film momban'ny gasy
1. dragon2madagascar
(
13/07/2007 07:58)
salama e!
Ho an'izay tsy mbola nahita, topazo maso ito rohy ito izahy ahitanao oronan-tsary 53 minitra mikasika an'ny malagasy: http://www.dailymotion.com/relevance/search/j%27irai+madagascar/video/xx78b_jirai-dormir-chez-vousmadagascar
raha tsy mety dia mandehana ao @ dailymotion, dia ampidiro ao @ fitadiavana :"j'irai dormir chez vous madagascar".
Mijereva finaritra e!

novalian'i Nickovy ny 05/08/2007 06:49
3. ainaheri
(
13/07/2007 14:36)
Efa hitako nandé direx io fa milay ny reportagen'lery ka,efa ela mitsiny no niandrasako oe ovina ary no ho any dago,hay nankany iany takaka!!!
D misaotra nizara ee
D misaotra nizara ee