Mandrerakabe ny mpamorona olana tsisy vahaolana

1. Jeankely ( 13/07/2007 01:31)
Omena ny olana nefa tsisy vahaolana fa mijanona ho olana ka inona no dikany. Zero manatody tsy mahafaty baolina fa mivezivezy manerana ny kianja ary hiomehezan'ny mpijery
novalian'i kanota ny 14/07/2007 02:48
2. pissoa ( 13/07/2007 01:35)
mandreraka be Jeankely sy Bazylou sy Kanota
3. ranitse ( 13/07/2007 02:09)
Samy reraka izany. Ny vahoaka lazain'ny Mpanohatra reraka sy mahantra efa arak'izay; ny miasa arak'izay; ny mpanozongozona araky ny soratr'i bazylou milaza reraka koa; ny akama leo. Tafaray ny samy reraka. Izany no manjo satria mpihaino ny hiran'i Sareraka
4. kanota ( 13/07/2007 03:16)
Rehefa tsy hamokatr'izy ry kely Jean dia ny olana no haseony a. Aza gaga na taitra amin'ny vavan'amboa. Ela nisehovana milay ity bazylou ity fa izaho koa mitondra kanota ho azy. Bazylou vavan'alika
5. Jeankely ( 13/07/2007 04:56)
Tsy hamaha olana fa vaomaika mampiditra olana vaovao. Ny vahoaka no efa lazaina fa voataingina nefa mbola tadiaviny tangenana indray ary hanolotra azy ny seza. Manozongozona hono no anjarany nefa rehefa tenenina hoe ahoana no miady seza dia milaza indray fa efa fomba aty Frantsa ny maka Ministre avy amin'ny mpanohatra. Resaka tsy mandeha amin'ny loniny ny an'io bazylou io ary manampy trotraka ilay tezitra sy zazala. Rehefa mahita olana dia mandroso vahaolana akoatr'izay mankarary andoha fotsiny satria ny olona mitady ny hohaniny.
6. bazylou ( 13/07/2007 23:39)
ka na misy aza anie ny vaha olana tsy ianao no hampihatra azy e;; sady tsy hisy hiaina oa nao eo ry jean kely v0..
7. kanota ( 14/07/2007 02:48)
Samy vO.. ianareo roalahy. Raha tianay ampanaovina iray sy iray lisany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0402