any madagasikara di amisy

1. bazylou ( 07/07/2007 22:27)
an'izanyhoe , sady note administratif no decret no loi !!! mahatalanjona an!!:roll::roll::roll:
novalian'i bazylou ny 12/07/2007 00:58
2. kanota ( 08/07/2007 01:30)
ka rarahin'ialahy inona? Izay mahasoa andafy atao. Tsy ialahy no mampianatra ireo mpitsara sy nianatra lalana marobe ireo. Rehefa vazaha mba manakambo ary aza hidirana ny tokatranon'ny Malagasy. Na ratsy io na tsara efa vazaha ianao tsy hita hoe inona no hisalovanana lava. Ny firaisankinanan'ny Malagasy no tianao ravana. Ny Filoha rehefa tonga ny fotonany tsy maintsy lasa fa ny sain'ny Malagasy hatrany no simbainao. Vavan'amboa. Zanak'Arema efa lazaina mila mandraitra molotra.
3. kidkid ( 08/07/2007 06:40)
Aleo @ zay ny gasy haleo tena ry taranaka PADESM isany an! efa ampy ny nanampotehinareo an'i Dago izay!
4. bazylou ( 12/07/2007 00:58)
nivaralila ianao satria izany no takatrin'ny mpanao lalananareo an!! lalanan'ny rajako marina:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1585