Maka lesona sa ahitana olana ny fanaovana sipa mialoha fanam

41. Mandefitra ( 20/07/2007 07:46)
princesseN>Zay mihitsy ange, fa de ho sarotra aloha ny fitazaina zazavavy @ zao satria tsy de nisy zay soatoavina zay teo @ malagasy na hatrizay na zao.
Raha ny foko hindou zao, de efa zay mitsy no rafitra mipetraka hoe, ny zazavavy tokony ho virijiny alohan'ny fanambadiana, ary ny lehilahy manaja tsara zay fomba zay koa ...
Raha de haka lesona ry zalahy zany de mankeny antsena :-P
42. zaagasse ( 20/07/2007 10:20)
eny an-tsena?hividy inona?sa hanontany zavatra...tokony hazavaina kely misaotra.
43. volana1 ( 20/07/2007 12:09)
Jeankely
44. Jeankely ( 20/07/2007 13:40)
Edrey re ry kila Tonaka. Tsy izaho no milaza izany fa ny fahalana ny dikan'ny sipa dia kilalao kivadivady amin'ny tanora. Hafa ny namana hafa ny sipa. Tsy famaritana JK io fa ny fijery ankapobeany. Jereo tsara ny fanazavan'i Zaagasse fa mody ampiresana aloha hoy izy dia any aoriana vao hoe andao hanao dada sy mama kilalao=))=))=)). Ny resaka Indian dia tsy azonao izany ny vehivavy afatsy ny ilay tena hoe makorelina angaha na efa niala amin'ny fombany mihintsy. Raha tia hilalao ny lehilahy dia ny vahiny no lalaoviny. Ny vehivavy Indiana koa tsy sahy manaratsy ny lehilehiny sahala ny ataon'ny vehivavy Malagasy sasany. Ny lehilahy tena sarotiny @ vehivaviny ary matiny raha azony mikasika ny vehivaviny. Ny an'ny Malagasy indray rehefa azon'ny vazaha dia hoy ny bandy hoe mahamay izay ary hoy ilay vehivavy hoe nahazo vola be aho =))=))=)).Azafady fa zavamisy mivantana ireo an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068