dia tsy hanadino azy mihintsy satria mbola misy fitiavana tavela , de rehefa mahita bandy hafa izy ka raha raikitra le fitiavana dia miaraka ry zareo , nefa eny ampiarahana eny tsy maintsy hahatsiaro ny fomban'ny vadiny, ny meilleur souvenir etc... izay nataony t@ vadiny izy, dia ilay lhl vaovao tsy maintsy hahatsikaritra izany ary raha vao tsikaritry ny bandy zany de sarahany i fitiabdb.
De zay ve no tianareo ataony?
Ny solution dia hoy izaho hoe: raha tsy tantinao ilay izy dia mitadiava aloha vahaolana, satria besoin-ny vadinao io mampirafy io.
Iza no mahatanty zany ampirafesina izany fa de raha tsy misy vahaolana de tsy maintsy miaritra e!
Matoa koa ange izy mampody anareo an-trano dia tiany ianareo e!fa zany hoe: misy vice fotsiny izy de atao izay ialàny @izay , na hampihena tsikelikely an'izay.
Zavatra hitako t@ mpivady ity:
ny vadin'ilay ramatoa directeur , ilay ramatoa responsable miasa @ banque, manajanaka roa ry zareo efa ados. Ilay directeur io de mpanenjika sipa ary fantatr'ilay vhv vadiny tsara izany. Tiany anefa io vadiny io na dia izany aza ary ilay vadiny koa tia azy. Fa zao no nolazain'ilay ramatoa hoe: fantako fa mila miaraka @ vhv ianao fa zao kosa no angatahiko aminao , aoka re mba tsy hiaraka @ mpiara-miasa amiko ianao fa izay olona iarahanao any tsy mampaninona ahy satria efa tsy azoko sakanana ianao, fa aza atao hitako sy tratrako fotsiny rehefa miaraka ianareo.
Tsy midika akory izany hoe: mety ilay nataon-jareo 2 ireo fa zany we: hitako eto zany fa mitovy tranga @ cas an'i fitiabdb le cas-an-jareo 2 reo
mahereza dia mivavaha fa ao anatin'ny vavaka ihany no misy ny fiadanampo tsy misy kilema.
Jesosy irery ihany no namana tsy mamadika anao . TOUJOURS FIDELE na de tsy tianao aza Izy.

26. ikalapeta
(
16/07/2007 20:32)
diamondra27:Angamba zaran-dreo aza hisaraka @ izay misy ho anazy!;-):-D:-D:-D:-D:-D:-D:-*

27. sitlo
(
16/07/2007 21:40)
[quote=ikalapeta]Angamba zaran-dreo aza hisaraka @ izay misy ho anazy!quote]
stupid (miala tsiny amin'ny teny vahiny)
diams> tena tamorainao "fotsiny fotsiny" ilay izy, nefa ny olona efa "nanao crise de nerfs sy larme mintsy". Dia asaina ihafiana eo izany mandra-pahafaty?
Tsy haiko na izaho no tanora fisainana loatra, mbola tsy nandia an'izany tokatrano, fa hitako tsy mety kosa izany. Ahoana hoy i Jesosy namana tsy mamadika momba ny tokatrano ao anatin'ny fijangajangana? diams? Ihafio ve hozy izy?

