Maka lesona sa ahitana olana ny fanaovana sipa mialoha fanam

1. Jeankely ( 09/07/2007 01:02)
Mivezivezy eto ny hoe "Grand Amour", "Fitiavana voalohany" sns. Rehefa manambady dia voalaza fa ireo tsy nanao sipa tsy ampy traikefa na "experience" ka ao antokatrano vao tady hisary adala. Ny sasany indray manambady dia hoe tsy miala ao antsaina ilay taloha ary ao ny hoe rehefa manao fitiavana amin'ny vadinao dia ilay taloha no hisainana fa vatana fotsiny ilay vady hanaovana fitiavana. Ao ny zadratsy ka na manambady aza mbola mitsaingoka amabdika. Raha izany no izy tsy zakan'ny toetra Malagasy ve ilay milalao fitiavana satria toa misaraka imbetsaka ny vazaha sa miverina any @ taloha koa ry zareo? Mbola tokony hiverina @ netindrazana ary ve ny Malagasy ka tsy mahazo misipa fa avy dia vady?
novalian'i Jeankely ny 20/07/2007 13:40
2. fasaly ( 09/07/2007 04:57)
voalohany indrindra aloha matoa manao sipa dia misy ny fitiavana nitsiry, nisy ilay fitiavana anlay olona niarahana, ny fitiavana tsy azo ferana fa tonga ho azy....aza tratrany fotsiny...sarotra ialaàna io...fa rehefa tsy tia intsony kosa ianao dia izay vao afaka miala amin'ilay izy...

ny fanànana expérience alohan'ny fanambadiana dia misy mahatsara azy ihany....hainao ny fitondràna ny fitiavana mba hananana equilibre ao am lay tokatrano rehefa tena manambady enao....na eo ampanaovana sipa aza enao ka efa nanana traikefa dia hainao mi tondra aza manoloana ny tranga rehetra mety hitranga ny tiko lazaina....

3. Jeankely ( 09/07/2007 07:37)
Nosokafako ny hevitra satria misy mametraka olana amin'ny tenany. Izay tsy voazavanao. Ny lafitsarany io voareasakao io. Ireo miresaka sasany dia milaza fa tsy mety hadino ilay taloha ary mety ahasimba ny tena vady koa raha tsy mahay.
4. ianao ( 09/07/2007 12:45)
Tsy tena ilaina loatra hoy aho. Experience hoe ny tombony fa ny lhl tsy mitovy, ka lasa tsy ampiasaina akory ilay experience. Raha ampiasaina fikafika ny tokatrano dia lasa ohatra ny sarotsarony fotsiny.
Raha amiko aloha aleo ny tokatrano hitoetra amin'ny fitiavana fa tsy experience izany e.
5. fasaly ( 09/07/2007 12:53)
ianao: ny resaka traikefa tiko ambara eto tsy fikafika entina amitahana ny vady ao atrano akory an!:Pfa traikefa entina mitondra ny couple nao raha sedra tranga sarotra.... raha olona efa zàtra dia hainy tsara ny mandamina ny tranga sarotra mety hitranga, fa ao ny tsy ampy traikefa fa olona iray iny ihany no fatany eto an-tany, dia refa voafitaka kely izy na sedra olana goavana kely mandalo azo tsaboana iny misy ny mamono tena ....otrzay lay tiko lazaina, mba tys hanaonaofoana raha efa mba manana traikefa:-P
ianao: raisinao ho zvtr hafa lay hoe "experience";-)
otran'ny enao hoe efa zàtra tamina soiciete iray ihany izao nanana traikefa bdb dia tsy hananosarotra aminao ny hiasa am société iray raha ohatra ka miova société ianao fatatrao dool zé olana sy vaha olana mety hitranga azo veuh????;-)


jeankely:tsy misy anzany tsy mety hadino izany ilay fitiavana voalohany fa hadino foana io refa mahita olona solony enao sady avec le temps hadino tanteraka ny fitiavana azy fa ny souvenir no mitoetra angamba kosa:?
6. ianao ( 09/07/2007 16:55)
Marina izany. Fa azo atao koa ange ny mamaky boky sy maka lesona amin'ny olonkafa eh. Fa tsy voatery ho ny tenanao no hiexperimenter vao mety. Izaho koa moa mody miteniteny eto nefa teo ihany no niala. :)
7. fasaly ( 09/07/2007 17:50)
ny experience kou nge tsy foecéna fa tonga ho azy e!
tsy misy maharatsy anzany, ny mamaky boky hadino iny refa tonga lay fotoana ilàna azy:°)
8. nathie86 ( 10/07/2007 07:20)
ianao-> samy hafa ny cas theorie sy ny pratique aloha eh, mety afaka mamaky boky enao nefa lay olana misy ao mety ny vahaolana nety t@lay olona no ao fa tsy mety @nao.
@ko ilaina ny manao sipa aloha vao mivady, mifampizaha toetra aloha eh, mila fantantrao ny olona ho vadianao.
9. Jeankely ( 10/07/2007 09:08)
hi nathie86! Ilay manao sipa hafa iray na maromaro vao manambady no hevitra hiadiana re ry nathie86 fa tsy fanomanana ny tokatrano akory e. Iny mazava be fa hiray trano ve vao hiresaka? Raha sahala ahy sy izay fantatro manko dia tezitra raha ny sipany taloha no resahany lava amiko na izany hoe izaho no manao fitiavana aminy nefa ilay taloha no ao antsainy. Lozabe.
10. vale ( 10/07/2007 17:53)
fasaly:

