Taiza, taiza indray ianao?

1. xxx ( 05/07/2007 17:05)
Hira ohatra iray no hapetrako eto dia ianareo no angatahako mamaly azy @ hira hafa mety hamaliana azy. Izao ary:

Taiza, taiza indray ianao?
Taiza , taiza mba lazao?
Taiza, taiza, taiza? laza a ao
novalian'i Lantoer ny 19/09/2007 23:26
2. Bita ( 05/07/2007 17:08)
Tohizako izany an?

Teto am-baravarankely aho no nitazana
.................maintso mavana
................mboron-kely
...............

Teto aho, niezaka hatrany
Hanadino anao ihany
Nefa tsy nety fa, mbola nampatsiahy anao
Teto ambaravaran-kely.........
3. cialaurie ( 05/07/2007 17:41)
tsy haiko ny manohy an'ilay varavarakely
ito misy tohiny hafa

....teny ankodomirana eny izy
mibaby fehina hazomanga
hody indray any antanana
ho donakafo n'ambiansy....
4. Bita ( 05/07/2007 17:55)
Dia ho tohizako @ ity indray hoe:

Donak'afon'ampombo
Tsy mba misy hafanana
F'izy efa nandoro ny vatako tia
handraisako anao ..........

Dia tsy haiko intsony koa fa anareo indray,hafa koa
5. cialaurie ( 05/07/2007 18:41)
lasa izao

...anao irery aho , anao hatrany2
anao ka matokia , raha mbola eto antany
atolotro anao ny fianako rehetra
atolotro anao , anao tsy misy fetra...

:P petatoko
6. tslem ( 05/07/2007 19:08)
....ho anao ity hira ity
foiko ho anao, omeko anao
raha tsy ho eo aho, tsy anilanao
ity hira ity tsy ho esoriko aminao

mba mety ve?:D
7. pissoa ( 05/07/2007 19:18)
ary asio le feo faharoa
mbola tsy hahafoizako anao !

:-D:-D:-D
8. cutie ( 05/07/2007 21:07)
.........Ny feonao ny teninao, ny hiranao no hirako.
Tiako ianao,
Fa rivotra mahery mifofofofo anatiko ao
Ny tambitambinao safosafonao
Mamiko.:lol::lol::lol::lol::lol:
9. bidagda ( 05/07/2007 22:21)
ty tamy aho raiko malala ô!
raiso ny tanako
10. cutie ( 06/07/2007 03:02)
tantano aho
ianao ny sitrako
tantano aho ........
11. imeva ( 06/07/2007 03:52)
nde ho tantanako
ny tananako ho tanako
ambia izany zanako
12. tslem ( 06/07/2007 07:25)
ny zanako mantsy ka zanako
izy no hany fananako
izy no tompon'ny aiko
mpandidy sy tena mpibaiko ô
nilomako rano tsy tiana
namoizako ireo fahoriana
niankinako rindrina irery
ka tsy nilàko mpijery...
13. nathie86 ( 06/07/2007 07:28)
Ny foko ouuu
mitonia aaaa
mitoniii ra sendra alon-dranouuu
14. mandrindra ( 06/07/2007 09:34)
isekely ihany no mba mamiko
faniriko hatry ny ela be
15. nikopol ( 06/07/2007 10:13)
Efa ela aho no niandry izao fotona izao
Hatr'izay aho tsy tafandry fa nitalao

Zava-pona eh!! ny miaina
Maizindalana aho raha toa ka tsy eo ianao

....
16. booboo ( 06/07/2007 10:22)
Ianao no nofidiko, re rahavana
Nomeko fitiavana

...
17. tslem ( 06/07/2007 10:34)
fitiavana rano velona
loharano lalina...
18. sitlo ( 06/07/2007 12:57)
wainina eo tena
19. mandrindra ( 06/07/2007 13:18)
pihako hatramin'ny konntera eo annn
20. cialaurie ( 06/07/2007 13:35)
aaan, c'est le bon c'est le bon
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4648