29. Jeankely
(
17/07/2007 03:01)
Ny tenin'i diamondra26 no ampy sady afaka arahina amiko. Averiko ilay teniko teo aloha hoe efa fantatrao fa mpilalao vhvy ilay lehilahy tany amboalohany. Ny zavamahagaga amin'ny vhvy koa anie dia ny mpilalao vhvy sy vedette no hifandrombahana fa ny mipetrapetraka lazaina fa kanosa e. Noho izany aza mivaky loha fa ny hafatr'i diamondra26 diniho fa mahasoa anao ireo. Aza adino fa tsy misy afaka manda an'io ny lehilahy na iray aza. Rehefa zatra loatra milalao io zavatra io dia tsy tafajanona fa mitady foana ary dia mahagaga koa fa mahita occasion foana sady ny vehivavy koa manampy trotraka misy miantsampy amin'ny zavatr'olona.=))=))=)). Aza mivarilavo aminy izany fa izay ahatafita ny taraka jerena. Fifaninanana amin'ny resaka fitiavana ivelany hanenenana any aoriana.
30. diamondra27
(
17/07/2007 05:20)
sitlo: tokatrano fihafiana hoy ny ntaolo
raha mbola tia anao, nampody anao izy de mbola tia izany amiko sady i fitiabdb koa mbola tia azy rahateo.
Raha hoe: misy vono olona dia izay angamba no hoe: aleo misaraka satria kosa manjary miray tsikombakomba aminy ianao.Non assistance des personnes en danger koa zany eo @ fiaraha-monina.
Fa raha resaka fijangajangana izany dia: aza mifaninana @ lhl fa ny tenanao vhv no simba aloha.
Efa nomeko io ny ahy ny hevitro fa tsy zaho akory no haka décision.
Marina tsy laviko ange ry sitlo we: tsy mety ny fijangajangana e! za koa tsy manaiky izany fijangajangana izany fa saingy ilay ramatoa mbola tia dia tsy hainy adinoina izany io lhl io fa tsaroany lalandava. izay fahatsiarovana azy izay anefa hanimba ny fifandraisany @ hafa. Tsy vitan'ny hoe: mahasosotra ahy ny ataon'ilay lhl amiko dia hisarahako de hiaraka @ olon-kafa aho. Moramora koa ny miteny izany fa ny manatanteraka no sarotra.
Andao aza lazaina ilay i fitiabdb hoe: andana ange mba mitia olon-kafa ianao dia ho adinonao ilay rangah nao, dia asaivo milaza ny expérience-ny eto izy hoe: ahoana mora ve ny manadino sa tsia?.
Mety hoe: plaisir fotoana fohy ny iarahany @olona hafa fa ny sainy mbola any @ rainjanany foana.
______________________________
fitiabdb:
mbola azo avotana io amiko.
Raha mbola tiako ilay lhl dia ataoko izay ipetrahany amiko foana, mandende any izy fa miverina ato amiko foana.
Lazao izy fa hoe: raha sanatria ka maharary ange ianao de tsy ny sipanao ireny no hitsabo anao fa izaho ihany.Porofoy aminy ny fitiavanao azy.
Dia manaova izay mampety sy mahafaly anao sy ny zanakao fa aza somparana @ hevitra 1 ny hasambaranao.
Zanakao tsinjovina.
Ny tsy manan-dray aza efa tsy fidiny, sy ny manan-dray nefa tsy responsable @ zanany akory...
Efa fantatrao fa mijangajanga izy dia aza tadiavina intsony ny porofo fa mankarary ny fonao.
Lazao izy fa tsy tantinao ny toetrany sy tsy ankahasitrahanao.
Jeankely,ikalapeta:merci @ compréhension
___________
sitlo: raha tsy tia ilay vadiny intsony i fitiabdb dia hafa indray ny fipetrany amiko.

31. tsoraka
(
17/07/2007 05:55)
Raha olona mpilalao fitiavana no sendra izany dia mazava fa manao ivelany koa no vahaolana aminy. Miriorio foana ny angidina fa aza miafaninana amin'ny fakana maminy ivelan'ny trano. Miafara amin'ny olana koa io fa mody mamy amboalohany. sady tandremo ny tratran'ny zanaka mijangajanga fa tsy manaja anao intsony ny zaza.
32. ikaretsaka
(
17/07/2007 06:54)
Fa aza adino koa ny mandinin-tena..(na ianao na izy)
inona ny antony hijerevany sipa any ivelany? tsy ampy azy ve ny omenao sa ahoana? tsotra manko io, matoa ny olona mitady any an-kafa dia tsy ampy ny eo ampelatanana!
raha aretina ilay izy.. asaivo manantona mpitsabo izy..
raha aretina avy any aminao(mety ho jalouse be loatra ) dia manantona mpitabo ianao.
tsy misy ohatran'ny firesahana, fifanazavana, fandinihan-tena , communications no mahavaha an'io. na aminareo 2 na amina olona specialiste amin'ny fi traitena izany!
ny approche nao aminy sy ny decision anao no ilaina meditations sy fandihina lalina aloha izao ...

33. melody
(
17/07/2007 07:26)
efa lasa lava be ilay resaka vao mba nahita. Dia ireo voalazany namana rehetra ireo ihany no hamafisiko saingy tsy dakorou @ ilay hoe 'hiaf'io ao' zah.
Ilay communication t@ izy mivady ange efa nisy bdb izany e fa tsy nisy vokany d bon, anjaranao ry fitiabdb no mandinika, be ireo torohevitra, ary enao irery ihany no tena mahay ny fandehan-javatra ao an-tokan-tranonao.