ianao: ny resaka traikefa tiko ambara eto tsy fikafika entina amitahana ny vady ao atrano akory an!:Pfa traikefa entina mitondra ny couple nao raha sedra tranga sarotra.... raha olona efa zàtra dia hainy tsara ny mandamina ny tranga sarotra mety hitranga, fa ao ny tsy ampy traikefa fa olona iray iny ihany no fatany eto an-tany, dia refa voafitaka kely izy na sedra olana goavana kely mandalo azo tsaboana iny misy ny mamono tena ....otrzay lay tiko lazaina, mba tys hanaonaofoana raha efa mba manana traikefa:-P
ianao: raisinao ho zvtr hafa lay hoe "experience";-)
otran'ny enao hoe efa zàtra tamina soiciete iray ihany izao nanana traikefa bdb dia tsy hananosarotra aminao ny hiasa am société iray raha ohatra ka miova société ianao fatatrao dool zé olana sy vaha olana mety hitranga azo veuh????;-)


jeankely:tsy misy anzany tsy mety hadino izany ilay fitiavana voalohany fa hadino foana io refa mahita olona solony enao sady avec le temps hadino tanteraka ny fitiavana azy fa ny souvenir no mitoetra angamba kosa:?
marina io voalazan'i Fasaly farany io ! mbola manamafy an'io koa ny fitenenana hoe: fanafodin'ny fitiavana dia tsy misy afa-tsy fitiavana ihany; fa ankoatr'izay dia tsy fitiavana intsony!!


11. vale ( 10/07/2007 17:57)
nathie86:

ianao-> samy hafa ny cas theorie sy ny pratique aloha eh, mety afaka mamaky boky enao nefa lay olana misy ao mety ny vahaolana nety t@lay olona no ao fa tsy mety @nao.
@ko ilaina ny manao sipa aloha vao mivady, mifampizaha toetra aloha eh, mila fantantrao ny olona ho vadianao.
Ie, zava-dhb ny mila mifankafantatra toetra!! ;-)


12. fasaly ( 10/07/2007 18:45)
jeankely: lay resaka fantasme indray hafa mitsy , araka ny filazanao hoe : ny vadiny anktriny no miaramatory aminy anefa ilay sipany taloha no ao atsainy.... metetipitranga iny fa atao ahoana ary....sarotra be ny manazava azy eto:-P
13. sitlo ( 10/07/2007 19:44)
Za ndray voakiana foana. "Maninona mihitsy ianao no mijery ny passé eh? Izany ange tsy hiova, tsy aleo ny present sy ny futur no jerena. Ny vazaha ange tsy manao an'izany eh, et bla et bla and bla"

Koa izaho izay mihitsy koa. Za kosa aloha tsy miaraka amin'ny olona miodina be ireny e. Tonga eo amiko hono vao mody hoe, za hendry be amin'izay. Ka ny koltora nahalehibehazana tsy mitovy... Koa raha tsy mitapy ny bandy koa ivarotana saka be loha eo. :-D
14. vale ( 10/07/2007 21:21)
sitilo::-D:-D:-D:-D:-D
15. ikaretsaka ( 10/07/2007 21:36)
ka izay ilay izy..
le sipa ohatra miodina be sy le haron-dao-body be ireny
le bandy tsy hay fa kay mamolava be ireny
fa samy nanafin-tay an-tsalaka tao aby
zay vo ..... aoka le
16. sitlo ( 10/07/2007 21:45)
ps: boire avec moderation n'est pas mamolava an, ni manafi-tay an-tsalaka.
Aleo aloha miaro ny zon'ny mpisotro avec moderation :-D
dslé pr le vary amin'anana ms je me sentais comme 1 poisson mort tampotampoka teo:^)
17. vale ( 10/07/2007 22:11)
sitlo: misotro an !:^):^):^):-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
18. sitlo ( 10/07/2007 22:40)
vale> misy tsy amp :!: avec mod [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
za aloha tsy mino hoe 1er amoro izany ny grand amoro, fa izany kosa aza rehefa mba mananika ny 3 na 4 dia mba mila mandini-tena kely fa sao dia ny fomba fiaina mihitsy no tsy mety. :@
19. kanota ( 11/07/2007 08:21)
Olona matanjaka ary mafy loha no milalao fitiavana fa raha malemy saina halahelohelo dia mipetraha tsara.
20. fasaly ( 11/07/2007 19:22)
sitlo:

vale> misy tsy amp :!: avec mod [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
za aloha tsy mino hoe 1er amoro izany ny grand amoro, fa izany kosa aza rehefa mba mananika ny 3 na 4 dia mba mila mandini-tena kely fa sao dia ny fomba fiaina mihitsy no tsy mety. :@



ny ahy mbola mihoatra lavitra bdb noho ireo fa tonga saina aho fa zà no blem ny atony mafy loha sy manakambo ka raha vao olana kely iny defa adaboko zay de aty aoriana vao manenina kely kanefa tsy sahy miverina fa manakambo:?

dia nanjary nanana traikefa aho dia io no lazaiko an'i ianao hoe ny traikefa dia tsy misy maharatsy azy fa afaka misitona lesona bdb avy am lay traikefa nandalo rehetra:-P defa haiko mazay taty aoriana ny tokony natao de mety trara:-P




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1325