ka rarahin'ialahy inona? Izay mahasoa andafy atao. Tsy ialahy no mampianatra ireo mpitsara sy nianatra lalana marobe ireo. Rehefa vazaha mba manakambo ary aza hidirana ny tokatranon'ny Malagasy. Na ratsy io na tsara efa vazaha ianao tsy hita hoe inona no hisalovanana lava. Ny firaisankinanan'ny Malagasy no tianao ravana. Ny Filoha rehefa tonga ny fotonany tsy maintsy lasa fa ny sain'ny Malagasy hatrany no simbainao. Vavan'amboa. Zanak'Arema efa lazaina mila mandraitra molotra.