Maka lesona sa ahitana olana ny fanaovana sipa mialoha fanam
21. fasaly
(
11/07/2007 19:24)
kanota: tsy hoe kosa hoe milalao fitiavana angamba ny tokony hilazàna azy fa ny fitiavana tsy kilalao;..fa mba hoe tsy tokony hilingilingy hitia olona refa kanosa:-D:-D:-D fa io tsy maintsy misy rombo foana de tsy maintsy hoe rava foana raha samy mafy loha:-P:-D
22. kanota
(
12/07/2007 04:33)
Iray ihany izany e. Rehefa manao fitiavana safosafo mandeha ary tsara fa ny manodidina an'io mila misy saina. Ny sasany mantsy mihevitra fa rehefa manana fitaovana dia mampiady nefa ny atidoho entina miady tsy ampy. Any amin'ny fanambadiana no mieritreritra ny daroka nahazo daloha. Tsy daroka mantsy fa tsirony mamy e=))=))=))
23. ianao
(
12/07/2007 15:35)
fasaly: azo atao hoe tsara vintana ihany ianao, na hoe nahay, na hoe mafy loha araka ny an'i kanota. Fa betsaka ny :snif: amin'ny resa-pitiavana.
Misy fahamarinany daholo izany. Fa raha ny conseil-ko no teneniko dia aleo maka lesona aman'olona toy izy voa vao mihilana.
Misy fahamarinany daholo izany. Fa raha ny conseil-ko no teneniko dia aleo maka lesona aman'olona toy izy voa vao mihilana.
24. zaagasse
(
13/07/2007 08:36)
"Mbola tokony hiverina @ netindrazana ary ve ny Malagasy ka tsy mahazo misipa fa avy dia vady"ny tokony ho ao an-tsaintsika aloha dia mivoatra foana ny fiainana ary miaina izany isika malagasy.ny olana dia ny hoe mivoatra@tsara sa mihamanalavitra ny mety?.tsy afaka ny ijanona@fomba taloha zany tsika,fa tokony hihevitra kosa fa tsy zay fomba any ivelany dia tokony arahina foana satria hoe tia fivoarana tadidio fa tsy ny fandraisana zava-baovaon'ny hafa foana no atao oe fandrosoana fa ny fahaizana manatsara ny an'ny tena ihany koa.raha fitiavana de zao ny hevitro:any ampiandohana enao de tia alona iray nihevitra fa hiara sambatra aminy de nifankatia avy eo misy ny tsy fetezanjavatra de misaraka,tsy misy na iray aza naniry ny tsy ho sambatra raha niarakat@olona iray saingy tsy mety moa ny natao ka an'iza ny hadisoana?fehiny amiko fakana lesona izy rehefa tsy tanteraka hitanao hoe hay zany marina ity fitiavana hirahirain'ny maro ity.tsy hasambarana foana kay no ita ao fa misy ranomaso ao misy vazivazy ao fa misy ady ihany koa.
26. nikopol
(
13/07/2007 09:03)
sady fakana esona ny fanaovana alohan'ny sipa manambady no hahitana volana
27. Jeankely
(
14/07/2007 03:16)
Tsy ny tena zava-nisy kosa no resahinareo. Ny tanora tena milalao fitiavana ary tia hitsapatsapa ny karazany rehetra. Lainga izany hoe vao hitia avy dia mieritreritra fanambadiana amin'izao fotoana izao. Ny fanandramana sy ny kilalao no betsaka. Avy eo anefa lasa ny olana no mitarika ny hoe andeha hanambady ary any antokatrano mbola misy mahatsiaro ny kilalao ka ny vady indray no tsy hita fa ny lasa no hisainana.
28. naughtyboy
(
15/07/2007 10:45)
ny hevitro:Pfahaizana mankafy sy mikolokolo no lesona tsara ndrindra eo fitiavana ,filana anandrana sy itsapa2 midika kilalao..
29. zaagasse
(
16/07/2007 06:03)
"Lainga izany hoe vao hitia avy dia mieritreritra fanambadiana amin'izao fotoana izao" tsy voatery kosa e..ny rehetra ve de ho zany daholo?fa misy ny indro kely.tokony ho par confiance anie ny ifankatiavana e enao ve de hisaina oe sao hilalao fotsiny iny.matetika ny lhl de voadona@fitiavana voalohany..ka rehefa zay no mitranga de miova ny fisainany aty aoriana fa any am-piandohana izy de tena tia ary tena amour vraie mihitsy io.
