maninona ny lehilalahy mitombabavy no akahalany olona sasany

1. marvin ( 16/07/2007 14:53)
satria ve te hanana izany fiainana izany ve izy ireo sa fidiny azy ve no toy izany sa inona no antony e mahasosotra anao ve ny fisiany izy ireny inona nomba torohevitra omenao azy valio e
novalian'i boraingy ny 02/08/2007 10:56
2. fasaly ( 16/07/2007 15:25)
ka raha lehilahy tsy tokony hanao fietsika vevavy fa maha kizitina beuh!:x:-D
3. booboo ( 16/07/2007 15:36)
Fasaly > zany ve ? hihihihi. zà nefa manana namana mitombam-bavy bee mihitsy @ feony, fihetsiny sns fa mahafatifaty anà mitsy mijery sy mihaino azy, ountsôôôôô. hihihihihi.
4. hery ( 17/07/2007 08:57)
booboo> satria olona hafa ilay izy :-)

eritrereto hoe vadinao kosa no mitombambavy :-)
5. marvin ( 17/07/2007 09:37)
fasaly:

ka raha lehilahy tsy tokony hanao fietsika vevavy fa maha kizitina beuh!:x:-D



:-* Tsara kosa e toa tiako raha izaho no manambady azy ireny mety misy ambiansa be ao antokatranonay
6. marvin ( 17/07/2007 09:43)
ka izany re no fiainany e avelao izy ho alalaka @fitiavany e revy io
7. slash ( 18/07/2007 07:52)
Amko manokana aloha de tsitako mitsy zé blème @zany, malalaka ny tsirairay refa tsy manakorontana ny fiainan'ny hafa izy defa ok!sady safidy koa anie io e!:wink:
8. lapino ( 18/07/2007 08:48)
marvin:
maninona ny lehilalahy mitombabavy no akahalany olona sasany
satria ratsy :!:
9. princesseN ( 19/07/2007 15:36)
lpino>ratsy aôna kosa àry eh!mafinaritra ahy alou ireny
tiako be raha miaraka amiko reny ra toa ka tsy sarim-bavy izy
10. boraingy ( 02/08/2007 10:56)
Efa angano sisa ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2316