34. ikaretsaka
(
17/07/2007 07:30)
melody: dia asiana 3 eme parti ilay comm e. asa! psy ohatra na conseiller manokana momban'ny fiarovana ny tokantrano na tsy haiko aby!
35. melody
(
17/07/2007 07:55)
ikaretsaka: amiko manokana aloha d mandany vola fotsiny ireny e, mety hisy fiovany kely d miverina eo fona satria ilay problem ange efa elabe no niseho e ary raha ny tena marina dia ilay vadiny (azafady raha miteny vahiny) ange addicted to sex e! vao mahita sipa kely d iny fa lasa, ahona moa ilay ohabolany ntaolo hoe 'tanana zatra mitsotra tsy mety miforitra' moa, lol
36. kanota
(
17/07/2007 08:24)
Zatra mitsotra dia mitsangana foana balita sy bazyl. Anontanio bazylou=))=))=))
37. fitiabdb
(
17/07/2007 08:29)
Sali daholo,
Voavakiko daholo ny conseils-nareo ary efa nodinihiko, misy mety amiko misy tsy mety fa io dia araka ny voalaza tetsy ambony tsy moramora kou lé hoe "ialao!", raha tsy tia azy intsony aho dia mino aho fa faisable tsara sy mora atao izany. Ny hiaritra ilay hoe ataovy ary ze ataonao fa aza aao fantatro kou anefa dia tena tsy ao anaty perspectives-ko mintsy, tsy izany no définition'ny tokatrano milamina amiko, na dia misy semblant d'ordre aza ao anati'io, tsy maintsy misy iray mi-souffre foana (za io!).
Efa nanontany azy aho hoe inn no tsy tianao amiko, inn no tsy vitako taminao pour que tu ailles voir ailleurs, valiny: Tsy miankina aminao mintsy zany, ampy ny omenao ahy, tiako be ianao, fa zvtra indépendnt mintsy zany! Inn no avalinareo an'izany raha ianareo? Au moins izy raha niteny hoe zao sy zao no pbm, ni-essayer nitady solution aho, fa là tena tsy azoko intsony zay tokony ataoko. Je continue comme avant zany nefa tsy empêcher anazy zany, hiova ndray , oui mais dans quel sens?
Je me demande pourquoi je fais tout ca, des fois je me sens ridicule satria misy citation hoe "tu me trompes une fois, honte à toi, tu me trompes deux fois, honte à moi!"

38. xxx
(
17/07/2007 08:40)
zà de nihevitra toa anao koa fitiabdb ta@ mbola tsy nivady fa hiova ny vadiko refa injay manambady , satria dia io toetran\'ny vadinao io mihitsy ny toetrany , tia vhv ary tena tia vhv , nefa indrisy fa tsy zany velively no nitranga hatrizay ka hatrizao , efa nisaraka moa zahay zao , eny na dia tsy izaho ary no nifidy ny fisarahana fa izy no nandeha tsy nisy hoe nahoana na antony loatra fa de fitiavana vhv no antony , tsy niady zahay tsy nisy inona fa lasa izy ,
io sarotra be ny miteny fa zao ianao ihany ny mahita na maro ary ny torohevitra omen\'ny namana rehetra ato , ny zanakao tsy ho farahidiny @ zay tsy ahita ny rainy akory fa fenoy fitiavana izy ,ary aza atao hitany manana endrika maloka sy malahelo akory enao na dia mafy ary zany ,
ny toriteny vao henoko Alahady no tiako lazaina amintsika rehetra de izao hoy pasitera hoe tsy vaha-olana eo @ fiainana ny mitomany na inona na inona mahazo anao ary marina zany , fantatro ary tspako fa misy fotoana mangidy ary tena mafy mila tsy ho zaka fa mivavaka de matanjaha saina foana fa raha manaiky malemy sy resin\'ny ady koa enao de vao mainka resy sy miondrika lava
zao kosa aloha , aza mitady fahoriana sy ratram-po @ fisavana sy famakiana na fijerena zay resaka manokana ny vadinao fa tsy mety zany ary tena tsy mety
zay fa mahereza

40. chouket
(
17/07/2007 11:22)
Maro ny torohevitra naroso teo fa ny réalité dia izao : efa niteny ny vadinao zany hoe mbola hanohy hampirafy anao foana (raha tsy hoe leo angaha izy any aorina).
Noho izany, anjaranao sisa no misafidy: na hiaritra itsakitsahina, noho ny "fitiavany anao" sy ny fitiavanao azy, na hiezaka hanadino azy dia manao izay ahaleovan-tena mba hikarakarana tsara ny fiananareo mianaka.
Fa raha izaho aloha die tsy d'accord @ ilay hoe "iareto ao fa efa fantatrao h@ voalohany". Araka ny voalazanao teo raha voa indray mandeha ianao dia anazy daolo ny tort, fa raha mbola tratrany faharoa kosa dia tena ohatra ny hoe naïve be enao. Izy koa efa fantatra fa tsy hiova intsony.
Marina koa ny hoe aza adino ny mivavaka fa Andriamanitra tsy mampitondra ny olombelona izay tsy zakany mihitsy.
Bon courage!