30. Jeankely
(
16/07/2007 06:06)
Aza mampiresaka ry zaagasse a! Tia andranandrana ny lehilahy ary tiany tsapaina daholo ny rehetra. Aza adino fa efa betsaka ny sendra ny MATOUTOU.
31. zaagasse
(
17/07/2007 14:41)
mba ialana @matoutou de andramana orohana aloha izy ka raha tsy mety de mety ho matoutou zay le sipa.ka ny lehilahy foana zany no diso hoy ianao?mety misy anie ny lhl manana ny marina e.tokony hahay mifankatia hoy aho,mety ho sarotra ve ny mifankatia?
34. Jeankely
(
18/07/2007 10:44)
Tia tsapatsapa fa mbola ahavoa mason'Angatra. Mitandrema ry zaagasse an! Maka lesona etsy sy aroa no atao kilalao.
35. zaagasse
(
18/07/2007 14:55)
an an tsy manao an'zany zaagasse ka.tena serieu aho fa zany oe tena tsifantatrao. vale a:" hahahahahaha hihihihihihi oua...quel charme t'as une charme magnifique ahazoana lesona hehe!!!"
36. princesseN
(
19/07/2007 08:01)
raha ny amiko alo de io arakarak'ilay olona ihany e!misy ny mahatsapa hoe tsara ny manao sipa alou alohan'ny hanambadiana,tsy hitako zay maha ratsy an'izany,misy koa nefa miteny hoe maha be fakam-panahy le manao sipa alohan'ny fanambadiana,mety hisy fahamarinay ihany zay,kanefa zao tsy maintsy hoe mpisipa nge ny olona roa vao lasa mpivady e!tsy misy mintsiny hoe tonga vao mifankahita de atao fiançaille,na atao mariage,raha tsy hoe hiverina @nentindrazana tokoa angamba!
37. Mandefitra
(
19/07/2007 09:54)
Ny manao sipa tsara, fa ny manao firaisana alohan'ny fanambadiana no ratsy ... enfin, matetika ratsy foana, indrindra ho an'ny vehivavy, indrindra ka hoe tsy iny nanaovanao firaisana voalohany iny no ho vadinao avy eo.
Vao maika ratsy moa raha hoe olona efa manambady no hakana lesona ... betsaka no efa tavela t@ io ka aza mandrakandran-doza ...
Andraso ny taona ho avy, mbola ho leo foana ianao ranabavy ... hozy Samoela :lol:
Vao maika ratsy moa raha hoe olona efa manambady no hakana lesona ... betsaka no efa tavela t@ io ka aza mandrakandran-doza ...
Andraso ny taona ho avy, mbola ho leo foana ianao ranabavy ... hozy Samoela :lol:
38. zaagasse
(
19/07/2007 12:46)
ny ahy ndray de tena milaza fa aleo manao sipa.mety ho lasa vadinao iny:tsara be zay nefa raha sanatria ka nisaraka de samy mihevitra fa tsy anjara e.ahoana moa no ahalalanao oe ho vadiko iny raha tsy efa niaraka nareo.rehefa hitanao fa vonona sy matotra ny roa tonta de aroso ny mariage.diniho anefa fa sao enao tia :fa izy toa tsy zany! fa efa ela no novany!fa tsy nasehony anao.de hoe niova ny fitia...,ny tena ratsy de rehefa lehibe vao misary gaigy fa tsy ampy mantsy ny fiainana hita fa raha hitanao fa matotra enao ary tsy hanenina na inona na inona ary na rahoviana na rahoviana de felicitation be de be indrindra ho anao.
39. princesseN
(
19/07/2007 13:34)
mandefitra>ie marina mintsiny zany kah,tena ratsy tokoa le manao firaisana alohan-ny fanamabadiana,ary ny vhv no tena voa mafy @zany ra tsy mitandrina!samy hafa mihintsy izany tokan-trano hoe ny iray mbola virjiny alay vhv sy ny efa tsy izy ntsony,le vhv iray mety anana ny hajany koa2eo @vadiny,tsy haiko alou ra marina zay fa araka ny fihevitro ihany zay nolazaiko zay!:wink:
40. zaagasse
(
20/07/2007 07:43)
marina-nyanao-ry-princesseN-zany-ka-lesona-azo-am-piharina-merci-sambatra-ny-malagasy-raha-toa-anao-dahoo-ok:-*
