mandreraka beny miady hevitra

1. bazylou ( 12/07/2007 23:29)
=))=))amin'ny olona voazanaka ara-tsaina ka tsy mahita hafa tsy ny izao tim mpiady antrano lava izao!!Be zity amin'ny halatra ataoamin'ny hafa fotsiny nef atsy alehany , tsy matanty fifaninanana akory!! na ny fiangonany azy mizara dimy arivo , :roll::roll::roll::-D:-D
novalian'i Jeankely ny 22/07/2007 04:48
2. pissoa ( 13/07/2007 01:36)
mandreraka be Jeankely sy Bazylou sy Kanota
3. bazylou ( 13/07/2007 23:44)
izahay aloha tsy andevon'ny izay le8 ny sainaye!! nyhitanay dia nahantra bebeb kokoa noho ny tamin'ny andron'ny deba ny olona , beuuurkk:b:b:-@
4. kanota ( 14/07/2007 02:50)
Dia mampiova inona izany? Ialahy kely Jean tsara ampanaovina iray sy iray avy eo samy omena kanota
5. bazylou ( 14/07/2007 17:25)
=)):b:@:@
6. Jeankely ( 15/07/2007 02:51)
Izaho mahasaky
7. Tanora ( 21/07/2007 23:15)
ka efa oe reo arema namadika palitao reo niditra tim reo fa nilaozan'ny dabany,tsy nahomby ny saika filelafana ny vod....i ra8,d nikorontana sy very fanahy, niady sy niala sisa no azo natao=))=))=))=))
8. Jeankely ( 22/07/2007 04:48)
Azonao tsara fa AREMA nivadika TIM dia miantsoantso fa TIM niala. Anotanio i vetsoko fa hainy ny manazava aminao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438