Bodo sy Njakatiana

1. melody ( 08/07/2007 14:14)
mba mitady ny tonon-kirandry zareo izay manana, ilay hira hoe RESY, misaotra betsaka.:-*
répondu par cutie le 11/07/2007 22:17
2. cutie ( 08/07/2007 15:22)
melody:-*

http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=669
3. ratonga ( 08/07/2007 16:24)
melody: lasa embonembona alahady ariva ngà dronky izany:lol::-*:-*
cutie: ngà tsisy klipy ho jerena, miaraka @ tonikira:-D:-D:-D
4. melody ( 08/07/2007 16:30)
cutie: m'ci akia, ary izaho nijery tao ange fa tsy nahita d izay no nahatonga ahy nangataka e:-*
ratonga: marina mihintsy izany, tsara be io hira io ka, handefasoko ve indry e, hira kalma be izany io:-*:-*
5. cutie ( 08/07/2007 19:18)
ratonga
tsy mahita za koa :-D

melody, iza njay no naharesy an-jy tany ho any e :-D
6. melody ( 08/07/2007 19:59)
:-$ :-D:-D:-D
7. cutie ( 08/07/2007 20:03)
anjay
bitsibitsiho aza :-D
8. melody ( 08/07/2007 20:05)
indry mbola hananako bitsibitsika:-D:-D:-D:-D
9. cutie ( 08/07/2007 20:06)
ataoko trosa akia a:-D:-D:-D:-D
10. melody ( 08/07/2007 20:15)
izaho tsy tia crédit:-D:-D:-D
11. cutie ( 08/07/2007 21:11)
hiihihhhi
ka mbola tsy manan za zao koa :-D
12. faxkely ( 09/07/2007 08:14)
Ity retsy le tononkira an de ataovy mafy tsara ny feo refa mihira

RESY
Tsy handoka intsony aho
Tsy hiteny firy aho
Fa izay hitako hatrizay
Lazaiko teny iray
Izaho koa efa may
Fa babonao tokoa
Ity fo maniry soa
Ka mba aza odianao
Odianao tsy hay fa sao
Ho lasa adala eo

Resinao resinao tokoa anie aho
Resinao babo tokoa
Resinao resinao tokoa anie aho
Tsy hay intsony moa ity tenako
Fa izaho dia vonona ho anao
13. melody ( 09/07/2007 10:16)
faxkely: misaotra e, ary ataoko henonao tsara miintsy rhefa mihira zah:lol:
cutie: manana akia indry tena fantatro mihintsy:wink:
14. cutie ( 09/07/2007 13:05)
cutie: manana akia indry tena fantatro mihintsy

:oops::oops::oops::oops:
de aiza @ zay aza ny an-jy sa atao trosa koa :-D
15. melody ( 09/07/2007 20:19)
tsy manao trosa hoa za, efa lasa any ka!:wink:
16. cutie ( 09/07/2007 23:49)
zany ve :D
17. melody ( 11/07/2007 09:21)
raha tia koike indry dia ity misy iray ihany koa, somary mitsinjaka kely an

http://www.dailymotion.com/relevance/search/koike/video/xjqmm_koike-horake/1
18. cutie ( 11/07/2007 22:17)
tsara koa :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379