Tsy ny tampidalakaleha ve no voazanaka ara-tsaina-bazylou io
1. kanota
(
13/07/2007 02:15)
Milaza ny sasany voazanaka aratsaina nefa tsy makaizany zanak'Arema. Mitady ny olona hanampy azy satria tsy mahavita inoninona. Tampidalakaleha koa aiza no tsy ho fanina. Vavan'amboa mivoavoa=))=))sisa
novalian'i kanota ny 19/07/2007 02:11
2. ranitse
(
13/07/2007 02:31)
Allo kanotabe. Antsiaka avy amin'i Jeankely an!
Tsisy miala eo rasta=))=))
Io fa midonaka koa Zazala
hahahaha
Tsisy miala eo rasta=))=))
Io fa midonaka koa Zazala
hahahaha
3. Jeankely
(
13/07/2007 04:55)
Salut ranitse! Tena tsisy miala tokoa rasta a! Tsy hamaha olana fa vaomaika mampiditra olana vaovao. Ny vahoaka no efa lazaina fa voataingina nefa mbola tadiaviny tangenana indray ary hanolotra azy ny seza. Manozongozona hono no anjarany nefa rehefa tenenina hoe ahoana no miady seza dia milaza indray fa efa fomba aty Frantsa ny maka Ministre avy amin'ny mpanohatra. Resaka tsy mandeha amin'ny loniny ny an'io bazylou io ary manampy trotraka ilay tezitra sy zazala. Rehefa mahita olana dia mandroso vahaolana akoatr'izay mankarary andoha fotsiny satria ny olona mitady ny hohaniny.
4. bazylou
(
13/07/2007 23:41)
ny zanak'rema tsy nankaiza fa ianao maty noana harany an !! sady mitomany tena hoe tahak'izay ilay teo alohaihany raha ho sady ohatr'izao no ataon'ity tompo vaovao ity!!:-D:-D:-D:-D, reveo fa ianareoihanyno nifidy azy e!! mazotoa manompo azy e!!! efa izay no lahatrareo!!!:-P:-P:-P
5. kanota
(
14/07/2007 02:46)
Iza no mitomany an'ialahy? Ny hafa angamba. Ny hevitra atoronay ny vahoaka eto dia hoe miasa ary mitadiava izay mahasoa amin'ny ara-dalana fa tsy namporisika ny vahoaka hiandry fanjakana izahay. Na mahantra aza aloha izaho manokana tsy misy fifandraisany amin'ny taranak'Arema ny fianarana vitako sy ny sakafo hateliko isan'andro. Lazaivo fa volan'ny Arema daholo no hanin'ny Malagasy miparitaka eran'izao tontolo izao.
7. Zazala
(
14/07/2007 20:36)
AREMA Mbola tsy resy hatram'zao. Hita fa matahoatra Arema nareo. Fa manin tsy mba miteny RPSD. LLLEERRRRAAAAAAAA. Ho avy i Rossy androtsirotsy. Efa manina izahay é! Efa tae hitapolaka.
8. Jeankely
(
15/07/2007 02:50)
Tongava ary harabaina rehefa lanin'ny pokona. Ny vahoaka mijanona ho vahoaka sady tsy AREMA no tsy TIM. NY vahoaka kilalao ary baolina hoy ny sasany ka aleo izy hivezivezy dakan'ny mpanao politika rehefa manaiky.
10. kanota
(
19/07/2007 02:11)
Ialahy ry salaka sy raviny tsy mahay mandaka baolina fa efa diska draoka a! vavanamboa mivoavoa. Vaky koa maninona tsy araraotina araka ny voalazan'ny sasany ary?
