Taiza, taiza indray ianao?

21. sympa ( 06/07/2007 14:11)
:-D:-D
22. mandrindra ( 06/07/2007 14:24)
ianao nanisa kintana
izaho nibanjina ny tany
dia izaho somary niala
ianao niantso hoe avyyyyyyy
23. ianao ( 06/07/2007 14:32)
Avy mangataka izahay
ra izahay ra izahay
24. mandrindra ( 06/07/2007 14:38)
omeko anao tsisy fetra
ny fitiavako rehetra
25. ianao ( 06/07/2007 14:56)
ny fitiavako anao
otran'ny elanelan'ny tany sy ny lanitra
ra ny fitiavana no misy fady
de za le gadra tsy tan-dalàna
hanolotra an'ze tsara
hanao ze retra mety
fitiavana lalipaka
otran'i romeo sy zilety
26. mandrindra ( 06/07/2007 15:49)
ndeha hiaraka isika hanadino ny andro maraina
fitiavako anao tsy zaka bataina
ny jiron'ny foko, mitsilopilopy
iandrasakao anao ho fafazanao toky
27. ianao ( 06/07/2007 16:04)
aza mba manary toky y
fa any ambadika any ho any
misy olo-mahatsiaro
mahatsiaroa anao lalandava
28. cutie ( 06/07/2007 16:16)
Mahatsiaro anao foana aho
Isaky ny maraina ny andro
Mahatsiaro anao foana aho
Isan'andro isan'andro
29. mandrindra ( 06/07/2007 16:26)
malahelo isan'andro, isan'andro
mitomany mahatsiaro azy foana
indrindra anie rehefa mody masoandro
somambisamby eny antampokavoana
30. cutie ( 06/07/2007 16:29)
Omeko anao mba hanjakanao ny habakabaka
Ny kintana azoko hakana hataonao firavaka
Na ny masoandro aza sakanako tsy hatory
Mba hanome hafanana sahaza ny fonao oriory

31. ianao ( 06/07/2007 16:36)
oriory ny saiko
mieritreritra an'ialahy
Mitotototo isan'andro
miady amin' izao fiainana izao
32. bidagda ( 06/07/2007 16:53)
mampalahelo raha ny mpanamaina no migadra
mampalahelo raha ny mpanamaina no gadraina:twisted:
33. mandrindra ( 06/07/2007 17:42)
cutie, tena tonga dia tampina ny dômiko fa io ilay mba fy sy mamy amiko, nofinofy
34. Stretch ( 06/07/2007 18:09)
nofinofin'adala nofina vendrana
Tsy quoi mety mbola hisy izany, iza no hahalala iza?
Tsy maintsy misy fotoana hialana eto mankany am'PARADISA [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/B%E9b%E9s/bebe-danse.jpg[/IMG]
35. ianao ( 06/07/2007 19:03)
paradisa an-tany
ny antsika sy ianao ry malala
fitiavana tsy ho lany
ataontsika tsy hanan-tsahala
36. cutie ( 06/07/2007 19:35)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 06-07-2007 19:42:34
Lohateny : Re : Taiza, taiza indray ianao?
cutie, tena tonga dia tampina ny dômiko fa io ilay mba fy sy mamy amiko, nofinofy

:-D:-D:-D:-D
efa haiko mitsy :-D
37. Stretch ( 06/07/2007 20:19)


ny andry saka ko manova feeling fôna :x
38. wooda ( 06/07/2007 21:53)
ivelany ihany fotsiny ireny
tsy avy ao am-po sanatria
ary averiko ombieny ombieny
azafady aza tsiny
39. wooda ( 06/07/2007 21:55)
xxx-->niezaka aho mba ho fantatrao
Oh oh oh
ka aza tsiny tsy fanahy iniana
mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana :-D:-D:-D:-D
40. wooda ( 06/07/2007 22:23)
Stretch:

Tsy maintsy misy fotoana hialana eto mankany am'PARADISA [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/B%E9b%E9s/bebe-danse.jpg[/IMG]



isika rehetra "qu'on soit bénni ou qu'on soit maudit" (Michel Polnareff) :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0778