Fa iza no faly amin'ny Zanak'Arema

1. tsoraka ( 13/07/2007 06:51)
Anay vozaky amin' Zanak'Arema. Avy nangorona sy nanao rapadango ny fananan'i Madagasikara avy eo mitsikera tsy misy vokany. Inona no vtanao ary tonganao taiza i Madagasikara fa tsy ianao no faly miantsoantso avy any andafy ny fahantranay? Tsy mila zanak'Arema ny rehetra.
novalian'i tsoraka ny 17/07/2007 08:52
2. kanota ( 13/07/2007 06:59)
Ny taranany sa i Jeankely indray=))=))=)).
3. rahiratra ( 13/07/2007 07:12)
Ilay anontanian'ialahy ary amin'ny hatsikana ve ty?
4. Jeankely ( 13/07/2007 13:39)
Niletika ny sambo Politikan-drazoky. Tsy hanao intsony hono=))=))^:^
5. bazylou ( 13/07/2007 23:43)
lasa ny mamba misosoka ny voay e!! ka na faly ianao na tsy faly , ny baolina mandeha ihany e:::-D:-D(l)(l), tsy mila zana'arema ianao nefa tonga hatraty andafy hilelapaladia azy hanome saosy hamelomanany fianakavianao sy ny map an!!! tsssss hano ao ny mapnareo e!! mapme:-D:-D:-D
6. Zazala ( 14/07/2007 00:26)
Aiza i Kanota
7. Zazala ( 14/07/2007 00:31)
Azon'arema
8. kanota ( 14/07/2007 02:43)
Koa maninona tsy dakana ho faty fa tanisaina fotsiny ny fahavoazana. Ny baolina maty no isaina fa tsy ny fahaizana mitanisa sy ny manao tranokala izay nampalaza ny Club M'Arema. Raha azon'ialahy io manaiky ny namana.
9. Sambilokely ( 14/07/2007 13:25)
resa-jaza ny ato.
10. kanota ( 15/07/2007 04:25)
Eno mody ry Zazala a. Zanak'Arema tsy mahafaty baolina intsony na inona hitranga na inona hitranga.
11. tsoraka ( 17/07/2007 08:52)
Bazylou sy Zazala ve adala e. Hovay ny anarana vao mahafaty baolina. Nahay nijijy St Michel fa niala maina eo @ afrikanina mandavaka harato.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0749