zara raha naharesy

1. bazylou ( 08/07/2007 23:14)
http://www.rugbyinternational.net/
ny maki
novalian'i totty ny 09/08/2007 15:57
2. Rasiligaoma ( 09/07/2007 03:19)
efa naharesy aloha ko..
3. Balack ( 10/07/2007 11:50)
Aza mba atao hoe zara raha naresy kosa e!
Ny maki nge efa mba tafakatra finale e!, itantsika tsara reny nanaovana gafy tany Frantsa reny,aiza ka eny ambony laneige no manao baolina,natahotra antsika manko ny Maraoka t@reny ,de natahotra koa nt AFSud de reny tsy tonga reny e!
Zay aloha fa de mankahery ny MAKI mba ho tonga hatr@ farany e!Ny kitra efa tsy hanjary ihany,@ jeu des iles e!
4. vale ( 10/07/2007 17:12)
bazylou:

http://www.rugbyinternational.net/
ny maki

lol rehefa kamo hanazatra tena ve tsy izany no lalany , resaka ny aho izany fa arahabaina izay maharesy! Vive "Les Maki"!!:-D


5. jijaman ( 13/07/2007 10:16)
tokony ny maki de mada no tohanana tsara fa tsy ny Barea de mada izay hita fa tsy misy vokany firy io.Ampetraka ho any mpitondra fanjakana izany teny zany ah
6. bazylou ( 13/07/2007 23:56)
ekena daholo izany nefa tena ambovotra loatra ilay score e!! mety hivadika io amin'ny retour, sady raha ny fanjakana ve no hianteranao eo, ts tsy ny volona o no ho fotsy eo;; indrindra fa ity hoe le8 ity!! tssssss:-D:-D:-D
7. totty ( 14/07/2007 09:11)
efa sur fa manao demi finale ny maki de mada,ny mihaona aminy dia ry zareo avy atsy cote d'ivoire,izany hoe efa azo lazaina fa manao ny lalao famaranana izany ry zareo
8. miou ( 26/07/2007 07:40)
mba efa grand kosa ny maki eh!
in no mba mampalaza atsyafrika ambon'io ?
barea ve?
9. totty ( 09/08/2007 15:57)
maki de madagascar izao dia handeha ho any marsseille amin ny volana septembre ho avy izao raha sitrapon andriamanitra,hiatrika ilay atao hoe grand gala ny ekipam pirenena malagasy ,izay angamba vao nisy izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2006