FMI & BM:Mivadidela i bazylou & consort

1. Jeankely ( 15/07/2007 02:45)
Izany tokoa ny hoe izay ahitana hirika dia idirana na mifanohitra amin'ny resaka nataony aza. Jereo fa nilaza mazava i bazylou sy ny namany fa tsy tokony hiantehitra @'ireo FMI sy Banque Mondiale ireo. Ary rehefa nanontanian'ny olona izy dia milaza mahita famantsiambola hafa izay lehibe afaka hampandroso an'i Madagasikara.
Amin'izao indray ny voasoratra avy any @ FMI no adika ho vakian'ny olona. Porofo fa tsy azo hianteherena ny hevitra arosondreo. Izay mpitondra tsy manaraka ny tokony ho izy sy ny fanasoavana ny vahoaka dia samy miandry ny fiafarany.
Ny vahoaka tsy TIM fa saingy mahatsapa fa tsy hamokatra ny Mpanohatra. Mila olonkafa mhintsy fa raha ny resaka mpitondra sy avy nitondra dia manahirana.
répondu par kanota le 19/07/2007 02:03
2. rahiratra ( 15/07/2007 03:07)
Mazava be io re kely fa izay ahavoazana an'ialahy dia alefa na hamonoana tena aza eee. Aza miantehitra amin'ny azo boboka fotsiny.
3. Jeankely ( 15/07/2007 03:11)
Ny vahoaka no mampalahelo ary miaritra ataon'ny mpanao politika baolina eo. Rehefa misy ilany anao dia ny fahantranao no kitihany avy eo omeny daka mandrivorivo. Mila misaina tsara ny vahoaka fa na mpitondra tsy alehany na ny diska gaoka dia mila malina.
4. kanota ( 15/07/2007 04:26)
Antsoy Zazala hanazava azy dia asaivo entiny mody ny hafatr'i Rossy
5. bazylou ( 15/07/2007 23:40)
ny olon anie miala amin'ny bm sy fmi efa manana , zavtara hafa sa tsy ohatrany anao hoe , eo ampanidinana no foronina e;; haf any venezuela, sy ny iraniana sy ny namany, fa anagha izy ity hoe mivazavaza dia andeha hanompo anao ry fmi!! tsy ampahafiriny ianao e!! tsy izy no mitady anao fa ianao no mitady azy, ary rah ambola izao aloha dia tsy afa mial aamin'ny fmi sy bm e!! hiala eo dia ho aiza?, amin'ny toe tsaindrajeankely;; hisolelaka sinoa ve ?, tssss ny alika henjehina hony fa ny kisoa lafo vidy e!!:wink::wink::wink:
6. Jeankely ( 16/07/2007 01:42)
Toa avadik'ilay bazylou aty amiko indray ny resaka fialana @ FMI sy BM izay novetivetesiny miaraka @ akamany. Izaho tsy TIM ary tsy TIM niala noho izany na voarodan'ialahy izao dia izao io tsy izao no hitomany. Ny hany lazaiko dia tsy azo hianteherana ny MPANOHITRA satria mivadidela. Anio milaza fa tsy ampy ny volan'ireo mpamatsy vola ireo ary ampitso milaza fa tsy afaka miala ao ny Malagasy. NY zavatra noresahan'ny olona anefa dia io noteneniny farany io. Na inona na inona fanovana dia mila mitandrina amin'ireo mpanao kobaka ambava. NY voalohany dia i bazylou. Tsy mbola voafafa ny resany mikasika ireo mpamatsy vola ireo ary azo vakiana tsara. Hita mazava fa tsy misy hazondamosina.
7. Zazala ( 17/07/2007 02:03)
alika henjehina hony fa ny kisoa lafo vidy e!! Io misy KISO Be vata [IMG]http://emoticone.free.fr/Smileys/Cochons/Smiley-msn.com-Cochons-53003.gif [/IMG] efa lany ny alika rehetra. efa tsisy tsony.
8. Jeankely ( 17/07/2007 03:38)
Ialahy ry zazala dia mazava fa "salaka sy ravimbody nareo sy bazylou" mifanjohy eny ihany ka milaza hoe iza no salaka aminareo mitsamy? Hafa anio ary hafa rahampintso. Raha mahazo doka any indray ny mpitondra dia lazo indray ary hivereno hoe tsy ilana ireo FMI sy BM ireo. Hazo boboka.
9. kanota ( 17/07/2007 03:47)
Ny alika tsy lany ry Zazala fa mbola mivoavoabe. vavan'amboa
10. tsoraka ( 17/07/2007 06:10)
Baolina atsipiny any angabone dakany dia ampidiriny amin'ny loha nefa mivoaka tsy miditra akory. Ny lohany no maloto feno ta...=))=))=))
11. bazylou ( 18/07/2007 23:40)
tsy zakanareo ilay salaka sy ravim body an!! ttt tsy aleo mitsorak aany ankabone !!!!!!!:-D:-D:-P:-P
12. kanota ( 19/07/2007 02:03)
Efa hita fa baolina avy angabone no ataon'ialahy koudetety mivoaka tooosy ko hoe owa owa owa eo. Mba jereo ny zavatra nosoratana teny aloha raha tena mba ampy fianarana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388